Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona
1. penguin
(
11/02/2009 05:50)
Nanomboka t@'ny fangatahana ary fananganana kianjan'ny FAHAFAHANA moa ny tolona hanjerana ny Mpitondra ankehitriny eo @'ny 13 Mai. Tena nanamaro isa mba niheno ny revin'i SARERAKA teny ny tena omaly. Hoy ny anao lahy : izay miasa rahampintso dia mpiray tsikombakomba amin'ny mpamono olona; ny fitaterana mijanona; ny fianarana mikatona ary ireo fianaram-pinoana rahatra dia io no andro hitsarana azy hoe mpiray tsikombakomba @'ny mpamono olona izy.
Ety an-dàlana hiasa aho izao ary avy nanatitra zaza madinika hianatra ka sady lasa ny saiko mandinika hoe izaho sy ireto mpanatitra mpianatra rehetra ireto izany ilay anisany mpamono olona. Ny taxi-be rehetra miasa avokoa ary ny mpitaona mpaoma, voatabia lolohavina eny ihany. Tena maro ny mpiray tsikombakomba @'ny mpamono olona ry SARERAKA sy TGV.

répondu par xxx le 12/02/2009 00:52
2. tataka
(
11/02/2009 06:02)
Mbola tsy ampy fa androany koa no hitsarana ny FFKM raha manokatra ny fianarany ireo sekoly ambany fitantanan'ny finoana. Eo no hita raha Mpamono olona koa ireo.
3. tsinjo
(
11/02/2009 06:04)
ho anareo teo a@ 13 mey omaly nilaza i TGV we tsy mianatra ny mpianantra rapitso de nioraka be ny olona sady nanda fa nisy fietsika nataony TGV teo izany we tsy makasitraka ny olona aminy fanajanona ny mpiantra tsy hianantra
4. heidi
(
11/02/2009 06:12)
Mpandefa : penguin [ Valio ] 11-02-2009 06:50:52
Lohateny : Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona
fangah izy ity raisina antendrony be fahatany otrzany???? SADY HITA TARATRA MITSY NY maha didy jadona azy tsssssss
5. penguin
(
11/02/2009 06:29)
Vakio tsara fa tarik'i SARERAKA na TGV ngah penguin ry "heidi" ? Aty ampiasana mitady hivelomana izao penguin ary anisany mpamono olona araka ny demokrasian-dry zalahy.
6. heidi
(
11/02/2009 06:38)
:-D Hay ve e! azafady fa ny titre fotsiny no novakiko de namaly aho :-D
7. eh
(
11/02/2009 06:43)
Raha i sareraka tsy mahagaga ireny ê! efa tena anisan'ilay tsy havotra intsony mihintsy, mba nifosa ihany hoe jamba ratsiraka ê! izao anefa manampy an'ity ratsiraka nouveau modèle ity!! tssss! zakan'ilay zavatra tanteraka tsy nipetany intsony ny tongony!
8. tsiafoi1
(
11/02/2009 06:49)
Za ndray aloa de MIASA, MIASA foana
F'angah TGV hanatitra vary 1kitapo any an-tranoko, resaka mandany andro fotsiny TIME IS MONEY!

9. ravatorano
(
11/02/2009 06:49)
nampimé marina ra zoki sareraka tamin 'iny fanambarana iny an
izahay aloha zareo dia miasa tsara ara dalana foana hatramin izay ah.Ny andro sabotsy aza raha misy asa maika tsy maintsy atao miasa izahay SAINGY izany tsy midika fa mpamono olona izahay na koa mitsikombakomba amin 'izany !

