Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir

1. rataxx ( 09/02/2009 11:59)
Izao ry reto a ,hatramin'ny naha Republique antsika izay, depuis 1960 ka hatramin'izao 2009 itenenana izao dia tsisy tolona atoan'ny VAHOAKA ka tsisy rà latsaka izany vao mahazo ilay ato hoe POUVOIR .Tonga @ tanjona notadiavina izao ireo mpitari-tolona ka apetrao malaky dia malaky io fa raha tsy izany dia mahazo aina be eo indray ry ...sy ... dia ny anareo LEADER no be indrindra ka mety hivadika @nareo ny VAHOAKA dia asa angamba ny anjo R8 Tsy anaiky mora ny VAHOAKA tsy hijery fotsiny.Ambava homana am-po mieritra
répondu par naritsimba le 10/02/2009 05:10
2. nyavo2000 ( 09/02/2009 12:07)
Ny rà latsaka dia takio any @ i Andry.

Ileiry mampirisika nefa tsy mba nanome rà teny @ hopitaly akory ?????

Tena mpisoavaly olona sy mpamono olona tsotra izao....


Anatra ho an'ny vahoaka ireny ny tsy hanarahana ny politika maloton'ny sasany intsony...fitaovana enao fa tsy olombelona tsarovy izany, ....Raha tena mpitari-tolona, dia ho nanao 1ère ligne fa tsy nikamofla tany an-trano.


3. penguin ( 09/02/2009 12:16)
Nohon'ny Malagasy tsy nahita "Guerre" eny fa na ny General aza dia mora tohina ka rehefa misy ny rà latsaka dia diso ny miaro tena ka izay no endrika haingana ahazoana fitondrana. Entina ireo izay mafana fo azon'ny fampiresahana rehetra ary avela hijabaka ho voatifitra. Ny tena anefa miala ilany hoy ny tanora ary any an-trano no miantso an-taribihy sy mody mitomany dia manana ny marina. Bibilava ampidirina anaty pataloa io ka zay laniny eo laniny eo hoy ilay mpanao fanovamaso sady asesiny anaty patalohany ihany ny bibilavabe velona.
4. naritsimba ( 09/02/2009 12:25)
Ny anjara asan'ny mpitarika dia jereo tsara fa tsy azo avela ho faty izany, ny mpitarika MDRM tsy nisy maty, satria izay no asan'ny Garde de corps.
Tsy ny Chef d'Etat Major mihitsy no andeha hitari-tafika na aiza na aiza fa manao ny Planina fotsiny izy, ho anareo izay mbola tsy nandalo miaramila dia tsy mahalala an'izany, mandehana aloha mandalo ecole militaire dia mahalala ny atao hoe Mpitarika.
Raha vao maty ny mpitari-tafika na ny mpitari-tolona dia resy izay ny olona tarihany.

Raha mijery ny nataon'i Nelson Mandela aho dia lasa saina hoe fa inona loatra no hifikirana eo @ fitondrana eh? vola? voninahitra? laza? antsika no mamaly.
Amiko misy zavatra maloto tsy tiana hiseho dia aleo tsy miala mandra-panadio ny dossier maloto rehetra.

Efa ela no nitaraina ny ankamaroan'ny Malagasy fa saingy tsy nihaino ny mpitondra(Ra8), fa rehefa nahita kosa fa misy ny olona izay afaka hitarika dia mampiseho ny alahelony izy ary rehefa feno ny kapoaka dia mihoatran'ny fetra izany.

