Manomana vantandehilahy Andry TGV

1. Ryhana ( 02/02/2009 13:20)
Miely indray izao fa manomana vatandehilahy entina handroba eraky ny faritra maro eto Mcar i Andry TGV sy ny forongony, fa tsy nahomby ilay autoproclamation izay nantenaina fa hi-poaka.
Porofo fa nihena ampitoerana tahaky ny fen'antitra ny mpanaraka.

Fanontaniana:

Sao dia efa lany sahady kosa ilay 300 MILLIARDS avy tany amin'ny Frantsay hamatsiana izao korontana izao?????
Aiza kosa e! Nokepohin'lery ambata kosa angamba ny ampahany betsaka!!! Mba misaina kely ry Tanora Gidraka Vendrana a!!!!!
répondu par patrick2002 le 03/02/2009 13:56
2. nyavo2000 ( 02/02/2009 13:23)
Mila mailo isika ka isaky ny misy fihetsika sy fitangorongoronana eny rehetra eny dia antsoina haingan ny GIR sy tompon'andriakitra fa misy mitady handroba de aleo hifapitady eo
3. heidi ( 02/02/2009 13:25)
ka tsy tonga de atao ny fisamborana azy de ahidy e! :o
4. Simpona ( 02/02/2009 13:48)
tena loharanom-baovao marina ve aloha no nahazoana an'izany e. Amin'izao mantsy tena mora miely be ny tsaho de samy afaka mamorona izany daholo na iza na iza, ny fifandraisana rahateo mora.
Ny mpanao gazety aza zao moa miteniteny foana miits ... Misy ny manao fanhy iniana misy ny tsy havanana amin'ilay seahatra mihitsy
5. andrywui ( 02/02/2009 14:37)
moramora kely fa aza miteniteny foana manendrikendrika an!! 300milliards avy any aminao anga zany ?? fitakiambahoaka mazava nohon'ny tsy fahatantesana jadona sy tsy fandrosoan'ny firenena ireny fa aza mikapokapoka ty vava !! sao averinay eo ndray ny26janv vao mandohalika milelaka eo ndray !!! MAZAVA?
6. majakely ( 02/02/2009 14:40)
i andrywui zany no nandoron'ny fiasan'ny havanay mahantra kely?faly zany enao izao??
7. andrywui ( 02/02/2009 14:44)
E !! o ry manjakely a ! ndeha mody matory f'aza mipetsopetsona eo ndry sao simba eo io tarehy manjakely io!! resaka be sandry sy be vava no eto !! ka ra vao be marenina eo de 26janv bis
8. mion ( 02/02/2009 15:02)
Marina mintsy fa efa misy mikononkonona hanao Lundi noir ato ho ato ary ny tena loza de ity, tsy de le fitondrana ho rombahan'ny jiolahim-boto diso toerana no tena ahiana fa efa mandeha any resaka fa ny ain-dra8 no tena fofoiny hatram voalohany.
Resa be fampandriana adrisa tsy mandady harona zany oe demokrasia TGV zany, ary efa nasehony ho hitan'zao tontolo zao ny demokrasiany t@ acte de violences et de barbarie ka OAININA kely sy AFA BARAKA ren-tany ren-danitra le boay kely tsy afa t......y io.

Tokony natao hoe kianjan'ny devoly ilay eo ambohijatovo de tokony eny anjanamasina leri io no mamory olona fa ngeza loatra ho an-dry zareo le 13 Mai
9. ravakamalala ( 02/02/2009 15:03)
[quote andrywui]fitakiambahoaka mazava nohon'ny tsy fahatantesana jadona sy tsy fandrosoan'ny firenena ireny[/quote]

ilay olona miisa 30 000 tetsy am 13 mai tam sabotsy teo ve no atao hoe vahoaka?????



wwouaahahhaaaaaaa
10. patrick2002 ( 02/02/2009 15:27)
ilay olona miisa 30 000 tetsy am 13 mai tam sabotsy teo ve no atao hoe vahoaka?????

Tsy ireny fa ilay gasy maro-be mipetraka tany an-trano nefa mankahala an-ra 8 ,
Sa ianao mihevitra fa izay tsy teny @ 13 mai dia manohna an'i ra-8 ?
11. patrick2002 ( 02/02/2009 15:28)
ilay olona miisa 30 000 tetsy am 13 mai tam sabotsy teo ve no atao hoe vahoaka?????

