Torohevitra ho an'ireo te hiverina an-tanindrazana

1. ni81 ( 17/02/2009 15:01)
Misy olona mipetraka eto frantsa, tsy manana ttasy ahazoana mijanona eto intsony, dia te hody, nefa tsy ampy ny eo an-tanana.
Indro misy torohevitra izay mety hanampy:
- Manatona ny ANAEM akaiky anao fa afaka mikarakara ny fiverenanao any an-tanindrazanao izy, manao ny famandrihana ny billet sy mikarakara ny lafiny rehetra mandra-pahatonga any @ toerana hodianao.
- Afaka mahazo fanampiana ara-bola koa:
3500€ ho an'ny couple
2000€ ho an'ny lehibe tokana
1000€ ho an'ny zaza tsy ampy taona hatramin'ny zaza fahatelo, ary 500€ ho an'ny zaza ambiny manaraka.
Misy koa aza fanampiana omeny hanaovanao vinavinan'asa, ka arakarak'ilay vinavina dia mety ahazo hatramin'ny 7000€.


répondu par Ratoa le 16/07/2009 23:34
2. fahamarinana ( 17/02/2009 15:09)
:arrow: ndeha hody za kah... :? (l)
3. Mirananirina ( 18/02/2009 11:17)
Hay ve misy izany e.Dia ahoana ireny voaroka tsy mahazo mitondra afatsy ny eny ankodiny ireny,voa mafy izany.
4. ni81 ( 18/02/2009 12:04)
Hay ve misy izany e.Dia ahoana ireny voaroka tsy mahazo mitondra afatsy ny eny ankodiny ireny,voa mafy izany.
Dia tsy haiko aloha fa ireo no voalaza e!
5. fahamarinana ( 18/02/2009 13:18)
:arrow: samihafa kosa ry miranirina ny tsisy papier voaroaka ka tratra,mazava ho azy fa mody maina...sy ny hoe tsy misy papier nefa manantona io organisme io ..izay angamba ny maha-samihafa azy.,hoy aho an! (l)
6. Mirananirina ( 18/02/2009 13:41)

Dia tsy haiko aloha fa ireo no voalaza e!

Misaotra nizara izay fantatrao e.
samihafa kosa ry miranirina ny tsisy papier voaroaka ka tratra,mazava ho azy fa mody maina...sy ny hoe tsy misy papier nefa manantona io organisme io ..izay angamba ny maha-samihafa azy.,hoy aho an!

Samy tsy misy paps izany e,
7. fahamarinana ( 18/02/2009 13:51)
:arrow: resaka fanampiana no resahako maha-samihafa azy fa ny paiers mazava ho azy fa samy tsisy... :roll: (l)
8. Lejoba ( 18/02/2009 15:28)
ni81 : resaka fotsiny io fa raha mijery ny site-n'ny ANAEM i toi dia misy lista ao. Avoakany ao ny hoe ny olona avy @ ireto firenena ireto dia tsy mahazo fanampiana na mody an-tsitra-po aza; anisan'izany i Madagasikara.
Ilay brochure angamba no nakan'i toi ireo infos ireo, tsy à jour iny sady zarazarainy @ izao fa io @ site io no marina, sao sanatria misy voafitaka. Raha tsy hoe efa tena nahita olona nahazo angaha i toi dia izay indray no tsy haiko.
Mirananirina : ireo mody tsy mitondra n'inon'inona ireny dia ireo olona efa nahazo fandroahana t@ fomba ofisialy (ohatra, ttasin'ny préfecture na tribonaly), fa nisitrika. Raha sanatria misy olona tratra tsy manana ttasy eny an-dalana eny, mbola misy procédures lavabe arahin'ireo pôlisy vao tonga any anaty fiaramanidina iny olona iny. Hafa ny t@ andron'i Pasqua hoe izay tratra eny @ arabe dia raofina dia veloma. :(
9. ni81 ( 18/02/2009 16:05)
ni81 : resaka fotsiny io fa raha mijery ny site-n'ny ANAEM i toi dia misy lista ao. Avoakany ao ny hoe ny olona avy @ ireto firenena ireto dia tsy mahazo fanampiana na mody an-tsitra-po aza; anisan'izany i Madagasikara.
Misy olona fantatro nalefa nody fa tsy nitady ireo fanampiana ireo izy.
Fa koa dia anisany mihitsy i Madagasikara fa mahazo io fanampiana io, dia izany no nahamaika ahy sao misy olona mila ilay izy ka nahita izay nosoratako teto.
Tamin'ilay brochure tokoa no nahitako an'io fa koa eto @ site ANAEM dia manamarina fa anisany i madagasikara:

Algérie - Arménie - Bénin - Bosnie-Herzégovine - Burkina Faso - Cameroun - Cap Vert - Comores - Congo - Congo RDC - Côte d’Ivoire - Gabon - Géorgie - Guinée - Haïti - Madagascar - Mali - Maroc - Mauritanie - Moldavie - Niger - Nigeria - République centrafricaine - Rwanda - Sénégal - Somalie - Surinam - Tchad - Togo - Tunisie - Ukraine - Vietnam
10. Koditra ( 18/02/2009 16:38)
fahamarinana:
ndeha hody za kah...
Tongava fa zà mazoto mitsena eny Ivato. :lol:


Ni81 : Ary tsa mbò misy fanampiana ve ra avy aty Dago no mitsoaka mankany? Zà mantsy mbò te oany. :-D
11. fahamarinana ( 18/02/2009 16:40)
:arrow: misaotra akia ni a,zay ilay tsy ahafoizako anjy e! :-* (l)
12. ni81 ( 18/02/2009 16:54)
Ni81 : Ary tsa mbò misy fanampiana ve ra avy aty Dago no mitsoaka mankany? Zà mantsy mbò te oany.
aza ela ianao, tongava malaky hoy ny hiran'i vola sy noro e :D
misaotra akia ni a,zay ilay tsy ahafoizako anjy e!
:-* :-*
13. fahamarinana ( 18/02/2009 17:09)
:arrow: koditra : raha hitsena ahy tandremo sao ilay fiara mila atosika miakatra avy any ivato iny an... :°) (l)
14. ikaretsaka ( 18/02/2009 17:39)
Ny 2cv an'i koditra mbola mahavita tana toliara via tamatavy tsara ka... raha tsy hoe tapaka rotule na retrovizera eny marozevo sy any atsimon'ambalavao angaha
15. fahamarinana ( 18/02/2009 18:33)
:arrow: ika :mampanahy ihany ilay eo marozevo kouh :) (l)
16. Koditra ( 19/02/2009 15:45)
Ika : Mbola ho anontaniana kalou fa sao dé poids lourd Faha ka manapaka suspension. :lol:
17. kelly13 ( 19/02/2009 17:24)
io koditra io klou d tsy ahazo ilay 850millions d'euros e, hihihi

azafady ni81 fa somary hs kely za fa tena tsy aritro tsony hahahaha
18. kelly13 ( 19/02/2009 17:25)
handova mantsy fa tso ahazo e, diso
19. ni81 ( 19/02/2009 17:35)
io koditra io klou d tsy ahazo ilay 850millions d'euros e, hihihi
azafady ni81 fa somary hs kely za fa tena tsy aritro tsony hahahaha
tsy olana akia a :)
20. Koditra ( 19/02/2009 17:40)
zafady Ni81 fa tsy maintsy mbò amaly kely an lé hs zà a.
Kelly13 : hihihi, ra maazo enao dé mbò kambanatsika a. Kouny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3603