Minisitra efatra notendren'Ingahy Monja Roindefo

1. ravatorano ( 10/02/2009 12:51)
Ireo minisitra notendren'i Monja Roindefo :
- Ministre securité interieur General Rakotoharimihantaharizaka qui vient du corps de la police nationale -
- Ministre Decentralisation Amenagement et territoire, Mme Andrianiana Harivelo -
- Ministre Interieur et reforme administrative Mr Masimana Manantsoa izy izany no talen'ny Kabinetran'io ministera io amizao fotoana izao
- Ministre Finance et Budget - Benja Razafimahaleo izay rahalahin'Itompokolahy Razafimahaleo .

:wink:
répondu par tsiafoi1 le 11/02/2009 06:25
2. Noue ( 10/02/2009 12:55)
zany no atao oe fanjakan'ny baroa eee
3. TWING ( 10/02/2009 13:07)
reo fotsiny ve?

dia aiza ny birao hiasan izy ireo?
4. tidegrow ( 10/02/2009 13:09)
eny @ 13 mai manao trano lay e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. TWING ( 10/02/2009 13:15)
atao trano bongo e
6. tidegrow ( 10/02/2009 13:18)
sarotra be manao trano bongo fa mbola hividy bozaka dray zany .fa aleo rangaha atao trano boritra izay fatina boritra noravaina t@reo magasin marobe sady ananadrizalahy bediabea izany :lol: :lol:
7. Noue ( 10/02/2009 13:19)
reo fotsiny ve?

dia aiza ny birao hiasan izy ireo?
eny @ 13 mai manao trano lay e!
atao trano bongo e
8. pimaso ( 10/02/2009 13:24)
çà suffit les compatriotes

Aoka izay

St valentin daholo @ izay
9. xxx ( 10/02/2009 13:27)
çà suffit les compatriotes

Aoka izay

St valentin daholo @ izay

Sao dia hivalanta..... eo marina vao mipipimaso fotsiny

:-D :-D :-D
10. TWING ( 10/02/2009 13:29)
Saint inona oe? ka hatramin ny 8 ve dia hilay e?
11. xxx ( 10/02/2009 13:57)
d anao inona hono reo; hisôsy bb kokoa aloha fa efa ela zay tsy nihinana zay!!!
12. Andribe ( 10/02/2009 14:28)
MBA HILATSAKA MINISITRA KOA AHO ZA NDRAY MINISITRIN NY FIHINANAMBOLA :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 10/02/2009 14:47)
ZA MBA HANAO MINISITRY NY FANGORONAN-KARENA :miam: :miam: :miam: :miam:
14. andrywui ( 10/02/2009 14:51)
eny tsy mahagaga ra mitetika hanao ministra hatram le andrybe kou ,zavatra tsy misy fitondrana vanona fa mandidy de homana manomboka any am prezida ravalo hatraty amin dry le andry be !! midira lesy ministra aloh zany mandrapirodany a! efa hiongana eo ihany Ravalo!! tandremo anefa fa misy hasiny ny rà nalatsaka ary tsy voavidimbola ka hitatao eo ambonin'ny lohandra8 sy ze mpankasitrakaazy ny rànireo olona novonoiny ireo
15. molota ( 10/02/2009 15:41)
tgveNDRANA mPAMONO OLONA MILA GADRAINA tandremo fa misy hasiny ny Ra nalatsaka no vidina t@ny 25000fmg/jr assassin :twisted:
16. andrywui ( 10/02/2009 15:52)
mamerina ny phrase ko ndray le vendrana babakoto ty !!!
17. dadamary ( 10/02/2009 15:52)
ireo lay magazay avy norobaina azo atao birao miaraka amin'ireo alika mirenireny
18. andrywui ( 10/02/2009 16:01)
----molota mirenireny ....... bien sur
19. Mirananirina ( 10/02/2009 16:08)
toa tsy lasa minisitra aho le,aoka aloha aho hanao politika eto
20. fitia2006 ( 10/02/2009 16:35)
andrywui ko angamba zaza mbola tsy mihidy lohamalemy koa ka tsy mahalala ny hoaviny akory; zay namporisika oul hankeny @ zone rouge oa no meloka fa ny zone rouge veut dire zone rouge ; mety tsy takatry ny lohakelinao ka aleoko tsy handany fotoana hanazava , refa tsy nidirana ny zone rouge tsy nisy ny tifitra
kamikaze reny niditra voalohany ireny fa nomena 25000fmg avy mba handoto an -dRa8 fa le mpanao gazety no nampalahelo satria tsy mpitolona rivotra fa passionné @ asany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4017