Minisitra efatra notendren'Ingahy Monja Roindefo

21. naritsimba ( 11/02/2009 04:56)
Dia ireny izy ireny izany, miandry ny manaraka indray izahay mba ho tohananay.
22. ravatorano ( 11/02/2009 05:30)
amin'ny sabotsy izao indray zany ny fannendrena farany ary dia nolazaian fa hampidirina hiasa any ampiasny ireo minisitra ireo amin'ny alatsinainy ....Izany hoa aterina ohatran'ny natao tamin'ny nakan-dRavalo ny fahefana ireny ihany e ka asa raha hanaiky mora foana ny eo ami'ny fitondrana !
Dia miverina indray izay ny taloha ary tadidiko tsara tami'ireny fotoana ireny ilay nametrahana minisitra tao amin'ny nisy an'Ingahy Herivelona Ramanantsoa izay nahita vato maromaro tao ary dia nifandrombahana mihitsy ho an'izay tsy nahalala fa hay ilay izy grenat efa cabossées :-D :-D :-D !

Asa koa reefa any aoriana any hisy hanala koa izay tonga eo dia ho avy indray ny mpametraka ary mety ahita ny tsy fahitany eo farany !
:wink:
23. ikaretsaka ( 11/02/2009 05:39)
[size=6px]ravato> Ndroky ty anga tsary hanao minisitry ny fihinanan-kanina[/size]
24. tsiafoi1 ( 11/02/2009 06:25)
Soa fa efa nalana ny hoditr'akondro, fa raha tsy tany tsisy fiandrianany sy làlana izy ty koa,..... De ho hita eo moa fa aleo hijabaka!!!!

Rehefa zaza maditra tsy laitran'anatra de anarin'ny fiainana e!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759