democratie

21. andrywui ( 10/02/2009 15:56)
mody mba !! ny anlah ry molota fa falifaly fa nahafaty olona ah !! velotsioka elah fa nandatsadrà !! fahafinaretana ho anareo ny nandatsaka ny rànireo Malagasy marobe ireo !!! mbola hivaly aminareo io fa andraso !! tena tahaka andrainlah mitsy elah ka faly amin'ny fahorian'ny sasany !! tadidio anefa fa Malagasy iray rà aminao ireo novonoianao ireo ary tsy ho verivery foana akory ny ràny
22. MANAKASINA ( 10/02/2009 16:04)
ny demokrasia ety madagasikar dia kaboraka, samy manao izay tiany atao, ohatra tsy azo ato ny mivarotra eny rehetra eny, tsy mila arret ny taxibe, azo amidy ny cd piraty sns e! izay no demokrasia,
23. xxx ( 10/02/2009 16:08)
gaboraraka tamin'ny fitondra ra8 zay fa azo hatao ny mampihena amin farafaharatsiny izany teninano zany ry manakasina
24. saho ( 10/02/2009 16:08)
http://newzandbuzz.e-monsite.com

fangaha ra TGV no namono olona, andra8 ny azy koa ankilany mamely

izany hoe amiko eto tsy tokony hisy resaka demokrasia fa fanjakan'ny baroa jiolahamboto sy tsy mpanaraka lalana

Na ra8iste na TGViste dia samy tsy mamokatra daholo satria tsy nahay nampiasa ny instrument demokrasia, ny instrument demokrasia dia ny hevitry ny be sy ny maro arovan'ny lalana mifehy ka raha strategie politika @ izany no harahina dia mifanantona , mifanakalo hevitra, manao izay marimaritra iraisana, mametraka hevitra daholo be tompon'andraikitra

fa tsy mamory olona dia ny iray mamono....tena resaka famonoana olona gasy mitovy ra aminy ve no handeha hilalaovana ity politika ity, tena diso lalana sa tena hita fa tsy mahay ny conseiller mpanolontsaina ao fa dia manaonao foana.

Tsarain'ny mpamatsy vola iraisampirenena izao ary dia vao maika hiditra fahasahiranana ny firenena satria voahidy ny robinet vola avy aty ivelany

Ho an'ny olompirenena tsotra, mahaiza manaja ny ainao fa kely ny aina ka mora tapitra fa arovy @ alalan'ny fahatoniana sy fahendrena ny ainao fa aza mety adalan'ireto be politika ireto fa aleo izy no hiditra sehatra ho tifirina eny satria tsy mahay miaro ny vahoaka mitovy aminy fa mamporisika ny andaniny moa ny ankilany mamono....

Mahereza daholo
bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565