Koa asakasak'izay mpitondra mangoron-karena sy ireo matahotra ny ho very fihinanana aloha eh!
5. rataxx ( 09/02/2009 12:30)
:!: LOZA IO!
6. Dmon ( 09/02/2009 12:37)
mba misaina aloha ry Nyavo vao miteny ah!!!
Ra8 no tompon'andrakitra voalohany, tsy afa-miala amin'iny raharaha iny na inona na inona!!!! miaramilan'iza io??????
tsy fanao reny, ary very teo ny sezany.
maninona i ra8 no tsy sahy nanome explication mihintsy ny momba an'iny???? olona kentrina sy tsy vanona mpamono olona zao no mbola lelafina.
ny vavany ihany nge dia efa mamatotra azy eh!
nitranga ny korontana sy nisy fandrobana ilay alatsinainy, niteny izy fa izy no nibaiko ny miaramila sy ny sisa tsy hietsika sao hisy rà mandriaka, izy koa zany no nibaiko ireo miaramila reo hitifitra! inona ny tao ambohitsirohitra marina moa??? birao no atakalon'la rà an'olona mpiray tanindrazana @ la????
tsy fanao reny koa naninona no nataon'là t@ 2002 teny mahazoarivo??
mba misaina ho aho fa efa ataony mihinana mbola jamba ihany.
mba ompay aho raha sahy hivoaka intsony iny fa intervention @ tele sns sisa no ataony.
raha tsy tompon'andraikitra t@ iny i ra8 maninona raha nande niondrika teny mahamasina nanome voninahitra farany an'ireo maty sy nitsapa alahelo ny fianakaviana manamanjo??? olona tsy vanona iny amiko, ary tsy zakan'iny ny nataony, hatrany @ fara mandimbiny.

Taiza koa moa ingahy no nahita leader @ hetsika lehibe sy goavana ho eo aloha hatr@zay?????
strategie daholo zany, raha iny no maty teo dia tapitra ny tolon'ny olona.
teo @ 13mei dia ny olona no nilaza hoe tsy tsara makeny izy.
7. Noue ( 09/02/2009 12:38)
naritsimba:
Koa asakasak'izay mpitondra mangoron-karena sy ireo matahotra ny ho very fihinanana aloha eh!
tsy misy hidiran'zany eo eee ! ny resaka dia oe raha tsy misy rà latsaka tsy mahazo pouvoir !!!

ity no tokony hisainana kely eee

faut marteler les principaux actes condamnables de l’opposition, voire interdit par les conventions internationales :

1. Tentatives de « Coup d’Etat »
2. Troubles à l’Ordre public et Atteinte à la Sécurité de l’Etat
3. Destructions de biens publics et privés
4. Appel à la désobéissance civile et militaire
5. Tentative d’appropriation d’un Palais Présidentiel, qui aurait pu se terminer par des pillages et de destruction incendiaire
6. Réunions publiques sans autorisation
7. Désinformations : diffusions de fausses informations* sur la Radio Viva, sur les différents sites et médias malgaches ou étrangers



8. Dmon ( 09/02/2009 12:48)
ô ry Noue ah, ny ataon'ny mpitondra eto mandika ny lalana izay nanaovany voady masina fa ho arahany nge tsy hitanao eh!!!
ny taninao lasan'ny mafia tsy hitanao, izay azahoany volabe namenony ny paosiny, mody hanaovany lalana, ividianany raopilanina.
aiza no tsy handika lalana ny vahoaka noana sy majinika aty ambany???
za aloha dia tsy hanome tsiny an'izany mihintsy!!
nahoana ialahy no mihinana hena isan'andro sy manao fiainana, fa ny sasany tsy mihinana raha tsy rano mangatsiaka sns????
fenoin'ialahy ny orin'asan'ialahy i gasikara, fehezin'ialahy ny tantsaha any ambanivolo tsy hivarotra ny vokany raha tsy @ialahy ihany.
tsy rariny kosa eh!!
9. heidi ( 09/02/2009 13:11)
7. Mpandefa : Dmon [ Valio ] 09-02-2009 13:48:35
Lohateny : Re : Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir
ô ry Noue ah, ny ataon'ny mpitondra eto mandika ny lalana izay nanaovany voady masina fa ho arahany nge tsy hitanao eh!!!
ny taninao lasan'ny mafia tsy hitanao, izay azahoany volabe namenony ny paosiny, mody hanaovany lalana, ividianany raopilanina.
aiza no tsy handika lalana ny vahoaka noana sy majinika aty ambany???
za aloha dia tsy hanome tsiny an'izany mihintsy!!
nahoana ialahy no mihinana hena isan'andro sy manao fiainana, fa ny sasany tsy mihinana raha tsy rano mangatsiaka sns????
fenoin'ialahy ny orin'asan'ialahy i gasikara, fehezin'ialahy ny tantsaha any ambanivolo tsy hivarotra ny vokany raha tsy @ialahy ihany.
tsy rariny kosa eh!!


