STAR THB TSY HISY INTSONY NOHO NY SITUATION POLITIQUE

21. Andribe ( 24/02/2009 22:02)
andrywui:

ay ay ay !! Andribe
sao dia mba nifangaro t@ ronono tiko kosa le izy de nivadika ny tsirony
tandremo lesy lety fa tonga de poison soamatsara mits ny ronono sy ny bex miaraka sotroina a !! sao ho daitra amin tendany eo klé annn ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^


asaivo handraman i andrywu sy le mpanao politika rehetra jerevana

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. andrywui ( 24/02/2009 22:15)
Rah zavatr haf les andribe mety ekeko fa ra hipiriritr ts ankijann kosa aleo ihan ts misy fa ho fatin tendako ah zan amlah ? azafad lets ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
23. tafondro ( 24/02/2009 22:40)
andrywui:

Rah zavatr haf les andribe mety ekeko fa ra hipiriritr ts ankijann kosa aleo ihan ts misy fa ho fatin tendako ah zan amlah ? azafad lets ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^

Na dé tsy mitovy aza ny camps politique -tsika ra andrywui ,dia akamako ianao @ izay bex +ronono = wawa zay ,tsarà revy @ manaraka ! tsy akihato.

24. andrywui ( 24/02/2009 22:49)
Ra bex fots lets ry Tafondro de izy aho fa rah mbol asiana ronono otran'ny ra -andrybe de tena tsofiko rano ianareo mtsam mazotoa kléé !!!! :-D :-D ^:^ ^:^ =D> :-@ :-$
25. tafondro ( 24/02/2009 23:00)
fantatro tsara ny @ izany bex +ronono zany hoa aminao .
26. rangorivao69 ( 25/02/2009 02:09)
raouioui> ajanony leity ny toaka refa tsy zaka :-D :-D :-D
27. patrick2002 ( 25/02/2009 13:40)
Lainga izany e , zavatra firy milliards ny chiffres d'affairesn ny STAR eto MADAGASIKARA? Ary koa ireo investissement nataon ny vazaha , donc impossible

Ka efa loza anie no hataony Ravalo amin'ity societe ity ralemena eh! izy tsy te hanao politika hoatry ny Andry TGV dia voatery miaritra ny ngdiny eo jereo fotsiny ity nolazaiko ity
efa betsaka ny pression natao ny STAR ,fa mbola tsy nikatona izy ,namoaka lalana Ravalo fa tsy azo hatao ny manao pub ny boisson alcoolique ,ny chiffre d'affaire ny THB anefa dia ny fivarotana labiera no 65% ny ,lasa indray ny STAR nanao labiera sans alcool izay hitazomana ny PUB ny labiera THB ,avy eo nanangana ekipa foot ,THB
@ izao izany izy nanapa-kevitra hiala fa te hanaraka ny ara-dalana ,tsy te hitarika olona eny @ 13 mai koa ,VIVE le ARA-DALANA.

Henry Fraise americain ,koa moa no tompony kou! tsy afaka hanao politika mihintsy ,azonao hantsaina ve fa i HILTON izao efa nadaboky ny Henry Fraise fa nomeny an'i Ravalo,
Efa tsy nahazo licence d'exsportation na la vanille i Henry Fraise ,niaraka t@ Etablissement Ramanandraibe,asa rahoviana koa no halainy Ravalo ny Coca cola sy ny SICAM
Ity famille Henry Fraise ity no mba famille colon tsy niala tao madagasikara niaraka t@ Moonlu ,ilay colon vazaha tompony zone industriel eny Tanjobato , rehefa niala tao Madagasikara daholo ny Frantsay investisseur ny 1973 ,miaraka @ legionnaire sy ny technicien Francais.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2964