Fa maninona ny bandy no tia vavy antitra

21. gabidemony ( 21/03/2009 11:38)
VOLA io Bainina ah! @voalohany avy eo ra ela miaraka aminy de
tsy maintsy misy fitiavana kely ao :roll:

Misy bandy fantatro zay aty 25ans lery, mpanamaina lery io sady tia mirevy be
de nanadala ramatoa italianina zay tazy tany @ boaty, 52ans izy io de niaraka, sady misy sòsy no mam-pirevy ze tin'lery 8) tonga de lafatra eh!
Fa ny mapome lery t@ voalohany tsy tia an'io ramamany io de menatra rehefa orokoron'ny le vevavy lery eo amason'ny olona na eo amason'ny sipakely mitovy taona aminy,fa rehefa nande teny ny fotoana de misy fitiavana ihany.

KA TANDREMO
22. gabidemony ( 28/03/2009 12:37)
LE IZY SòSY @ VOALOHANY fa tsy misy zany hoe miaraka @ na vavy antitra tsy manam-bola zany
23. Papoose ( 03/04/2009 02:03)
kotobekibo:

Papoose:

sao de mba tsara andramana aza zany ry kotobekibo :-P


efa nanandrana zà kah! ary tena nilay , andramo anie e!
ny loooza d lasa tsy d miraika @ sipa 20ans ireny intsony avy eo , indrindra fa ny -20 taona . :-P



reny no tena fressssssssssshhh


:-P
24. fitia2006 ( 21/04/2009 15:19)
hoy ny baiboly oe tokony omby mitovy no mitondra zioga iray ka anjaran'ny tsi11 ny mijery izay sahaza azy fa ra ny hevitro aloha ra 20ans enao mba sarotra ihany hiaraka @ vevavy 50 ans e asa anefa , ka ra tsy tafiala fa lasa vadiny de sahy ? ra eny tsy maninn e
25. Djhamhal ( 29/05/2009 08:51)
Ika>Raha voankazo izy de zay, mamy rehefa antitra sy maina tsara fa raha zavatra mambody ( oh: mangahazo, bageda ) izy de maniry hazo raha antitra loatra
; Tena mahalatsaka ahy nareo rankizy ! marina moa zany! =)) =)) =)) =)) =)) ka le maniry hazo zany inona? misy fakany zany any???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4671