mbola tsy k.o ihany ve TGV eh
21. Andribe
(
11/02/2009 23:30)
omeo blagy kely ny vahoakan ny 13 mai sy ny mahamasina aloha fa tena vizaka ry zalahy
23. MANAKASINA
(
12/02/2009 04:37)
io indray le lel'ena, millay ka , miezaka ihany ny tsy iteny fa toa betsaka loatra ilay lel'ena , fa nga tsy mety lel'fito e
24. riwa
(
12/02/2009 05:49)
dia mbola sahy hilaza ihany koa ve fa vahoaka vonona hanaraka an'ra8 marina reny?mba misia saina ihany mba jereo ny lafiny rehetra mba alefaso lavidavitra ny saina fa toa tsy mahita ireny zava-miseho eo ambany maso rehetra reny, fizaram-bola etsy sy eroa eny @ fokotany 15, 25 mil ao ny 75mil de avance alou no omena d rehefa tng ny hariva firavana d zay vao omena ny ambiny, ny karatra CIN tazonina @io fa so mamitaka an!ny avy any bira kou mangony fotsiny omena vary amin'anana eny andalana miampy sosy kely d mody atao oe fraisd lasa daolo miaraka @ ndra mazda faly ery, ny manjakandriana mou tsy lazaina intsony e mampalaelo e! reny lé tsy sahy naka teny @ sisiny t@ filazana fa avy any @ TGV satria owen manko fa bongle daolo no naka teny d menatra d aleo mb lé eny @ mihaja2 no maka, atao ahoana mou fa samy te hahazo daolo na ny mpitondra na ny entina na ny mpijapy machine!
25. heidi
(
12/02/2009 06:50)
7. Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-02-2009 21:42:19
Lohateny : Re : mbola tsy k.o ihany ve TGV eh
mampalahelo rah atoa ireny no ataon'ny mpanoa politika any amintsika.tena ady seza no tena marina fa tsy fanasoavampirenena.za mba nanaraka ihany le asabotsy tery ambohijatovo,fa vao nandoro rado nasionaly dia ,tsy izy intsony amiko.raha mpanao politika mitady ny soa hoan'ny vahoak atsy manimba fanana mbahoaka izany.
zavatra hafa no tadiaviny fa tsy soa hoan'ny vahoaka.
nahatsapa izany i nadine,ary dia io nisintak aio koa.
IO koa no tena tsy eken'ny saiko.....
NY FANARENANA ireny mbola vola be indray dia ny eo ihany ho eo
tena lohamboto tssssss tsy mahalala afa tsy ny tenany dia ny sezany no mahamaika azy.... PFFFFFQ tonga eo anefa dia hanao toy ny teo aloha ihany hameno paosy ihany.
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-02-2009 21:41:48
Lohateny : Re : mbola tsy k.o ihany ve TGV eh
hono oa ry zareo a! fa inona oa ny antony tsy nisamborana an'ilay kely hendaka io h@ zao e;tena lany fanahy zah efa hita fa mikosoka kapila mangirana eo @ lohany gasy fotsiny no ataony ny asany commune aza tsy vitany koa firenenana no hilingilingina!ny tohatra tsy vohahanika ka ny rindrina no hianiana
KA NY HENDRY mody voky fa ny adala manesika ihany
26. madamakely
(
12/02/2009 07:42)
fijo:
mampalahelo rah atoa ireny no ataon'ny mpanoa politika any amintsika.tena ady seza no tena marina fa tsy fanasoavampirenena.za mba nanaraka ihany le asabotsy tery ambohijatovo,fa vao nandoro rado nasionaly dia ,tsy izy intsony amiko.raha mpanao politika mitady ny soa hoan'ny vahoak atsy manimba fanana mbahoaka izany.
zavatra hafa no tadiaviny fa tsy soa hoan'ny vahoaka.
nahatsapa izany i nadine,ary dia io nisintak aio koa.
mangina koa ny vavanao io fa raha hendry ianao dia eto Mkara mipetraka manabe voho ny tany rah tsy izany de Sarkozy na izay filoha any lelafina mba tsy hanavakavaka be loatra ny etrangers. tsisy fantatrao izay zava-misy marina aty Mkara.