democratie

1. lovelyri ( 10/02/2009 12:40)
mba manitikitika anah ihany alou ity fanotanina ity amizao krizy izao sy ny zvt misy eto amitsika

raha mijery le fifanakalozan-kevitra za de manotany tena hoe

"tena zakatsika malagasy ve zany atao hoe democratie izany"?

fanotanina ny ahy :roll:

mety efa nande le dinika fa tsy mbola nahita za d averiko kely :°)
répondu par saho le 10/02/2009 16:08
2. pimaso ( 10/02/2009 12:47)
Vraie Democratie = Demain à Mahamasina
3. lovelyri ( 10/02/2009 12:50)
asio explication azfd fa ioko ange samy manana ny démocratie-ny e :-D
4. TWING ( 10/02/2009 13:00)
miafina jadona ny démocratie

5. tidegrow ( 10/02/2009 13:07)
ny democratie amiko dia ny vahoaka no mitaky izay takiany @ fanjakana ary 48h apreaniny dia tokokny ho voavaha ny olona fa tsy ny panohitra no hitarika olona .maninona moa itsika vahoaka raha manao grevy @zay tsy tiantsika fa tsy miandry panohitra
6. lovelyri ( 10/02/2009 13:08)
tena miverina mijery définition an'ilay démocratie za ny farany fa ts tantiko tsony de ny fahazaoako azy de ny eto amintsika dia ny 'démocratie représentative" ftsn no miasa klé : "régime dans lequel le rôle du peuple se borne à élire des représentants" raha traduiser-ko amin'ny fomba malalaka de hoe"ny vahoaka dia mifidy izay hisolo-tena ve sa hitondra azy (ts haiko :-D ) izay ihany no ataony" à part an'izay de mngina ny vahoka fa miaritra :roll:

mety ho marina ihany le an'i twing io klé :roll: :lol:
7. TWING ( 10/02/2009 13:20)
démocratie= fahafaha maneo ny hevitra ankalalahana tsy misy teritery.
mbola tsy ho zakantsika io atretosatria isika tsy mahay mneho hevitra rah tsy misy mpitondra.

mila mifampihaino ny mpitondra sy ny vahoaka dia izay vô mety ny démocratie
8. molota ( 10/02/2009 13:27)
Eto Madagascar V! démocratie sauvage no tiana apetraka eto: hanao bizna maloto daholo indray, itatavana ny atsem-bohany sasany, fanjakany Baro zay no démocratie tiana averin'ireo goaika antitra sy tsy maty voalavo an-kibo miaraka @ny TGVendrana!
9. lovelyri ( 10/02/2009 13:40)
:roll:

k mahazaka ve isika malagasy sa tsia izay anie le fanotanina ee
10. vilambava ( 10/02/2009 13:43)
demokrasia = fanonganam-panjakana raha tena halalinina ny heviny raha ny eto amintsika no resahana. Ny tantara niseho no azo hanamarinana an'izany. Io hatrany no teny nentina nanombohana ny hetsika rehetra: mitaky ny hisian'ny demokrasia isika ary dia miafara amin'ny fanonganam-panjakana sy fanakorontanana hatrany izany.
Azo adika ihany koa hoe famonoan'olona ilay izy raha jerena amin'ny lafiny iray hafa.
Ary raha atao dika malalaka ny demokrasia malagasy dia midika ho politikan'ny fitadiavan-tseza. Hita taratra izany ankehitriny: mitaky demokrasia ireo mpitaky an'izany kanefa dia fananganana governemanta no hita amin'izao. Ny seza iray nefa ny olona hipetraka eo anakiroa. Dia iza zao no hilaza hoe mialà ny vody kely hipetrahan'ny vodibe? (fomba fitenin'ny ankizy talohabe io).
11. molota ( 10/02/2009 14:07)
Ny gasy tsy miaritra é! tsy mitsinjo lavitra mba hijery ireo zanaka sy zafi-kely, fa tsy maintsy ny androany ihany aloha, nefa mampalaelo fa Revy sy Fety no atao mibahana eo @n' ity Madagasikara ity. ny Fahadiovana izany Nofy manapotika sy mandoro no hay, :cry:
12. bozyboleta ( 10/02/2009 14:17)
Ny demokrasia tatatatan'ny maro ary voizin'ny mpanao politika eto Madagasikara dia ny fanaovana "izay tiako atao, lazaina, toherina, voizina (na lainga aza), ..." na tsy manara-dalàna, na manimba ny hafa aza fa izay no tiako.
Ary rehefa tsy manaraka ny eritreritro dia toheriko fotsiny izao.
Tsisy fefy tsisy rindrina fa hoe malalaka aho haneho ny hevitro sy hanao zay tiako dia zay ihany ny ahy.
Ary sakatsakano eo ange za e? Avy dia lazaiko ho mpanao jadona ianao.

