NANENINA V ANDRIAMANITRA NAMPISY NY FANANAHANA ???!!!!
1. gabidemony
(
09/02/2009 12:20)
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananàna
teo ò lahy sy ny vavy:?:
Eo @ fampiasan'ny olombelona azy
teo ò lahy sy ny vavy:?:
Eo @ fampiasan'ny olombelona azy
répondu par Fanhaiky le 05/03/2009 13:03
2. gidrokely
(
09/02/2009 13:16)
za aloh mihevitra hoe : raha ny @ PD sy ny lesbiene de nanenina kely ihany izy e! Mba mipetraha ise eo @ toerany !!! ra za ny teo @ toerany de novako ny andrzalah na nesoriko mihitsy !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
5. soanja
(
09/02/2009 15:17)
gabidemony:
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananàna
teo ò lahy sy ny vavy:?:
Eo @ fampiasan'ny olombelona azy
Tsia tompoko, afa-po Izy tamin'ny zava-bitany.
Isika olombelona no tsy ampy fiheverana ihany tamin'ny fikarohana na tsy ampy fahalalana ny hoe inona avy no azo ampiasaina an'io. Zany hoe fohy fisainana ny olombelona taloha ka mihevitra fa diso ny zavatra namboarin'Andriamanitra fa mety. Miampy ankoatr'izay koa ny fahaizana mijery tsy mitongilana hoe inona no mahasoa ary inona no manimba. Fa matoa io misy sy manome izay ilain'ny sain'olombelona dia efa voaomany sy nokendreny tokoa izany. Nomeny ny saina isika handinika avy ary tsy voafetra ny zavabitan'ny sain'olombelona. Izay no hampianarana ny zanantsika hilofo hianatra sy hikaroka mba ho lasa lavitra ny azo ampiasaina ny rehetra ananantsika sy ny misy eo amintsika amin'ny fomba mendrika sy ahitan'ny rehetra tombotsoa.
6. Lejoba
(
09/02/2009 15:39)
tsara ny nanaovany azy fa ny demony no nanova ny fampiasa azy daholo. Manjary mitovy @ gidro ny olombelona
=)) =)) =))
=)) =)) =))
7. Mirananirina
(
09/02/2009 15:58)
raha nanenina izy ,azony fohanana anie izany e.Dia tsy nisy ianao sy izaho.
8. simplex
(
09/02/2009 16:45)
A/tra::arrow: ze eritreretintsika eto dia tsy ho izay mintsy :P
ny fihevitro tsy fihevitrareo
;-)
9. gabidemony
(
09/02/2009 17:44)
De tsy nanenenany zany reny olona Pelaka sy reny sipa samy sipa reny?
Efa tao anatin'ny programany?Ary maharaka kos'lery zany ko!

10. gabidemony
(
09/02/2009 17:47)
Misy ny tombotsony @fisin'io zavatra io nefa kosa tena maro ny zava-dratsy vitany.... De aòna?
11. soanja
(
09/02/2009 20:04)
gabidemony:
Misy ny tombotsony @fisin'io zavatra io nefa kosa tena maro ny zava-dratsy vitany.... De aòna?
Izay no mahafiainana ny fiainana ka. Balance no Andriamanitra. Ny tananao sady afaka manamboatra zavatra tsara no afaka koa manimba zavatra be dia be. Toy izay koa ny saina. Dia mitovy tsy misy valaka ny fitaovam-pananahana. Afaka hivarotan'olona tena, hanaovana tsinontsinona sy hanimbazimbana zazakely no sady koa azo hidina tsy ahafahana miteraka akory.
Tsy avy amin'Andriamanitra ny ratsy fa avy amintsika olombelona ihany sy ny safidintsika hanao ny tsara na ny ratsy.
12. gidrokely
(
09/02/2009 20:43)
Mirananirina:
raha nanenina izy ,azony fohanana anie izany e.Dia tsy nisy ianao sy izaho.
:evil: :evil:
azony atao tsara mihintsy zany fa saingy le izy efa vô-prôgramé nefa nisy virus t@ le système de nanjary nikorontana ( ny anti-virus-n-drazoky efa nataony hampiasainy any am-parany hi hi !)
ary izy mitana hatramin'ny farany ny promèsseny
donc aleoy mangia angambany!!!!!!!!!!!! :?: :-@
13. bounany
(
10/02/2009 06:43)
Tsia! tsy nanenina Andriamanitra nampisy ny fananahana;
Ny olombelona no misafidy ny mampiasa ny fananahany @ fahavetavetana sy ny fahalotoana.
Efa natoron' Andriamanitra ny olona daholo ny didy rehetra tokony harahiny fa ny olona mitsy no minia mivily lalàna zany indraindray:
-1Kor10:8 : "Aoka tsy hataontsika fanao ny mijangajanga..." -1Kor 6:9:"Tsy fantatrareo angaha fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra ny olona tsy marina?Aza manaiky ho voafitaka ianareo.Fa na ny mpijangajanga, na ny mpanompo sampy , na ny manitsakitsa-bady, na ny lehilahy manaiky hanaovan'ny lehilahy firaisana, na ny lehilahy miray amin'ny lehilahy."
Tsy teren'Andriamanitra isika ny hampihatra ireo didy ireo fa isika no tompon-tsafidy.Noho izany de tompon'andraikitra amin'izay ataony ny tsirairay amintsika olombelona: satria efa natoro hoe raha manao an'izao de ratsy de raha manao an'izao de tsara.Avy amintsika olombelona ihany zany ny ratsy fa tsy avy amin’Andriamanitra akory.
Plus précisemnt de avy amin’ny Devoly ny ratsy :1Petera 5 :8 : »Aoka ianareo ho mailo hatrany hiambina satria ny Devoly fahavalonareo mandejhandeaha tahaka ny liona mierona mitady izay harapaka. »
-Nomery 23 :19 : Andriamanitra tsy mba olona ka handaigna ; Na zanak’olombelona ka hanenina : Moa efa nilaza va Iazy ka tsy hefainy ; Na efa nitey ve Izy ka tsy hotoaviny ? Andriamanitra tsy mba manenina zany mitsy arak'io andinin-teny ara-baiboly io!
gabidemony>>>>>Tsy nanenina mitsy Andriamanitra nampisy ny fananahana; Ny olombelona no misafidy ny mampiasa ny fananahany @ fahavetavetana sy ny fahalotoana.

