Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona

21. penguin ( 11/02/2009 08:48)
Tsy aiko aloha fa mifandona kely indray ny hevi-tsiaka raha resaka fampiasana tenin-dreny no hilazana fa tsy fampiasana teny vahiny intsony. Tsy angano angano fa zava-misy dia manana ny fiteniny ireo tany ao AZIA ireo ary mampiasa izany hatrany amin'ny ambaratonga ambony. Na tsy sahala an'ny tany mandroso aza ny haavony dia hita taratra ny fandrosoany. Ny fanamboarana tetezana, na hopitaly na inona na teny sovitika na teny alemana na teny sinoa rehefa azo hiasana dia lasa io. Mifameno ireo fa tsy mifanipaka ka hoe anjanona ny iray rehefa mampiroborobo ny iray.
Tsy mila tenim-bazaha ny fanazavana feno ny dikan'ny demokrasia fa ny fahazoan'ny olona ny dikany no ilaina.
22. xxx ( 11/02/2009 09:00)
Ny asa no mampandroso noho izany mila miasa ! Izany toe-tsaina sy politikan`ny hakamoana izany ihany no efa mahabetsaka ny mahantra eto amin`ny tanàna koa hoe Ville morte , Ville morte . Ny toe-karena tsy maintsy hitotongana hatramin`ny fiantombohan`io Fanonganam-panjakanan`ny vitsy an`isa sy ry zalahy be sandry be io ary ny vidim-piainana tsy maintsy hidangana na tiana na tsy tiana fa TGV akory tsy hanana vahaolana amin`izany fa tsy maintsy ianao ihany no mitsakaraka ho an`ny ankohonanao koa ataovy ny menace-nareo ry Sareraka , ataovy Ville morte mandrakizay nen`ialahy isany sy TGV fa ny bandy tsy maintsy miasa !!!
23. penguin ( 11/02/2009 09:06)
Feno hipoka i Mahamasina io tazako eto ka asa na mba ho eny koa ny tenanay. Efa miseho koa ny hafa izany izao ka dia ho hita eo ary o.
24. tataka ( 11/02/2009 09:16)
Vao maika miparitaka i sareraka sy ny TGV fa tena feno tokoa i Mahamasina. Dada ity.
25. Oay ( 11/02/2009 09:18)
penguin:

Tsy aiko aloha fa mifandona kely indray ny hevi-tsiaka raha resaka fampiasana tenin-dreny no hilazana fa tsy fampiasana teny vahiny intsony. Tsy angano angano fa zava-misy dia manana ny fiteniny ireo tany ao AZIA ireo ary mampiasa izany hatrany amin'ny ambaratonga ambony. Na tsy sahala an'ny tany mandroso aza ny haavony dia hita taratra ny fandrosoany. Ny fanamboarana tetezana, na hopitaly na inona na teny sovitika na teny alemana na teny sinoa rehefa azo hiasana dia lasa io. Mifameno ireo fa tsy mifanipaka ka hoe anjanona ny iray rehefa mampiroborobo ny iray.
Tsy mila tenim-bazaha ny fanazavana feno ny dikan'ny demokrasia fa ny fahazoan'ny olona ny dikany no ilaina.


