Ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany
1. Noue
(
19/02/2009 16:16)
*Ny fidirana eny @ ministera tsy midika akory oe azon'ry tgv ny ministera
*Fanjakana misy lalàna i Madagasikara ary tsy zao olona rehetra zao akory dia afaka hanao ny danin'ny kibony oe haka an'zao sy zao eee !!!
*Tsy maintsy ampiharana ho an'ny mpandika lalàna ny sazy mendrika zy
Dia manantena ve ny ekipan'i tgvendrana fa hijanona @ zao ny fanjakana eee ?? dia tsy handray ny andraikiny @ zay izy ??? efa tafahoatra loatra ny zavatra nataony ka dia mihomana eeee !!!!
zany no atao oe ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany !! mais tout a une fin eeee ! dia mihomana aza hijinja ny nafafy eee ! ceux qui sèment le vent forcément récoltent la tempète eeee !!! MIHOMANA EEEE

répondu par Mirananirina le 20/02/2009 17:08
2. Noue
(
19/02/2009 16:18)
tena tempète ilay izy satria ho mazana ny vokan'zao eee ! (fa tsy tempête) io aaa :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui
(
19/02/2009 16:21)
he he he he Noue entimpo be Noue zany androany an !! ndana mitsy alo elah ry Noue misotro rano mangitsy fa sao misy tasioo !!! androany 2 no azo , apitso maka 4 hirekiperena le 3 andro nandamoaka iry ,de ny sabotsy maka 10!! safé zany manana ministera 16isika ry Noue amin'ny lundi miditra miasa amzay !!! ao tsara ny kajy ka !!
7. Noue
(
19/02/2009 16:21)
i tgvendrana aloha comme d'hab dia nitsaoka eee ! fa ireo olona notendreny ny niditra tao @ ministera eee ! ka midika inona zany ??? oe lasany ve ??? tssss
9. andrywui
(
19/02/2009 16:24)
Miarahaba anlaisany aloh eh !! aminizao Fahasoavana be izao de faly aho manoroka anlaisany sady iny ny dimy ee !! de faharoa ! mamangy amin'ny fahoriana tompoko ;de aza misosoka alaelo tsony re tompok nareo fa mionona e!!!! hi hi h i hi hi hi =D> =D> =D> =D> :snif: :snif: :snif: :snif: =D> =D> =D> =D> :snif: :snif:
11. andrywui
(
19/02/2009 16:27)
tsinjo aza mandainga elah an !! ny miaramila sy ny huissier mihitsy no nanatsofa anle gadenas fa tsy nisy namaky birao zany tao ,sady olona vitsy no niditra nandamina sy nijery ny ordi rehetra tao fa ny pokna hendry be tany ivelany be tany daholo !! tena ampahendrena ee!
12. Noue
(
19/02/2009 16:27)
dray dray dray ! tsy misy sorena eo leisy ry zama aaa ! inona moa no tokony ahasorena ahy eo eee ?? izao leisy dia mino fa fanjakana misy lalàna dago aaa !! tsy fanjakan'ny baroa akory ka oe andeha samy hanao ny danin'ny kibony eo eee !!
o l'tia wiwiwi aaa ! sambatra ialahy faly dia mahaiza manararaotra tsara @ zany hafalian'lahy zany fa tsy aharitra leisy io aaa !!!
o l'tia wiwiwi aaa ! sambatra ialahy faly dia mahaiza manararaotra tsara @ zany hafalian'lahy zany fa tsy aharitra leisy io aaa !!!
13. zama91
(
19/02/2009 16:28)
nitsidika fotsiny ve sa nijanaona ao amin'ny ministera ry lerony eh si non mpangalatra anie izany e ,ary ra8 rehefa tsy hanao na inona na inona tokony miala fa tsy mihenahena
14. Noue
(
19/02/2009 16:30)
fa hijanona ao hanao inona eee ??? fa dia ho hitany eo ny valin'ny zany oe mpandika lalàna zany eee !!
16. xxx
(
19/02/2009 16:32)
zama91:
nitsidika fotsiny ve sa nijanaona ao amin'ny ministera ry lerony eh si non mpangalatra anie izany e ,ary ra8 rehefa tsy hanao na inona na inona tokony miala fa tsy mihenahena
Ra8 nareo milalao "voro-maty" ka aleo hihinan'ny fatiny any
Afaka firy taona ny contrat hanarenan'i TGV izao simba rehetra izao ary ? Hanarenany ny toe-karena sy hampana-karena ny malagasy rehetra ?
Aza misy mitomany atsy ho atsy hoe Txx Be ity fa sitrapo ntsika jiaby e
17. Noue
(
19/02/2009 16:34)
molota:fomba fiteny leisy io aaa !! proverbe gasy bee io ee !! ary tena marina io ! sady tena mandaitra eee !!
HENDRY HONO HIHIHIHI :-D :{ :twisted: mampiomehy leisy elah lé
18. zama91
(
19/02/2009 16:34)
io le hoe namono biby tsy nahafaty ka hifoterany rambony ,izao mety ahazo haina be ny tolona eny @ 13mai,aza hitako
19. andrywui
(
19/02/2009 16:35)
tena kozy letsy zany molota fa hendry be tena hendry kosa ny pokna androany zay ka !! sady nomeny kaly daholo ara ny miaramila teo fa tsy nahazo ration tany aminra8 ry zalahy de nanjonetra kely maina molotra kely teo ry miaramila !! farany tezitra le general be tsy nahazo ration de notapahiny le gadenas be de nosokafany aby ny varavarana de nasiany TGV amampolony manao gardes ao fa la gardes Tim kely tao taloha notorahan'ny olona vato de nitsoaka kely any ambadiky ny trano any nitsiritsirika !!
20. Mirananirina
(
19/02/2009 16:40)
Ho hita eo ny tohiny e.Izahay aloha tsy manaiky raha tsy misy ny fifidianana raha tsy izay mihomana ianareo tgv fa ho avy koa izahay haka ny toeranay any.
Raha sanatria tokoa fa ianareo no eo ,dia omena 2 na 3 volana dia alainay indray ny toerana avy eo,samy matanjaka:ny aina misy ny vola misy.Dia ny vahoaka hihinan'ny tadiny eo indray.(2 na 3 volana io =essai).Ho hita eo raha lasa mihinambary daholo ny olona na hihinana fotaka.