14. soanja
(
10/02/2009 07:05)
Ao amin'ny tantara aloha raha zohina ny baiboly dia imbetsaka Andriamanitra no malahelo sy kivy amin'ny nataon'ireo nohariana ary nanapa-kevitra mihitsy aza izy handoro, hanafoana ary hamita ny momban'ilay tanana iray izay. Ka asa re na mba nanenina izy matoa nanao izany sa ahoana?
Inona moa no antsoina hoe fanenenana? Na nanenina?
Tsy mba manenina ilay Andriamanitra inoako satria fantany ny namboariny. Efa vitany kajikajy ary efa nomeny ny safidy.
Mino aloha aho amin'ilay Andriamanitra tompoiko dia manana ny asany avokoa ny taova rehetra nohariany ho antsika ary ireo taova ireo raha manome na mamoaka zavatra na miasa amin'ny fomba rehetra fisehony dia efa nomaniny ho toy izay izany ilay izy. Matoa isika mahita fahafinaretana manao firaisana ara-nofo amin'ny lahy sy vavy ka mahita koa ireo hafa tsy manao mitovy amintsika dia mino aho fa anisan'ny zavanohariana avokoa izany.
Ny hoe kosa ho fanambakana na fanimbana ny hafa na fanimbana ny tena no anaovana izany asa izany na hetsika izany dia hilaza aho fa tsy mankasitraka izany Andriamanitra satria ny faniriany amintsika dia ny hifankatia sy hifanampy, hikolokolo ny tena satria Tempoliny isika, hifanome soa, izay miatomboka amin'ny tenanao aloha vao misandrahaka amin'ny hafa.
Mahaiza mifankatia amin'ny mahasamihafa antsika fa io no nanaovany antsika.

15. gidrokely
(
10/02/2009 11:38)
:-w :-w :-w somary misy tery BE ihany aloha lay izy eh!!!!! :?: :?: :?: :!:
17. soanja
(
10/02/2009 17:09)
gidrokely:
:-w :-w :-w somary misy tery BE ihany aloha lay izy eh!!!!! :?: :?: :?: :!:
Misy fahaterena daholo ny zava-drehetra amin'ny voalohany fa rehefa zatra mandray/ mifandray isika dia malalaka tsara ny rehetra.
18. kotobekibo
(
10/02/2009 19:36)
Hevitra mandeha : NANENINA V ANDRIAMANITRA NAMPISY NY FANANAHANA ???!!!!
misy teny ao @ baiboly hoe " ny fisainako tsy fisainanareo , ny fihevitro tsy fihevitrareo " , noho izany tsy misy mahalala izany

20. gidrokely
(
11/02/2009 12:02)
:( :( ka mbola resaka fananahana anie zao eh! ataoko fa tsy misy idiran'ny GIDROKELY sy ny ORONA sy i KOTOBEKIBO . i G DEMON no tsy fantatro !!!! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))