Tena marina ny teny penguin fa ny olana eto Madagasikara dia izao ohatran'ny bal ny manafo io ny manafo mnantena balkabosy ilay orkesitra nafarana anefa manaodimbazaha, tsy mifankahazo ny fomba firesaka noho izany ary io no tena olana satria hitan'i penguin ny gasy rehefa mba te hanindry izay d miteny frantsay d ny sasany ndray mody miteny anglisy d raha ny mpitondra no manao io fomba io d ny tanjona amin'izay d mba tsy tokatrin'ny valala tsy mandady harona ny tiana ho lazaina.d amizay afaka manabaka satria mba diniho anie ry penguin é fa ny ankamaroan'ny malagasy ohatra raha vao mahita vazaha d miondrika tanteraka eny fa na d tsianinatsianina aza ilay vazaha mampalahelo fa ireo mpitondra sy izay efa nitondra antsika ireo koa dia toa izany.
Momba an'i asie tadidio fa sivilizasiona ngoda be daholo ireo asie tafita ireo ary efa nanana ny mahaizy anazy tamin'ny androny (Empire) fa jereo anie ny Japanese é ataoko fa fantar'i peguin ny toyatisma fomba famokarana amerikana fa fomba fisainana mijanona japanese.
_Jereo anefa ny antsika fa raha miteny frantsay fotsiny d lazaina fa tsy mahay miteny ny olona raha vao manao tsindrimpanonina malagasy (accent=stress) fa ny mahay miteny frantsay d izay manonona an'ilay teny @ fomba frantsay d jereo anefa fa ny frantsay parizianina tsy mitovy @ fanonona any antsimo andrefana (Midipyrené)
koa raha miverina @ ilay teny isika d izao no lazaiko isika tsy afaka milahatra @ i Chine na Japon satria Chine efa nanana ny Empire ny Japanese efa nanafika an'ny be kintana d Madagasikara mba inn, tokony ekena ny zava-misy izany akory tsy midika hoe andao hiteny frantsay na anglisy daholo fa ny tiako lazaina d hoe mba ahafahan'ny be sy ny miaro miady hevitra @ mpamatsy vola vahiny d aleo fehezina tsara ny teniny ka io raha tsy mbola kely d efa fehezina d sarotra tadidio anie ry penguin fa nalahelo ny fo rehefa namaky Le Monde ny tena raha nandalo tany frantsa tany ny filou Ravalomanana satria nanontany tena ilay mpanao gazety nanao hoe mba azon'ilay filou malagasy iny daholo ve izay noresahany t@ i Chirac tao, d mbola malahelo ihany ny fo rehefa nametraka fanontaniana ny mpanao gazety t@ RNM may teo satria mimonimonina ny filou ka tsy fantatra izay lazainy na teny anglisy na teny frantsay izay no mahatonga ana hoe aleo re fehezina tsara ity teny vahiny ity, jereo izao i Monja Roindefo tonga d nivazavaza @ teny anlisy sy teny frantsay d ny teny malagasy ofisialy ary ambonin'izany koa ny teny avy any Androy satria hitandrainy fa izay no tsy ampy taminy (Monja Jaona io an) mahafinaritra penguin a! aleo mifanankalo hevitra fa ny hevitra toa ny terabary ary ny hevitra tsy azo raha tsy @ zanak'olombelo ary ny hevitrin'ny maro mahatakadavitra é.Saotranao namaky ary manaka anao Oay.
26. Oay ( 11/02/2009 09:20)
peguin a manaja anao an!(mifanakaiky ilai j sy k klé)
27. penguin ( 11/02/2009 09:26)
Misaotra fa misy afaka mifanaraka sy mifameno ny resantsiaka ry "Oay" a. Aza adino aloha fa ny ady dia havaivay satria mbola maro mpanohana ny Filoha Ra-8 na tsy mahay teny parantsay aza aloha hatreto. Angady mondro sy reni akoho io ka izay .....no resy e. Hehehehe
28. andrywui ( 11/02/2009 09:30)
mifandambolambo resaka eo ry le babakoto mpamosavy ireto !!mbola ho avy ny valiny aminareo ireo !!! mpamono olona de eo ihany de mifaly amampaty sahady !!! mandihy ambony fasana ry dondrona sa voan'odinra8 de mitapina ny maso hiregarder nlaisany !! tena mpamosavy mandeha andro ireto !! demony velona
29. penguin ( 11/02/2009 09:39)
Hahahaha. Ny zava-misy no tsaraina na harary andoha ny andrywuiwuiwui na ho torana hitsangana na ho lasa adala. Tsy angano ity fa miseho ny vary sy tsiparifary ka asehoy fahita lavitra hoy sareraka hijinjana azy. Miseho ireo ny olona ka aleo ny akaman'elah no andefa ny sary eran'izao tontolo izao. Hehehehehe. Mahay mamaly ny babakoto vééé sao elah no tena izy ? Hahahaha
30. andrywui ( 11/02/2009 09:42)
hay ve elah efa manaiky tsara oe babakoto ry pengoin aa!! efa tsara aloha zay !! sady babakoto no ganagana pengoin ! hi! hi! hi! de mbola mpamosavy kou he! he! he! mandihy ambny fasana !! mifaly amampaty !! beurkkkkk !!!! demonia !!
31. xxx ( 11/02/2009 09:42)
ilay naniraka ny olona ho any ambavan'ny liona lesy ry andry @ le oui no devoly tsy miseho tandroka a! ary mpamosavy satri mifaly @ ran'ny olona nalatsany, faly ery fa hoe naharesy e! tena mpamosavy mandede, izao na ny volony aza tsy vitany intsony fa sasana fotsiny, ny maso efa hita valaka mihintsy @ tsy fahitana tory fa manonofy ratsy foana, hahahahahahahahahaha
32. andrywui ( 11/02/2009 09:46)
manao xxx ndray le babakoto de amzay oe be kil sssssh !! fika efa antitra be mora hita kely fa fika votany kely ny anlah !!! MPAMOSAVY VELONA
33. penguin ( 11/02/2009 09:51)
Efa ho lasa adala ny andrywuiwuiwui ka taiza no mbola nisy ganagana sady babakoto. taratry ny fitenitenenana fahatany io. Ny marina sy hita maso no hasehoko sy resahiko ry madio han'eritreritra nefa maloto amin'ny asany a. Andrywuiwuiwui io. hahahaha.
34. andrywui ( 11/02/2009 10:06)
io a Mahamasina mampirehareha anlah io le 5 na 10% mba manohana andra8 tadidio tsara fa 5.000.000 ny eto Tananarive izao ! donk ny feno anio stade io raha tsentsina dia 82.000 !! firy pourcent zany ireo ra tena TIM daholo !! mbola holavitra ny afo ny kitay raha ny an'ny TGV 1.000.000 fa aza mapme
35. penguin ( 11/02/2009 10:09)
Na hivaha elah na ho tonga saina dia ny zava-misy sy nolazain'elah teny @'ny 13 Mai hoe tsy ahita olona ny mpomba and-Ra8 kinanjo na nijojo aza ny orana dia mbola misesika ny tia ny marina. Hehehehehe. Aza mijabaka ry leity a
36. andrywui ( 11/02/2009 10:22)
olona kely 82.000 ve de mampitagataga be anlah ?? 5% io na 10% maxi !!!
f'angah ny olona misesika zany no fanisana azy ry donto be fa ny pourcentage a!!! kotio amin'ny isan'ny mponona eto Antananarivo 5.000.000 de pers zao!!! de firy % zany ireo ??? ha! ha! ha! ha!
37. kotobekibo ( 11/02/2009 10:27)
eh:

