MAHATSIARO RESY NY TIM DE COPIE-COLLER NO HANALANA AZY

1. KALACK ( 05/03/2009 14:29)
hita be izao fa resy amin'ny adi hevitra ato ny Tim de ny copi-coller sisa no handravany ny dinika,mbola aiza no hanaovan'ny Tgv anareo anefa
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:24
2. TEGEVE ( 05/03/2009 14:40)
anaka KALACK tsy afaka milaza izany ianao ,isika no mpanao anio ,ny site zay mpnohana antsika dia tsy mahazo olona firy intsony, ary mifanohitra @ zany ito site serasera ito ndray dia mihabetsaka andro aman'alina ny mi-connect ato ,dia tonga ho azy ilay fihalonana sy gafigafy anaka , ny ato @ foibe dia efa mahalala an'io (l) (l)
3. Mirananirina ( 05/03/2009 16:39)
Fa isika ve no miady sa hiady ho an'ny tanindrazana e????????
4. essera ( 06/03/2009 05:24)
Mirananirina:

Fa isika ve no miady sa hiady ho an'ny tanindrazana e????????


Efa hatry ny omaly aho no niteny an'io hoe ny mpiandany amin'ny ra8 ange ka tsy mahataty ady hevitra eo ambony latabatra fa sinema fotsiny le hoe vonona hiady sy hifanakalo hevitra aho e.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3695