Ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany
21. Noue
(
19/02/2009 16:43)
o l'tia zama sy wiwiwi aaa !! na dia oe niditra tao @ ministera aza ry tgvendrana na lazain'lisany oe nahazo ministera dia tadidio fa tsy misy valeur juridique mahintsiny io eee !!! satria ny lalàna dia lalàna eee ! dia mihomana oa ny sazy ho an'ny mpandika lalàna fa tsy maintsy ampiharina @ mpanakorontana ny lalàna eee !!
22. molota
(
19/02/2009 16:44)
TSY MISY MPANDRESY EO ARY TSY MISY HO RESY fa aleo hitoy ny tantara ary ny hoavy no hitsara, an'leisany fôna anie ny allé éé! :-D :twisted:
23. Noue
(
19/02/2009 16:47)
o l'tia ry wiwiwi aaaa ! fa lasa nitsaoka taiza indray ny tgv lahy androany eee ???
24. andrywui
(
19/02/2009 16:47)
Aza mitomany moa Mirana ! ny faharesena anie mpanjo ny olombel e!! fa mamangy anao alou aho ry Mirana !! mamangy amin'ny fahoriana tompoko ! ndreto izahay tompoko !! mionona tompoko !! (azafady mbl tsyzay) misy fomba tsy hitaze maharatsy azy ty tompoko omena an'i Mirana ka de mionona hianareo tompoko !! fa ny ministera efa 1ere efa ho fonosina izao fa ny ministera vao2 ndray no ho velona ao !!! hi hi hi hi aza tezitr amiko eo ndray Mirana an !!!
26. kidoropamba
(
19/02/2009 16:50)
Manan safidy ity Noue ity: Na pehina avy ato @ lohany na asiana kobay eo @ ozan-dohany.
Ny fahavalombahoaka mantsy dia izay ihany no mendrika zy.
RAVALO A: IZAO AN, miatsoaha haingana fa raha tratranay eo dia tonga dia pehinay mafy dia mafy satria fahavalombahoaka.
MANDOHALIA ELA RAVALO ARY MANAOVA AZAFADY @ VAHOAKA MALAGASY. ALEFA E

27. Noue
(
19/02/2009 16:52)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) misy oa dia mirediredy tssss ! handohalika @ inona izy ee ??? tsss
28. Mirananirina
(
19/02/2009 16:54)
za mitomany moa Mirana ! ny faharesena anie mpanjo ny olombel e!! fa mamangy anao alou aho ry Mirana !! mamangy amin'ny fahoriana tompoko ! ndreto izahay tompoko !! mionona tompoko !! (azafady mbl tsyzay) misy fomba tsy hitaze maharatsy azy ty tompoko omena an'i Mirana ka de mionona hianareo tompoko !! fa ny ministera efa 1ere efa ho fonosina izao fa ny ministera vao2 ndray no ho velona ao !!! hi hi hi hi aza tezitr amiko eo ndray Mirana an !!!
inona moa ny hahatezitra ahy?Tsy mety tezitra aho araka ny tenako ,sao tapaka lalandra eo.
Fa iza no maty no mamangy aminy fahoriana ianao.hatramin'irao aloha dia mbola Ra8 no eo.
Az matahotra fa havaliko aminao io famangiana io atsy ho atsy.
29. kidoropamba
(
19/02/2009 16:55)
Tsotra sady mazava hoan'ity FAHAVALOMBAHOAKA ITY: MANDOHALIKA ERY @ 13 MAI MIARAKA @ VADY AMANJANAKA MIFONA @ VAHOAKA. FA RAHA TSY IZANY DIA HITLER NO HIAFARANAO.
ALEFA HOA RAVALO FA ELA NO TENA TSY MISY ILANA AZY EO
ALEFA HOA RAVALO FA ELA NO TENA TSY MISY ILANA AZY EO
30. patrick2002
(
19/02/2009 16:57)
Ianareo mpanohana an'i ra-8 rehetra ireto ve olona tsy manao ny asanareo professionel daholo fa vendrana aby ka matahotra ny hiala eo @ toeranareo rehefa tsy i ra-8 no mitondra eh! ,sa ianareo miara mihinana @ ra-8 eo.
Tsy mba nihevitra no ampiadiana fa manao famalina pitaty ra-kena aby ,mba hampiakaro famalina mpitery ronono fara-faharatsiny :D :D .
Ny sasany izany mba diplomaty ihany nefa dia manao famalina mpatsaka rano , :oops: :oops:

