Torohevitra ho an'ireo te hiverina an-tanindrazana

21. fahamarinana ( 19/02/2009 19:50)
:arrow: koditra : poids lourds ngaha no betsaka any...sao tsy 2cv fa ilay 4l mety hitapaka 2 ratsy soudure ireny ?..
ni81 : reo 2 ireo ihany (keliterezy sy koditra ) no mpamala-kira mpanao hs teo an...:-P (l)
22. Koditra ( 19/02/2009 21:42)
kelly13: ndò tsika ifampibitsibitsika ary @ sisitosy ary fa bedy. :lol:
23. soanja ( 20/02/2009 05:24)
Ny ahy izao ireo olona manana ireo volabe ireo avy any Mada no tiako mba tsenaina eny amin'ny fihatsonana sao mba mahazo anjara aho. CDG ve no ahatongavan'ireny avy any Dago ireny sa Orly e? Indrindra le tanora lahy be vola be iry e! Aleo njay aloha hanotsa ny sipa.
24. ni81 ( 20/02/2009 06:38)
ni81 : reo 2 ireo ihany (keliterezy sy koditra ) no mpamala-kira mpanao hs teo an..
raha omen-tsika fanafody kibo zany izy ireo dia mety ho sitrana e! :-D :-D Ravin-goavy mantsy dia efa mety e :lol:
25. Koditra ( 20/02/2009 17:08)
Mbola miandry lé fanampina fa tsy miteny anlé sifra Ni81 oe òtrinn le izy.

Faha : amboaritsika ny fiaramikodia refa azo ny sòsy.

soanja:

Ny ahy izao ireo olona manana ireo volabe ireo avy any Mada no tiako mba tsenaina eny amin'ny fihatsonana sao mba mahazo anjara aho. CDG ve no ahatongavan'ireny avy any Dago ireny sa Orly e? Indrindra le tanora lahy be vola be iry e! Aleo njay aloha hanotsa ny sipa.
any Orly no fotòna, sady zà ko zò mila otsa sòmatsara mitsy @zao fa vizaky ny erinandro. :lol:
26. Papoose ( 20/02/2009 20:47)
aiza tsara hoe le misy ny vola???toa tsy mba mety hita ato @ google earth!
27. naughtyboy ( 21/02/2009 04:22)
tsy ao @ googles earth zany kalo e,any @ tany tsy misy fasana no feno anreny ry papoose a :arrow: google paradise,sady feno saosy no tsisy maty :-P :-D
28. soanja ( 21/02/2009 04:54)
Koditra:

Mbola miandry lé fanampina fa tsy miteny anlé sifra Ni81 oe òtrinn le izy.

Faha : amboaritsika ny fiaramikodia refa azo ny sòsy.

soanja:

Ny ahy izao ireo olona manana ireo volabe ireo avy any Mada no tiako mba tsenaina eny amin'ny fihatsonana sao mba mahazo anjara aho. CDG ve no ahatongavan'ireny avy any Dago ireny sa Orly e? Indrindra le tanora lahy be vola be iry e! Aleo njay aloha hanotsa ny sipa.
any Orly no fotòna, sady zà ko zò mila otsa sòmatsara mitsy @zao fa vizaky ny erinandro. :lol:


Any amin'Ise angaha le vola be. Oay, alefaso aty le hozatra fa omeko ny tandrify milanodanoka tsara be.


29. ainaheri ( 21/02/2009 06:57)
Teneno ahy zay nahazo,ataoko vita matavy eny Ivato hihihi
30. fahamarinana ( 21/02/2009 12:15)
:arrow: ainaheri : :-D :-D dia miandry vonona fontsiny ve !! (l)
31. soanja ( 21/02/2009 14:19)
ni81:

Misy olona mipetraka eto frantsa, tsy manana ttasy ahazoana mijanona eto intsony, dia te hody, nefa tsy ampy ny eo an-tanana.
Indro misy torohevitra izay mety hanampy:
- Manatona ny ANAEM akaiky anao fa afaka mikarakara ny fiverenanao any an-tanindrazanao izy, manao ny famandrihana ny billet sy mikarakara ny lafiny rehetra mandra-pahatonga any @ toerana hodianao.
- Afaka mahazo fanampiana ara-bola koa:
3500€ ho an'ny couple
2000€ ho an'ny lehibe tokana
1000€ ho an'ny zaza tsy ampy taona hatramin'ny zaza fahatelo, ary 500€ ho an'ny zaza ambiny manaraka.
Misy koa aza fanampiana omeny hanaovanao vinavinan'asa, ka arakarak'ilay vinavina dia mety ahazo hatramin'ny 7000€.





Fa tena marina tokoa ve izany?

Mety eto kosa angamba ny azo itarafana fa tsara fanahy ny Frantsay ary mitsinjo ny hafa firenena aminy. Sa ahoana hoy inareo?

Aleo alevina impolo heny re ny disaky ny fanandevozana sy ny fanjanahan-tany fa aleo mba ho avy mamirapiratra no banjinina miaraka amin'ireo hafa ra amintsika. Sambatra isika rehetra fa tsy mitovy!


32. Koditra ( 22/02/2009 20:57)
Soanja : mbola andrasana lé sòsin'ny Ni81. Efa nalefako email any lé hozatra fa tonga defa mba ataovy @zé mampety azy kalou. :lol:
33. xxx ( 22/02/2009 21:04)
Fa tena marina tokoa ve izany?

Mety eto kosa angamba ny azo itarafana fa tsara fanahy ny Frantsay ary mitsinjo ny hafa firenena aminy. Sa ahoana hoy inareo?

Aleo alevina impolo heny re ny disaky ny fanandevozana sy ny fanjanahan-tany fa aleo mba ho avy mamirapiratra no banjinina miaraka amin'ireo hafa ra amintsika. Sambatra isika rehetra fa tsy mitovy!

34. ralevazou ( 24/02/2009 16:57)
Fika rapida hampodiana ny ts frantsay zany fanampiana izany ry Soanja â! Sôde sodoka eo, fa ra zavatra hafa zao no ilana vola any a d " ndàna manao mpangataka oz teniny fa iza no niteny oe mitonantonàna aty am firenenay aty? " Fa ts fantatrareo ngah i Sarkozy , (ts tadidnareo ngah fa tam mbola kely ts nafantatra afats fransa d pari? )atram film jerena am tele d ze kolontsaina avy any ihany tam zany; de noezahana noharatsiana tamintsika ny maha Malagasy tam zany tany andakilasy , de zao ny vokany ... :twisted: :twisted: :twisted: mitady hiverina hanao pôlitikan afrikanina tia fitaovam piadiana sy be mokondoha indray ny mpitondra , de ny zanak tsika efa mila tsy hahay ny fombandrazany sy ny kilalao taloha intsony fa lasa afa afa b :- :( :( à 10 ans un malagasy ne connaît presque rien d'un ohabolana malagasy , on était sur le point de perdre notre culture" ... Snif Snif BBoouuuuh!!! fa zà loù ra tonga any fratsa any an , tonga de hmmmm!
35. Ratoa ( 16/07/2009 23:34)
Fandroahana ankolaka izany fa tsy fanampiana!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3541