10. bozyboleta
(
11/02/2009 07:07)
ny fianarana mikatona ary ireo fianaram-pinoana rahatra dia io no andro hitsarana azy hoe mpiray tsikombakomba @'ny mpamono olona izy.
Maharikoriko le toe-tsaina.
Ny zanako dia mianatra @ sekoly katolika ary io maraina io raha tonga tany am-pianarana dia nasaina nody daholo ny mpianatra, tsy nolazaina ny antony fa notenenina fotsiny hoe miverina rahampitso.
Efa nasaina nody ihany koa ny mpianatra ny alatsinainy teo fa hoe misaona hono.
Dia mampametra-panontaniana ny toy izao hoe tahotra sa fanarahana ny baikon'ny mpampihorohoro no anaovan'ilay sekoly toy izao???
Sekoly dia fanabeazana ka mba aiza no itarafana izany amin'izao ataony izao???
11. Tsong
(
11/02/2009 07:11)
Ho anareo izay tsy niasa androany de mandehana eny amin'ny VIVA fa eny misy fizarana vola isan'andro. Ny masoko no mahita fa tsy tantaran'olona akory.
12. xxx
(
11/02/2009 07:20)
d raha alefanao any ampianrana ary ny zanakao, tsy maniry loza aho, ka raha misy ny sahotaka tampoka, ianao any tanjombato no miasa, ny zanakao any @ esca no mianatra. aona nop ataonao. sa d hanome tsiny ndray an'i TGV? sa hanome tsiny ndray an'i ra8?
ny katolika tompoko, dia nandray ny andraikiny, @ tsy nampianarana ny ankizy t@ lundi. satria na iza na iza tompon'ny heloka, dia niara-ory t@ tompo-manjo izy. nandray ny andraikiny koa izy androany, tsy nampianatra ny ankizy, satri tsy hay be ihany ny toe-draharaha, ka ny patsa iray tsy omby vava, tsy aleo V mitandrina.
ny katolika tompoko, dia efa niteny momba ireny faty olona t@ sabotsy ireny, ny loterianina koa, fa mba aiza ny FJKM? moana ngà moa iny pateur rasendrahasina iny? sa oé aleo hofaty any, fa ny hadalany no betsaka, mihena ny alana ota hivavahana isan'andro?
zao sika de mahazo mahatoky, fa ny couverture mediatiK d azo antoka, afaka mijery ny fandehan-javatra eny mahamasina isika rahariva. ny TVM manome toky. mitovy @ ataon'ny TV+ sy ny VIVA.

13. evev
(
11/02/2009 07:51)
Aiza ny FJKM hoy ianao? NY FENO TSY MIKOBANA r'ise a! ary ny asan'Andriamananitra tsy natao hisehosehona. "AZA ATAO FANTATRY NY TANANAO HAVIA IZAY HATAON'NY TANANAO HAVANANA"
Tsy fanamarinantena fotsiny ve zany hoe ho fiarovana ny ankizy amin'ny fandriam-pahalemana no nahatonga ny katolika nandray fanapahan-kevitra tsy hampianatra ny ankizy. Fa maninona ny hafa mianatra tsy maninona ko maninona ny mpianatra katolika no hatahotra izany sa manao ratsy angaha?
Efa hitapoko hitam-pirenena be izao fa mirona any @ Andry be izao le katolika koa mbola miseho manamari-tena ihany.

14. bozyboleta
(
11/02/2009 07:55)
Raha fitandroana ny filaminana tokoa no antony tsy nianarana androany dia naninona no tsy nolazaina mazava???
Ny tsy filazana io antony io no mampiahiahy ary mampitombo ny ahiahy ny @ position-ny katolika eo anatrehan'ny toe-javatra misy eto @ firenena @ zao fotoana zao.
Ny @ FJKM, efa naheno ny fanambarany t@ RNM kosa aloha izaho fa i xxx ngamba tsy mihaino RNM.