31. andrywui
(
19/02/2009 17:00)
Tsy hitler letsy notsara ry kidoro fa saddam hussein a!! iny sady afabaraka mihantona eo no daitra soamantsara !!! hi hi hi hi Mirana ho averina aminay ny innn ??? olona nandresy ve ho faizina fa ze resy alou no ampihinananina !! efa nomeko teo i Nouefa i Mirana sisa tsy mbola tena nahazo maharary !! k'ahoana hijannn eo sa hande hatory elah ry Mirana ???
32. xxx
(
19/02/2009 17:05)
KIDORO;tena sareraka mihintsy enao io ny phrase sy ny vavanao dia taimbava ny sareraka tsy maty ambavany
33. kidoropamba
(
19/02/2009 17:07)
Io dia tsy maintsy I saddam Hussein (RAHA TRatrin'ny vahoaka ao) na HITLER (namono tena) raha matahotra ny gadra sy ny fanaboridanana zy eo @ 13mai.
Izaho indray aloha efa specialista raha hanasazy tsy misy fitsarana a. Ao ny tady, ao ny rojo vy, ao ny hazo, maro e....
fa mila mifona loha ary MANDOHALIKA ERY @ 13 MA MANAO AZAFADY @ HALATRA REHETRA VITA SY NY VONO OLONA NATAO.
HABORIDANA @ IZAY MBA HO HITAN'NY OLONA FA TSY MANAFINA FITAOVAMPIADIAN INTSONY.
MAMPITANDRINA AN'ELA NGE ZAHO LEVALO A

34. Mirananirina
(
19/02/2009 17:07)
hi Mirana ho averina aminay ny innn ??? olona nandresy ve ho faizina fa ze resy alou no ampihinananina !! efa nomeko teo i Nouefa i Mirana sisa tsy mbola tena nahazo maharary !! k'ahoana hijannn eo sa hande hatory elah ry Mirana ???a
Omeo teny maharary aho na ompa fa zakako izany.Ary tsy ho hitako mihitsy fa mitapina ny masoko.Ka ahoana????????Hitako ihany ny adalanareo na matory aza aho e??
35. kidoropamba
(
19/02/2009 17:09)
DRAY DRAY DRAY! ENAO ITY MIRANA SADY TSY NIRINA, TENA HOFAIZINDRY ZALAHY MIARAKA AMINDRAVALO ENAO ITY MARINA E
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO FA TENA EFA RAVA NY TSENAN'ELA E
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO FA TENA EFA RAVA NY TSENAN'ELA E
36. Noue
(
19/02/2009 17:11)
xxx:f'ita oa eee ! sady ho tapaka lalandrà eo nihafarany aaa ! efa antitra be loatra sady mampatahotra @ ilay sary ka mandehana aloha maka aina tsara fa ho avy ny valin'zao fanakorontanana lava zao eee !!!
KIDORO;tena sareraka mihintsy enao io ny phrase sy ny vavanao dia taimbava ny sareraka tsy maty ambavany
37. Mirananirina
(
19/02/2009 17:17)
DRAY DRAY DRAY! ENAO ITY MIRANA SADY TSY NIRINA, TENA HOFAIZINDRY ZALAHY MIARAKA AMINDRAVALO ENAO ITY MARINA E
MANDOHALIA HOA ELA RAVALO FA TENA EFA RAVA NY TSENAN'ELA E
Faizo aho e,miandry aho,iza no hanafay ahy voalohany????????????????????IANAO:alefa ary.
38. kidoropamba
(
19/02/2009 17:20)
RAHA VAO MIDABOKA ITY RAVALONDOZA ITY DIA HO HITAN'NY OLONA ETO FA NY SARINAO MITARAINA SATRIA NOPEHANDRY ZALAHY NO APETRAKO ETO.
OKAY???????
MANDOHALIA AMIN'IZAY ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKONA E
OKAY???????
MANDOHALIA AMIN'IZAY ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKONA E
39. xxx
(
19/02/2009 17:25)
mampalaelo be i Mirana ry kidoro fa aoka izy a!! sa ve Mirana hiaraka aminay de miara mandrovitra pataloha eny am 13mei e!!! de hividianana glace !! hany
40. molota
(
19/02/2009 17:30)
TSY MISY MANDOHANLIKA AMNY LAH EO RY KIDOROPAMBA RA TSY HOE NY TGVISTE IHANY NO VAHOAKA KOH :-D :-D :twisted: