mbola tsy k.o ihany ve TGV eh

1. zama91 ( 11/02/2009 20:19)
efa 5.000contre 40.000 oulona ve dia mbola tsy hilavo lefona ihany,fa hiandry firy sy firy e.menatra aho rah mbola nilaza ny hanohy ny tolona ihany nefa ny likn efa tsy any intsony.
répondu par madamakely le 12/02/2009 07:42
2. heidi ( 11/02/2009 20:21)
aleo ho avy izay ho avy e!
3. xxx ( 11/02/2009 20:21)
mety hanjavona lery dia mody atao hoe nisy nanao kiddnaping ,filme mety hivoaka atsy 2 io mba hisauver ny honeur sisa :-D :-D :-D :-D
4. Noue ( 11/02/2009 20:26)
ieee ! tsy maintsy mahita tetika indray anie io avieo eeeee !! mbola hamita-bahoaka ihany tssss
5. heidi ( 11/02/2009 20:33)
tena tsy andriko mitsy ny hahatapitra ity film bandy sy rôl ity!
lava loatra ka mahanamonaina
6. Noue ( 11/02/2009 20:39)
tsy ho ela eeee
7. xxx ( 11/02/2009 20:41)
hono oa ry zareo a! fa inona oa ny antony tsy nisamborana an'ilay kely hendaka io h@ zao e;tena lany fanahy zah efa hita fa mikosoka kapila mangirana eo @ lohany gasy fotsiny no ataony ny asany commune aza tsy vitany koa firenenana no hilingilingina!ny tohatra tsy vohahanika ka ny rindrina no hianiana
8. fijo ( 11/02/2009 20:42)
mampalahelo rah atoa ireny no ataon'ny mpanoa politika any amintsika.tena ady seza no tena marina fa tsy fanasoavampirenena.za mba nanaraka ihany le asabotsy tery ambohijatovo,fa vao nandoro rado nasionaly dia ,tsy izy intsony amiko.raha mpanao politika mitady ny soa hoan'ny vahoak atsy manimba fanana mbahoaka izany.
zavatra hafa no tadiaviny fa tsy soa hoan'ny vahoaka.
nahatsapa izany i nadine,ary dia io nisintak aio koa.
9. xxx ( 11/02/2009 20:46)
dia ahoana indray rahampitso mbola sahy hilahatra hampiseho ny havitsiany ihany ve ry tgv,miaraka an'i monja roindefo izay mamibahoaka satria nahazo 40isa t@ election presidentille farany teo quel democratie
10. Andribe ( 11/02/2009 20:49)
NGA MOA AFAKA MANAO KIRAZORAZO KOA @ TGV :^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. fijo ( 11/02/2009 20:58)
ka mbola hanimba izay tsy mbola simba ko,tsimaintsy potehina daholo aloha,vao avela,fa tsy azo hatsahatra ny fanimbana.raha tsy vita izay dia tsy tanteraka ny "contrat"
12. Noue ( 11/02/2009 21:17)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
13. Andribe ( 11/02/2009 21:22)
rovitra le banderole hihihii nisy nanolana nanampenana slipy rovitra :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
14. fijo ( 11/02/2009 21:35)
le izy amin'io lamba oranzy an
15. daomania ( 11/02/2009 21:37)
Tsy omby SOBIKA ny vahoaka teny Mahamasina. Tsy zakan'ny kianjan'ny demokrasia fôpla ireny !
Demokrasia=fanjakan'ny maro an'isa, fa tsy fietraketrahan'ny vitsy mitambikimbikina !!!
16. fijo ( 11/02/2009 21:47)
ka izay le demos ny boite de nuit e.efa mahafeno trano dia efa hoe mahazo olona be izay.
17. zandikely ( 11/02/2009 21:51)
L'éternel retour! Toa Film efa hita tamin'ny deuxième République ny stratégie tahaka izao. Dia mbola ho avy koa aza ny fanafarana olona avy amin'ny Faritany .....

Tsy misy fomba hafa (plus intelligent ) ankoatrin'ny famorian'olona e!
Raha atao hoe misy 5.000.000 ny olona ao Tana, raha 30.000 an'i RAVALOMANANA , ary 20.000 an'i Andry. Dia inona ny heveranareo ny maro an'isa (4. 000.000 mahery ) tsy anatin'ireo?
18. fijo ( 11/02/2009 21:56)
vahoaka tsy tia ady
19. zama91 ( 11/02/2009 22:30)
zandikely:

L'éternel retour! Toa Film efa hita tamin'ny deuxième République ny stratégie tahaka izao. Dia mbola ho avy koa aza ny fanafarana olona avy amin'ny Faritany .....

Tsy misy fomba hafa (plus intelligent ) ankoatrin'ny famorian'olona e!
Raha atao hoe misy 5.000.000 ny olona ao Tana, raha 30.000 an'i RAVALOMANANA , ary 20.000 an'i Andry. Dia inona ny heveranareo ny maro an'isa (4. 000.000 mahery ) tsy anatin'ireo?



tsy misy 5.000.000 mponina izany ao tana,raha sondage hita dia mbola manohana an'i ra8 ny mponina,tsy mankasitraka an'izao fakana ny fanjakana eny @ 13mai

20. xxx ( 11/02/2009 23:16)
Raha olona kamboty moa no manao ny tsy fanao dia ahoana ny hevitrareo ? na olona tsy nahalala ny ray aman-dreniny fa voasaraky ny adi-mpiainana ? ka mba nitady vonjy t@ olon-kafa tsy havana tsy iraitampo ? dia nanao ny tsy fanao ? Mba mila mandinika kely angamba ny ministera @ ankolafiny rehetra hijery ny tranga izay inoako ho maro tokoa ao @ firenena ny momba izany !Ary raha toa ka ho tojo toe-javatra toa izany ireo zanantsika ,ireo zafikelintsika any aoriana any , dia mba mety hisy ve ny fomba hanavontana azy ireny @ fomba mahomby ? sa dia ho vitaina @ fanebahana sy fanaratsiana foana ny famahana ny olana na dia mila haningotra ny aina aza ny adim-piainana tsy maintsy hatrehina ? Toa manao fitsarana ivelantsihy foana no matetika atao ,indrindra ho an'ireo izay milaza ny tenany ho avaram-pianarana.Mampalahelo tokoa fa atao ahoana moa ? :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1572