norme be lay reaction nao ary zà kou tsy mankasitraka andravalo mitsy
fa ny tsy azoko! ny fitakiana ny zonao mba hanana fiainana tsara tsara kokoa ve ireny nampisehoana tamin'ny fanombohana ny fanonganana andravalo ireny????? NY FANDROMBANA NY FANANAn'olona ny fandorana ny magazay ny fanrombana sy ny fangalarana????? dia ho inona no vokatsoa amin'ny fandikàna lalàna , moa tsy ny aina no afaka teo????
FA ANGAHA tsy misy fomba hafa hanonganana azy raha tsy toy izay foana! efa vieux jeux lay ady antrano ary mahamenatra....NY TENA SAMY TENA NO MIFAMONO.....
10. rataxx ( 09/02/2009 13:13)
Izao atao ao an-tsaina ry zareo a!
ze mitondra eo dia mameno "posy" aloha vao mijery an'ialahy na firy maty na firy .Tsika anie mora manadino e!Raha itodiha ny lasa dia 72,91,2002,2009 miha-mahatra foana ny kely ananana aza esorina @ntsika ka eritrereto ihany ny tokony atao fa tsy taitatra fotsiny eo dia avy eo hoe tsy mety indray ity dia ho soloina raha tsy satroka ko!
11. Dmon ( 09/02/2009 13:19)
heidi : ka izao anie eh, ilay olona rehefa hoe noana izay, dia mahavita zava-doza tsy eritreretina akory! sady ny tena marina, hatr@zao aho tsy mahalala marina hoe iza reny nitarika ny fandrobana reny, pro tgv ve sa pro ra8!

za aloha tsoriko fa vao niandoha ny fitakiana (valan-dresaka teny @ la rotonde moa izy zay) dia nanaraka an'i Andry za, saingy nivadika le film avy eo dia naleko nijanona neutre, iny anie dia resaka VIVA TV no niatombohany eh fa avy eo lasa nisy hoe hanonga-panjakana!! tssssssss
12. andrywui ( 09/02/2009 13:44)
mbola variana nikarakara ny namana maty sy naratra teny amin'ny hopital ny olona ry babakoto reto ka haninnn eto aloha a !!! vita ny adidy zay !!! ny bala tsy malaitra ahy zany fa tsetsafiko eny ampanidinana zany qfa kosa zay namono mbola ho vonoiana ndray andro any !!! tsy za no hamono fa ny rariny !! ary izay miaraka amin mpamono olona de mpamonoolona !!! izany oe mivelona amin ràn'olona eo ambonin'ny lohany izy mandrapahafatiny de ao ambabeny ao ny ain'olon nalatsany
13. kidoropamba ( 09/02/2009 14:14)
MILA VITAINA ny amindravalo sy ny forogony fa fanetry be an'i tany e. Izahay tsy mila UA, tsy mila ONU, Ravalo MIALA dia vita. Izay ihany. Raha tsy izany dia horaiketinay amin'izay ny sambo de gera.

MIALA RAVALO HOA!
14. andrywui ( 09/02/2009 14:42)
tsy jaune rouge mihitsy ireny nandripahan vahoaka reny fa tena efa misy fahavoazana amin fitiavamboninahitra ity Prezida sampony ity !!! atao daholo izao moyen rehetra zao !! raha efa nahafaty olona ampolony zany tokony mametrapialana no atao na de ireo ra eo ambonin'ny lohanao reo fotsiny aza !! fa mbola ampiana ain'olona firy ndray !! sa ho tifirina ko ny any Analakely mody atao jaune rouge ko !! tena vrai-assassin !! zay mamkasitraka azy alou de miarampamono olona amiaraka aminy koa e
15. kidoropamba ( 09/02/2009 14:50)
MPAMONO OLONA RAVALO HOA. MPANDEVINA VELONA VAHOAKA. OMPA IHANY SISA NO MENDRIKA AZY. ANY AMPANDRINA MIARAKA @ LALAO IANAO RAVALO MANISA TSARA NY OLONA MATY NOTIFIRINAO.

LAZAO NY DADAN'ELA RA-JOSOA FA TENA TSY HANANAN'NY POKONA INDRA FO MIHITSY LERY IO AN.

IZAHAY EFA NIFIDY AN'NY MONJA ROINDEFO, ZANAK'I DADA MONJA HO PRAIMINISTRA KA TANDREMO FA TSY MITSAOKA ADY IO AN.
FANAVOTAM-PIRENENA IHANY NO ADY EO E.

