STAR THB TSY HISY INTSONY NOHO NY SITUATION POLITIQUE
1. Andribe
(
24/02/2009 13:47)
Hiala eto madagasikara ny THB satria tsy milamina ny politika malagasy. Hiala hifindra any Maurice izy efa voavarotra ny carte de production ary manomboka mandroso ireo usine vaovao any maurice. Hiena ndray ny kil ra8 sy andry tgv fa lasa ny mpisotro bex =)) =)) =)) =)) =))
répondu par patrick2002 le 25/02/2009 13:40
2. salopard
(
24/02/2009 13:53)
misaotra e!
mba handeha @ izay ny betsabetsa sy ny toaka gasy, ary ny galeoke produit gasy e!
rano sy ala no ady eo
fa sao msy any ry andrybe a!
mba handeha @ izay ny betsabetsa sy ny toaka gasy, ary ny galeoke produit gasy e!
rano sy ala no ady eo
fa sao msy any ry andrybe a!
3. yuka
(
24/02/2009 13:55)
efa t@ 2002 reo no nilaza hiala toa mbola ao foana atramizao!!
Maurice tsy lavitra ka! manafatra nareo raha te hisotro!!
sady tsy ny hanafatra avy any ivelany ve no tadiavinareo ee!
zany ihany manko no antony nandorana ny MAGRO :-D :-D :-D :roll: :^) :^)
Maurice tsy lavitra ka! manafatra nareo raha te hisotro!!
sady tsy ny hanafatra avy any ivelany ve no tadiavinareo ee!
zany ihany manko no antony nandorana ny MAGRO :-D :-D :-D :roll: :^) :^)
4. Mirananirina
(
24/02/2009 13:57)
Tsara izany rehefa tsy misy intsony ny THB.Mandany ny volan'ny gasy fotsiny.
Ary ny Toaka rahoviana??????????
Ary ny Toaka rahoviana??????????
6. ainaheri
(
24/02/2009 14:09)
D iza mou no ahazo tombony @ zany voalohany?? Niaritra ihany izy nandritra nitondran-dra8 zay,fa saingy tsy zakany tsony ilay pression...Handihy helika @ zay zany ny classiko sy ny tariny,otran'ny ppn iany io eeeeeeee :-P
7. andrywui
(
24/02/2009 14:26)
samy responsable voalohany amini alo na ra8 na ny tgv fa tsy misy afamiala amzany e
9. xxx
(
24/02/2009 14:37)
D iza mou no ahazo tombony @ zany voalohany?? Niaritra ihany izy nandritra nitondran-dra8 zay,fa saingy tsy zakany tsony ilay pression...Handihy helika @ zay zany ny classiko sy ny tariny,otran'ny ppn iany io eeeeeeeeary toa somary lafo kokoa ny classiko mihoatra @ star sa tsia?
10. patrick2002
(
24/02/2009 14:55)
efa betsaka ny pression natao ny STAR ,fa mbola tsy nikatona izy ,namoaka lalana Ravalo fa tsy azo hatao ny manao pub ny boisson alcoolique ,ny chiffre d'affaire ny THB anefa dia ny fivarotana labiera no 65% ny ,lasa indray ny STAR nanao labiera sans alcool izay hitazomana ny PUB ny labiera THB ,avy eo nanangana ekipa foot ,THB
@ izao izany izy nanapa-kevitra hiala fa te hanaraka ny ara-dalana ,tsy te hitarika olona eny @ 13 mai koa ,VIVE le ARA-DALANA.
@ izao izany izy nanapa-kevitra hiala fa te hanaraka ny ara-dalana ,tsy te hitarika olona eny @ 13 mai koa ,VIVE le ARA-DALANA.
13. lemenakely
(
24/02/2009 18:54)
Andribe:
Hiala eto madagasikara ny THB satria tsy milamina ny politika malagasy. Hiala hifindra any Maurice izy efa voavarotra ny carte de production ary manomboka mandroso ireo usine vaovao any maurice. Hiena ndray ny kil ra8 sy andry tgv fa lasa ny mpisotro bex =)) =)) =)) =)) =))
Lainga izany e , zavatra firy milliards ny chiffres d'affairesn ny STAR eto MADAGASIKARA? Ary koa ireo investissement nataon ny vazaha , donc impossible
15. Andribe
(
24/02/2009 19:13)
tsy lainga zany io fa tena kozy kosa ndana mankany @ star dia manontania fa tsy afenindry zareo mihintsy io resaka io an :-D :-D :-D :-D :-D :-D . Tsy mahazo misotro thb tsony hono ny gasy fa manjary miady lava =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. Noue
(
24/02/2009 19:21)
ialahy ity oa leisy tsss ! be vazivazy tsss ! sao dia madama kosa leisy no nandidy jadona an'lahy tsy mahazo misotro BBX tsony klet'ieee ??? =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. andrywui
(
24/02/2009 19:34)
Tena marina letsy zany ry Noue a !! mety vao mis fofony kely lepapa de voan'ny tsongo sofina de manao alelon'ny tsy misotro !! Fa ovay tokoa letsy ny PS anlah ry androbe fa otran'ny mitady hangalatra ny ahy zany a! fa elah tsy ho izah ary zah tsy ho elah mihitsy satria zah tsy mbol voatsongo sofina tam bex zany !!
18. fijo
(
24/02/2009 21:16)
tsy misy bek's mial aizany e,niova ny tsirony (niha ratsy) fa mbola mikarokany hanatsarana azy ry zareo izao,satria ny alema hiditra hanao bek's ao ambatolampy koa.
19. Andribe
(
24/02/2009 21:23)
sao dia mba nifangaro t@ ronono tiko kosa le izy de nivadika ny tsirony =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. andrywui
(
24/02/2009 21:57)
ay ay ay !! Andribe
sao dia mba nifangaro t@ ronono tiko kosa le izy de nivadika ny tsironytandremo lesy lety fa tonga de poison soamatsara mits ny ronono sy ny bex miaraka sotroina a !! sao ho daitra amin tendany eo klé annn ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
