hoy i Noue izay mamaly ahy etsy ambony:
Hoy i naritsimba:
Koa asakasak'izay mpitondra mangoron-karena sy ireo matahotra ny ho very fihinanana aloha eh!
tsy misy hidiran'zany eo eee ! ny resaka dia oe raha tsy misy rà latsaka tsy mahazo pouvoir !!!
ity no tokony hisainana kely eee
faut marteler les principaux actes condamnables de l’opposition, voire interdit par les conventions internationales :
1. Tentatives de « Coup d’Etat »
2. Troubles à l’Ordre public et Atteinte à la Sécurité de l’Etat
3. Destructions de biens publics et privés
4. Appel à la désobéissance civile et militaire
5. Tentative d’appropriation d’un Palais Présidentiel, qui aurait pu se terminer par des pillages et de destruction incendiaire
6. Réunions publiques sans autorisation
7. Désinformations : diffusions de fausses informations* sur la Radio Viva, sur les différents sites et médias malgaches ou étrangers
Tsy marina ireo voalazanao ireo.
Tsy haiko na minia mikimpy eo imason'ny fahantran'ny mpiara-belona aminao ianao satria efa nahazo izay azonao tany ambadika tany, na ihany koa mahazo tombony manokana @ izao fitondrana izao, fa ho ahy dia tsy ny ho an'ny tenako no mahamaika ahy fa ny ho an'ny malagasy mitovy amiko, efa nahita ny t@ Avril 1971 aho na dia mbola kely aza t@ ireo malagasy tany atsimo izay matin'ny hanoanana, nanatrika ihany koa ny 13 mai 1972 na dia mbola kely aza, ary anisan'ny nandray anjara t@ 10 aout 1991 satria sady tao anatin'ny maha miaramila ny tena t@ io, ary dia mbola nandray anjara t@ 2002. Marihako tsara fa nanohana ny tolom-bahoaka hatrany ary tsy maintsy miteny ny tsy mety, taranky ny mpitolona izahay fa tsy mpitady seza na mpiaro-tombotsoa manokana.
Mitohy ny tolona.