anaka KALACK tsy afaka milaza izany ianao ,isika no mpanao anio ,ny site zay mpnohana antsika dia tsy mahazo olona firy intsony, ary mifanohitra @ zany ito site serasera ito ndray dia mihabetsaka andro aman'alina ny mi-connect ato ,dia tonga ho azy ilay fihalonana sy gafigafy anaka , ny ato @ foibe dia efa mahalala an'io (l) (l)
Fa isika ve no miady sa hiady ho an'ny tanindrazana e????????
Efa hatry ny omaly aho no niteny an'io hoe ny mpiandany amin'ny ra8 ange ka tsy mahataty ady hevitra eo ambony latabatra fa sinema fotsiny le hoe vonona hiady sy hifanakalo hevitra aho e.