NANENINA V ANDRIAMANITRA NAMPISY NY FANANAHANA ???!!!!
22. gidrokely
(
11/02/2009 12:39)
soanja:
gidrokely:
:-w :-w :-w somary misy tery BE ihany aloha lay izy eh!!!!! :?: :?: :?: :!:
Misy fahaterena daholo ny zava-drehetra amin'ny voalohany fa rehefa zatra mandray/ mifandray isika dia malalaka tsara ny rehetra.
:?: fa mandray inona aloha le izy eh! :?: :!: :-w
23. Koditra
(
13/02/2009 22:29)
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananànaZà kalou dé tena afapo ary tsy nanenenako mitsy eh.
teo ò lahy sy ny vavy
Eo @ fampiasan'ny olombelona azy
24. Koditra
(
13/02/2009 22:31)
Tssss lety e! Zà ko sady efa taraiky be vô mamaly dinika no mbola tsy maazo resaka kou, kay tsy ny hevitro no nanontaniana fa ny hevitr’A/tra. :-D :-D
Mino kalou zà fa tsy nanenina mitsy izy.
Mino kalou zà fa tsy nanenina mitsy izy.
25. bradley7
(
15/02/2009 18:20)
Tsy iandin-kevitra mints fa tena tsy nanenina mints Izy nampisy anio, fa malaelo mafy sy onena ny olombelona....
amzao koa tena efa mvôka amle contexte ny hevitr'Atra nanaovany ny sexe mints ny Ol e! t@ andro talou tena toraam-bato izay miray amin'ny tsy vadiny (rapport avant mariage sy extraconjug) fa amzao ef tafidtra amle sokajn ol mapme sy taraiky oe ze mbôla vierge à 19ans. 8O . nefa Atra tsy miova fa ny fijern talou ian no fijern amzao.
ts mtsahatra miharatsy zao tontolo zao! :cry:
déduction: efa oavy amzay GRAND (Jesus)....

26. Fanhaiky
(
05/03/2009 13:03)
gabidemony:
Aninao manokana, nanenina v andriamanitra nanisy ny fitaovampananàna
teo ò lahy sy ny vavy:?:
Eo @ fampiasan'ny olombelona azy
Tsy nanenina Izy ka de inona ndray no ampiasaina hampitomboana ny taranaka mahay zavatra anie Izy eh saingy ampiasao amim-piheverana sy fitiavana fa tsy hanaovana asan'adala