15. xxx
(
11/02/2009 08:02)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
16. Oay
(
11/02/2009 08:07)
O ry zareo a ohatran'izao ihany koa ny nahazo ny artiste sy ny mpanao gazety t@ 2002 sa efa adino, azavaiko raha tsy azonareo:
_rehefa hanao fihetsiketsehana ny mpanohana ny mpitondra tamin'izany ka niantso artiste d nahazo ménace toa izany izy ireo fa tamin'izany d ry Marc sy ry Sareraka no mpampitahotra, io oa ny "tody tsy misy fa ny atao no miverina".ny terroriste ankehitriny d mbola ho terroriser-na afaka atsy ho atsy satria tsy mba mandinika ny tantara.Ozy anefa ilay hiran'i zoky be Malagasy blues:
Mpiarahamoninana natao ho fahavalo
Satria mitady fanovana
Nofaizina natao fay rano
Satria hono tsy tandalana
Ny lalana (lois=law) anefa lalanan'ny dahalo
lalanan'ny dahalo tsy lalanan'ny be sy ny maro...
Madagasikara indray no ataondry zalahy mahamay
Madagasikara anefa tsy avelany ho kila sy may...
izy ireo dia nipoitra t@ 1972 tao Antsirabe.
Aiza ny FJKM hoy ianao? NY FENO TSY MIKOBANA r'ise a! ary ny asan'Andriamananitra tsy natao hisehosehona. "AZA ATAO FANTATRY NY TANANAO HAVIA IZAY HATAON'NY TANANAO HAVANANA"
Evev (avy aminao ry Eva izao rehetra izao an hihihi.... Tsiky dia ampy é) sérieusement d hamaly an'i evev koa ve ny katolika ka hanao hoe tsy niteny taminareo ny tena antony izahay satria:"AZA ATAO FANTATRY NY TANANAO HAVIA IZAY HATAON'NY TANANAO HAVANANA" aoka kosa retsy hihihi... io oa ilay soa toavina é Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara

17. xxx
(
11/02/2009 08:13)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
18. penguin
(
11/02/2009 08:14)
Ny fiovana azo atao saingy iniana tsy hezahina satria ny tombontsoa manokana no jerena. Rehefa ny maro an'isa no mbola mora avilivily sy tarihina amin'ny zavatra tsy hainy na ahasoa na aharatsy azy dia eo samy tsisy fivoarana eo. Ny resaka maro an'isa tsy ampy fahalalana no anton'ny olana rehetra. Tairin'ny olona hoe ity ny zanak'Andriamanitra iray latsaka an-tany dia any roboka. Avy eo mety maloto ary tsy izy indray iny fa ity indray dia any indray misaotaka ary sahala izay hatrany.
19. xxx
(
11/02/2009 08:30)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
20. Oay
(
11/02/2009 08:34)
penguin:
Ny fiovana azo atao saingy iniana tsy hezahina satria ny tombontsoa manokana no jerena. Rehefa ny maro an'isa no mbola mora avilivily sy tarihina amin'ny zavatra tsy hainy na ahasoa na aharatsy azy dia eo samy tsisy fivoarana eo. Ny resaka maro an'isa tsy ampy fahalalana no anton'ny olana rehetra. Tairin'ny olona hoe ity ny zanak'Andriamanitra iray latsaka an-tany dia any roboka. Avy eo mety maloto ary tsy izy indray iny fa ity indray dia any indray misaotaka ary sahala izay hatrany.
Saotranao penguin.Marina ny anao satria 1975-1991 d malgachisation à outrance d ny vitsy anisa no mahafehy ny tenin'i Molière sy Shakespeare ny Mandarin kosa alou mbola tsy lazaina e hihihi... d 2002-2008 miverina ny fanagasiana tanjona tsy hidiran'ny sarababebahoaka @ fahalalana satria na tiantsika na tsy tiantsika d ny teny ahafahana miditra @ fahalalana d mbola na Shakespeare na ny an'i Molière alou ho an'i Madagasikara.Aiko ny tanjon'ny mpitondra t@ ireo vanimpotoana ireo d ny hahamaro ny dondrona amin'izay toka maso ao anatin'ny tanin'ny jamba é! fanamarihana kely na ry zalahy miteny mandarin izay teny be mpiteny indrindra aza d milofo sy mianatra hifehy ny tenin'i Shakespeare ka maninn moa isika no tsy hianatra izany fa ny tanjona wa d aoka ho maro ny bado manaranarapoana ka io no tokony harenina aingana indrindra.