Zany no mba fisainana ka aiza moa no tsy manao voalavo manapotika.
:evil: :evil:
13. xxx ( 10/02/2009 14:25)
"régime dans lequel le rôle du peuple se borne à élire des représentants" :?:
d nankaiza zany reo depité-tsika teto tanà reo? to tsy mbo nahenona feo mintsiny hat@zao, t@ faty olona mikararana iny? sà mbola tsy nivoka ny lahatsoratra nasaina vakiana hisehoana TVM :?: njôôôô
tsy mi-representer ny vahoka klou é, fa ny vahoka asaina mifidy, d'accord @zay, fa refa avy eo mi-representer ny fitondrana.
lazaivo fa tsy zany ndray ary.
vive la democratie


TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINTSY MINTSY

zay ny democratie eto @tsika. ka mahazaka V sika, sa aona?
14. xxx ( 10/02/2009 14:27)
Ka tsy azon'i Ra8 anie kay ilay dikan'i ilay teny hoe Demokrasia fa nataon'i lery hoe DEMONY KARA TSIKA . ary izay no nahatonga azy nanao ilay pakta @ satana demony. :-D :-D :-D :-D
15. Andribe ( 10/02/2009 14:41)
aiza no misy satana hanaovana pakta hampanginana reto oul reto hono hoy ny sasanya tsy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. andrywui ( 10/02/2009 14:47)
xxx13 tena marina io pactes satanik ataony io fa efa nisy olona nanazava tsara ny fanaovany anio pactes diabolik io teto ary naharitra izy nanazava azy !! fa ny gogole sy ny maty eritreritra no tsy te hisaina ze voalaza teto fa de ny hamono sy hitifitra de ny hisasa sy higoka rà ihany no mahamaika ny sasany !! oe oviana ndray no hamono sy hitifitra Malagasy isika Prezida ravalo fa mahafinaritra ny rà alatsaka aminireo olona mitokona ireo,ary mangetaheta faty mikararana ndray zahay !!
17. molota ( 10/02/2009 14:48)
démocratie TGVendranaB, ManapotikaB, MandoroB, BemolangaB, Mamono olonaB, VoretraB,
18. xxx ( 10/02/2009 14:53)
molota>>> tohizo ko oé, V.....B :lol: :lol: :lol: :lol:
19. andrywui ( 10/02/2009 15:09)
mbola tsy ampy anareo anga ry molotra ny olona efa matinareo sa te hitody hatrany amin taranakareo ny rànireo olona nalatsaka ireo vao ahatoky ianao fa ratsy ny famonoana olona ary meloka mandrakizay ny mpamono olona ?? mbola faly ihany ianao nefa ny ràn'ny Malagasy iray rà aminao no alatsaka !! demon !!
20. molota ( 10/02/2009 15:47)
ireny no atao hoé RA NALATSAK ' I tgvENDRANA HATAO sorona mba hangalana seza hoan'IREO GOAIKA ANTITRA SY NY TSY MATY VOALAVO AN-KIBO mahatsiaro ny fiainana GABORARAKA sy BARO taloha TGV aSSASSIN!! Gadrao!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4324