Ny hendry mody voky fa ny adala no manesika ihany

41. Noue ( 19/02/2009 17:30)
ho hitantsika eo zany eeee !! iza no hitomany eo !! tsss
42. Mirananirina ( 19/02/2009 17:34)
RAHA VAO MIDABOKA ITY RAVALONDOZA ITY DIA HO HITAN'NY OLONA ETO FA NY SARINAO MITARAINA SATRIA NOPEHANDRY ZALAHY NO APETRAKO ETO.

OKAY???????

MANDOHALIA AMIN'IZAY ELA RAVALO FA TENA TE
ZITRA NY POKONA E

Raha misy mipeka aho dia ianao,ary ts matahotra izany aho.Tany misy fanjakana ny anay.Ka tsy azonao atao amin'izay hitiavanao azy.Na ny misy anao ,ny ordi hanoratanao dia ho fantatry ny mpanao enquete raha ilaina izany.Ka alefaso izay halefa.
mampalaelo be i Mirana ry kidoro fa aoka izy a!! sa ve Mirana hiaraka aminay de miara mandrovitra pataloha eny am 13mei e!!! de hividianana glace !! hany

Tsy mampalahelo mihitsy aho.Fa tataziko daholo izay miseho.
Ianareo mandrahona olona io anie ka misy lalana manameloka izany fa tohizo ihany fa tsara.Averiko indray tany misy fanjakana ny anay.Efa notahiriziko daholo ireo menace ireo
43. Noue ( 19/02/2009 17:36)
Mirananirina:

Tsy mampalahelo mihitsy aho.Fa tataziko daholo izay miseho.
Ianareo mandrahona olona io anie ka misy lalana manameloka izany fa tohizo ihany fa tsara.Averiko indray tany misy fanjakana ny anay.Efa notahiriziko daholo ireo menace ireo
ekena retsy Mirana aaa !! tsy misy mitsaoka eo eee ! isika manana hazondamosina eee !!!


44. andrywui ( 19/02/2009 17:42)
Mirana sy Noue a !!! tsy misy miady sy manao menace zany eto fa elaisany ve adala e !! mpinamana daholo isika no eto fa ny resaka fotsiny no mba atao masiatsiaka !! lasa lavitra be ianreo zany ry Mirana fa milamina ah !! ze tonga eto amin'ny forum eto de namana mpiserasera daholo fa tsy misy anzany fa ny an'i kidoro ane gidran'ny bulldozer fotsiny io entiny io fa tsy maninnn zany io !!! namana daholo iska eto !! zay an !! aza miala eto zany an !!! ok !!
45. Noue ( 19/02/2009 17:47)
tsy misy miala zany leisy eto ry wiwi aaa ! zay anie no nolazaiko an'lahy oe manana azondamosina zahay eee ! ary mitazona hatrany ny hevitray eee ! sady dinika leisy ny eto fa tsisy miady zany aaa ! ny zavatra mahatsiravina ahy fotsiny dia rehefa sendran'ireny mpiteny ratsy ireny eee ! io no mahasorena tsss :-D :-D :-D :-D :-D :-D
46. andrywui ( 19/02/2009 17:54)
Fa hatramzao alou tsy mbol nisy niteny ratsy teto kah ! i Rangory no nanao kely tatsy ambany tatsy fa efa noteneniko mafy nedala !! fa i kidoro jamais tsy miteny ratsy zany io !!! fa be gidraka be io fotsn lery !! sady tsy misy combat physique zany kou eto fa combat taimbava sy hevitra no atao eto e !! de ze voa manodididna !
47. Noue ( 19/02/2009 18:01)
sady mahatanty taimbava aaa !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
48. Noue ( 19/02/2009 19:09)
patrick2002:

Ianareo mpanohana an'i ra-8 rehetra ireto ve olona tsy manao ny asanareo professionel daholo fa vendrana aby ka matahotra ny hiala eo @ toeranareo rehefa tsy i ra-8 no mitondra eh! ,sa ianareo miara mihinana @ ra-8 eo.
Tsy mba nihevitra no ampiadiana fa manao famalina pitaty ra-kena aby ,mba hampiakaro famalina mpitery ronono fara-faharatsiny :D :D .
Ny sasany izany mba diplomaty ihany nefa dia manao famalina mpatsaka rano , :oops: :oops:
ianao nga velona raha tsy nisotro ronono eee ???tssss