Raha i sareraka tsy mahagaga ireny ê! efa tena anisan'ilay tsy havotra intsony mihintsy, mba nifosa ihany hoe jamba ratsiraka ê! izao anefa manampy an'ity ratsiraka nouveau modèle ity!! tssss! zakan'ilay zavatra tanteraka tsy nipetany intsony ny tongony!


tandremo fa ao anatin'ny rediredy no ahitanao ny zavamiafina sy tsindrona . Mety adala izy fa kosa adala manan-tsaina .
D tsy azo lazaina izany ny zvt tsy mety , tsy azo atao v ny manakiana ?
H@ nanombohan'ny fitondran-dra8 d efa tahaka izay ary izao no vokany :
" la goutte d'eau qui fait deborder le vase "
38. rahiratra ( 11/02/2009 10:32)
Na mijojo aza ny mahalena dia mijoro ny mpanohana ny ara-dàlana. Ny revin-drongony efa fantatra ary samy mahalala fa tena malaza ny resakin'ny mpifoka ireny. Tsy mbola resy ny mpomba azy raha ny fijeriko koa.
39. ngoiha ( 11/02/2009 11:06)
Efa kely sisa ny fotoana nomen'ny Frantsay an'i ANDRY hanaovana ny MISSION ka raha tsy vita hatrami'ny le 13/02/09 dia HAMERIM-BOLA I NGAHY TGV SY NY TARINY ka io no mampandrovin-tsihy azy sy dodona toy io.Ny mampalahelo anefa dia ireo valala tsy mandady harona no voa mafy fa izy matavy na dia mbola FIL DE FER aza hatramin'izao eeeeeeee

Ty misy POROFO VAVOLOMBELONA avy tao AMIN'NY MIARAMILANY
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia darohanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.
Signature illisible
AMBAVA HOMANA AMPONJA MIEROTRA
40. heidi ( 11/02/2009 11:09)
NGOHIA/ MISAOTRA E! fa hita fa jiolahy daholo ny miaraka am tgvendra efa hay izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079