Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona
41. penguin
(
11/02/2009 11:31)
Mazava be io fa amin-dreo rehefa tsisy ny asa dia ny mandroba ny manana no haingana ary ny azy tsy voakasika na pitiny aza. TGVoa ka ny hanimba ny sasany no heveriny hampandroso ny vahoaka. Ny tany rehetra samy misy tsy an'asa ary ny Frantsay hialokalofan-drizalahy aza fanina ka ny manome fanampiana ny tsy an'asa no ataony satria tsy foanany mihintsy ireo. Koa inona moa no hanomezana fanampiana ny tsy an'asa fa ny orin'asa aza robaina atao rotika ?
42. mpaoly
(
11/02/2009 11:44)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
matokisa tena eo daolo é. tohano aloha zé mampisy "S" ao aminao.
matokisa tena eo daolo é. tohano aloha zé mampisy "S" ao aminao.
43. penguin
(
11/02/2009 11:51)
Fa iza no mahatoky tena eto ? Ny filazana hoe mbola ao anatin'ny fifandrirotana izao no tiako hambara ary ny filazana hoe efa resy ny iray ka ny iray ihany sisa manao izay saimbotony ary mandroba etsy sy aroa no lazaiko hoe mbola manana ny mpomba azy ny sasany. Madagasikara aloha iraha-mahita fa eo mbola variana mifandrirotra eo koa akory atao iza no hampangininao ?
44. tovogold
(
11/02/2009 12:42)
Raha hendry nareo mpanohana TGV milaza fa mandala "democratie" dia miandrasa fifidianana fa izany no manaraka lalampanorenana. Ay mo azafady ay mbola ts ampy taona kay laikely ka izany no mahatonga azy handrombaka sy hanao bontolo ny fakana fahefana mba hamrenana ny vola izay nindramina sy nalaina tany @ hafa.