MIALA RAVALO SY NY VADIKELINY MIISA 17 ANY AMIN'NY NOSY IRANJA ANY NOSY BE.

MIALA ELA HOA.
16. heidi ( 09/02/2009 15:41)
9. Mpandefa : rataxx [ Valio ] 09-02-2009 14:13:16
Lohateny : Re : Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir
Izao atao ao an-tsaina ry zareo a!
ze mitondra eo dia mameno "posy" aloha vao mijery an'ialahy na firy maty na firy

aza manofy fa tsy hijery anao izany izy na ny kely aza, ny azy ny fianakaviany ihany fa ianao niseho nitolona mafy niady aina tsy hofaty tsy fantany tsony raha tonga eo am fitondràna izy.....
17. heidi ( 09/02/2009 15:46)
10. Mpandefa : Dmon [ Valio ] 09-02-2009 14:19:46
Lohateny : Re : Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir
heidi : ka izao anie eh, ilay olona rehefa hoe noana izay, dia mahavita zava-doza tsy eritreretina akory! sady ny tena marina, hatr@zao aho tsy mahalala marina hoe iza reny nitarika ny fandrobana reny, pro tgv ve sa pro ra8!


MAZAVA HO AZY por tgv ireny fa i ravalo ve de handoro ihany koa ny fananany e! mba mahay mijery ny zava-misy
ny hanohanana tsy midika fa hanao zava-doza, tsy misy afa tsy ny ao madà ihany no mamerina io isaky izay lmihetsika, dia izao vao maika lafo ny entana tsy misy ny hanina ho hanina ny vary lafo ny menaka sns.... noho ny fanimbàna natao dia aiza ilay eritreritra amzany??? tsy vao maika aza ve noana amzao???? ARY IREO OLONA mba nahita asa kely fivelomana tamin'ireny magazay isakarazany nodoran'i tgv sy ny ambany fahefàny ireny???? lasa mitombo ihany ny noana anefa ny hanohanana no hiadivany am ravalo ve???? pfffffff resabe fotsiny ny sezany ihany no fantany ka
18. heidi ( 09/02/2009 15:49)
andrywui:

mbola variana nikarakara ny namana maty sy naratra teny amin'ny hopital ny olona ry babakoto reto ka haninnn eto aloha a !!! vita ny adidy zay !!! ny bala tsy malaitra ahy zany fa tsetsafiko eny ampanidinana zany qfa kosa zay namono mbola ho vonoiana ndray andro any !!! tsy za no hamono fa ny rariny !! ary izay miaraka amin mpamono olona de mpamonoolona !!! izany oe mivelona amin ràn'olona eo ambonin'ny lohany izy mandrapahafatiny de ao ambabeny ao ny ain'olon nalatsany


ka inona ary no tsy hihetsehanao fa lozana may vava sy manao fissainana babakoto ato fotsiny, andeha mihaza mitady an'i ravalo de ento eto ny tatitra hoe matiko ravalo, tsy izay ve no handrasana?????


19. andrywui ( 09/02/2009 15:50)
tsy ny toerana ry HEIDI no zavadehibe fa vny fanafahana amity jadona sy herisetra atao ami olona amzao taonarivo fahatelo zao ty ah ! fa na zovy na zovcy no tonga eo rehefa afaka mampisakafo aradalana ny malagasy sy ahafaahany mitsabo, miaina amin'ny farafaharatsiny ,eto m/ca
20. heidi ( 09/02/2009 15:51)
12. Mpandefa : kidoropamba [ Valio ] 09-02-2009 15:14:40
Lohateny : Re : Rah tsy mis rà latsaka tsy mahazo pouvoir
MILA VITAINA ny amindravalo sy ny forogony fa fanetry be an'i tany e. Izahay tsy mila UA, tsy mila ONU, Ravalo MIALA dia vita. Izay ihany. Raha tsy izany dia horaiketinay amin'izay ny sambo de gera.

MIALA RAVALO HOA!

tena tsara tokoa raha tanterakareo izany ! izay no handrasanan'ny be sy ny maro fa kosa ajanony ny fandrombàna sy ny fanapotehana ary ny fangalarana sy ny fanararaotana ary/.......RAHA MBOLA ireo no ao andohan'ny ireto atao hoe mpitolona ambany fahefan'ny ra tgv dia tsy maitsy ho fvoatifitra ravalo foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0842