49. fijo ( 19/02/2009 20:58)
aleo vava ihany ka,na hifanaikitra aza tsy olan a,fa rah amety moa aleo mifanoroka
50. Noue ( 19/02/2009 21:15)
:-D :-D :-D :-D :-D soahiany oa eto fa tsy azo hanaovana totondry eee !! :-D :-D :-D :-D
51. patrick2002 ( 19/02/2009 21:39)
molota:

TSY MISY MPANDRESY EO ARY TSY MISY HO RESY fa aleo hitoy ny tantara ary ny hoavy no hitsara, an'leisany fôna anie ny allé éé! :-D :twisted:



zay mihintsy tsy misy mpandresy tsy misy resy ,fa aoka samy hitazona ,ny heviny ,ohatry ny ianareo Ravalomananiste rehetra milaza fa ny mpitondra tsy maintsy mangalatra fa aza mikorontana , dia tano izay hevitra izay na iza no mitondra na iza .
Ny ahy izao rehefa mpitondra mangalatra dia tokony miala ,na dia korontanina @ tsy ara-dalana aza dia teneno izaho rehefa misy tsy mety hataony TGV fa hanohitra azy izao , fa tsy ianareo Ravalomananiste indray no hanongana an'i TGV @ tsy ara-dalana ka hilahitra eny @ 13 Mai. :D :D :D
52. rangorivao69 ( 19/02/2009 23:05)
raouioui>EFA MANARAKA NY ANATRO ZA ELAH FA EFA TSY MITENY RATSY,FA RAHA MANONDRANA TY DE ATAOKO MARARY NDRAY ANDROANY ALINA,
HENDRY VE IZY TATO RANKIZY???
EFA NIFONA FA AOKA IHANY :-D :-D :-D

53. Papoose ( 19/02/2009 23:23)
rombohy zalahh!!!
54. fijo ( 19/02/2009 23:54)
TGV anie mpamafa lalana no tena asany e,mamafa ny lalan ahidiran'i ratsiraka fotsiny io.
55. patrick2002 ( 20/02/2009 02:00)
aleo rangahy hamafa ny lalana hidirany Ratsiraka fa tsy quoi ah! ny anahy rehefa miala @ fanandevozany Ravalo ny malagasy rehetra dia izay ihany ,mba aleo izy TIKO mba mandoa hetra ,dia aleo samy handoa hetra daholo.
Izay no nanalana an'i Ratsiraka tei ny fangalarana nataony.
56. fijo ( 20/02/2009 06:00)
de ametraka diktatora iza indray izao???izany DJ diktatiora izany anie ka loza be e.ampandihiziny eo ny firenena
57. patrick2002 ( 20/02/2009 14:08)
Dia hoatry ny izao koa no hiandry azy ,miteny anao izaho ,fa ny naha romotra ny olona t@ Ratsiraka ireny harem-pirenena lasany DECAGON ,sy ny SONAVAM ,ary fanapotehana ny AIR MADAGASCAR sy ny JIRAMA amin'izay ho privatiser-na ho azy mpanohana an-dRatsiraka .
Izao indray ra-8 potehina ny Operateur economique rehetra amin'izay hividy ny vokatry ny TIKO sy ny MAGRO daholo ny gasy , raha hoe miha-mora moa ny vidiny maninona fa lasa lafo .
Isaky ny mi-tel any Madagasikara dia miha lafo ny zavatra fa lasany ra-8 ,lafo be izao ny hazo aty hanaovana trano ,fa tsy mahazo permis d'exsploitation ny operateur fa ny zanaky ra-8 ihany no afaka manao an'izany ,tsy misy mpividy ny vanille fa tsy misy afaka manondrana intsony fa ny MAGRO ihany ,nefa izy tsy mividy ny vanille ny mpamokatra, Tsy misy client intsony ny hotel nay fa tsy misy intsony ireo olona mpividy vato fa lasany ravalo .
Izany foana no renao ,mampalahelo.
58. Noue ( 20/02/2009 14:59)
eisyy eee ! efa nilaza anie aho oe mahatatesa ny valiny eee ! kanjo inona tokotrany eee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
59. Mirananirina ( 20/02/2009 17:08)
Andrywui ,misaora ianao ahy fa tsy namangy fahoriana anao aho toy ny nataonao ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2622