Tsy ireny fa ilay gasy maro-be mipetraka tany an-trano nefa mankahala an-ra 8 ,
Sa ianao mihevitra fa izay tsy teny @ 13 mai dia manohna an'i ra-8 ?
wouuuuuuuaouhhhhhhhhhhhhhhh
12. mion ( 02/02/2009 15:29)
ka le andrywi ane ol tsy nahita fianarana toy ireo mitango lalitra sy miandry mana avy any an-danitra fa tsy vonona hiasa e, tsy mahay manisa leri fa raha vao mihoatra ny isan'ny ratsan-tanany 5 de afa maro be zany @ leri
13. patrick2002 ( 02/02/2009 15:39)
mion: Aza mba manafoakafoaka olona mion ah!
aza adino fa hatraty Ambohinjatovo ka hatrany @ gara ny olona t@ Alatsinainy
26 janvier olona tsy nankasitraka an'i ra-8 ireny .
Raha vao nisy ny fandrobana ny Alatsinainy dia betsaka ny olona no nalahelo fa potika ny tanana ,nisy ny aina nafoy ,nanana fahendrena ny vahoaka ka samy namitsaka tany antranony.
14. mion ( 02/02/2009 15:44)
patrick2002 >>
ka ny vahoaka hendry, ary ze tsy hendry t@ ireny voafitaka ireny famadihana ny demokrasia ho lasa baribarianina ireny de efa maty eritreritra , andevozina fotsiny angamba sisa ze tsy tonga saina mba hanao sorona velona ny tenany ao anaty afo @ manaraka indray.
zany no atao oe mody democratie fa hay tena dictature no ao ambadika
15. mion ( 02/02/2009 15:51)
ireny namoy aina tao anaty afo ireny le natao oe main'ny afo natsangany, ary farafahoriana satria efa may teo an-tany ka mbola ho may koa any an-koatra noho ny asa vitany .
16. patrick2002 ( 02/02/2009 15:55)
Ka ianao kosa raha te hiinana oeuf sur plat tsy maintsy mamaky atody ,ary raha te hiravaka vangy ny voay tsy maintsy mamono ny voay .
Izany no nataony ra-8 ny 2002 ,mbola betsaka ny mpanohana azy ny 2006 ary miara miaiky isika fa tsy azo hiadian-kevitra ny voka-pifidianana ny 2006 ,lany t@ 1 er tour ra-8 ,avy eo izy niazakazaka nangoro-karena ,managadra izay tsy mitovy hevitra aminy ,operateur economique ,Maire (pety sy Rolland Ratsiraka) ,manapatra ny fahefany ,manome lamosina azy ny vahoaka malagasy maro an'isa ,nefa mbola heboebo no hatao ,mividy Avion 60 millions de $ ,nefa ny budget National 150 millions de $ par annee .
17. andrywui ( 02/02/2009 16:01)
efa ela ny olonarehetra no niantso fifanatonanana ,fifamelana, fihavanana , NEFA innn no valiny taimbava , fanambaniana olona sy ny razan'olona avonavona , didy jadona ka tsy misy milefitra itsony eto ry mion kely fa mionona a! ampy zay !! ho avadika ny pejy ,ary ze tonga eo ko aza ka manao tsinotsinona ny vahoaka hanao didy jadona sy be mokony de ho amboarina ko izy na iza na iza !!! za ane mafy be eee
18. mion ( 02/02/2009 16:13)
Mafy be toi ko no misitrika any an-trano.

Pety: lehiben'ny dahalo tany @ faritry Betsileo
Roland: Mpampihorohoro ny mponina ary mpandika ny lalàna, mihinana ny volam-panjakàna tokony nanamboarana ny tanànan'i Toamasina.
Avion: mbola betsaka noho ny vidin'io ny vola miditra refa afaka mifandray @ any ivelany Madagasikara dia afaka hitombo ny budget national. BDB ny fomba ahatongavan'izany fa raha tsy azo dia managan-tanana fa tsy migafy. c'était si simple
19. patrick2002 ( 02/02/2009 16:27)
Avion: mbola betsaka noho ny vidin'io ny vola miditra refa afaka mifandray @ any ivelany Madagasikara dia afaka hitombo ny budget national. BDB ny fomba ahatongavan'izany fa raha tsy azo dia managan-tanana fa tsy migafy. c'était si simple

ka nanangatanana anie fa tsy nohorarahina eh! avy aiza ny vola nividianana an'iny hoy ny mpanohatra ? nametra panontaniana ny banque mondial ,nanaraka norme ve ny nividianana azy ,izany hoe voasoritra ao anaty budget National ve ary nohadihadiana teny @ assemble,
Vali-teny anavona ,no hazony mpanao gazety ,30 millions de dollars ihany ny nividianana azy hoy ny minisitry ny vola ,fa 30 millions de $ ambiny volany ra-8 , homeo ny porofo hozy ny mpanao gazety ,tsy misy.
Vali teny sisa dia hoe investissement ohatry ny investissement rehetra io ,
ohatry ny famaliny mion azy ihany ,
Nefa aoka hazava fa tsy mitovy ny vali-teny hatao eto @ forum serasera ny valiteniny homme d'etat izany dia ny minisitra sy ny Filoha izany .
NY mahamenatra dia ohatry ny vali-teny hita eto @ Forum serasera no valiteniny minisitra sy filoha malagasy ,aiza ary ny ona tsy ho anao auto proclamation hita fa maivana ilay fitondrana ny raharaham-pirenena.
20. patrick2002 ( 02/02/2009 23:01)
mion:

Mafy be toi ko no misitrika any an-trano.

Pety: lehiben'ny dahalo tany @ faritry Betsileo
Roland: Mpampihorohoro ny mponina ary mpandika ny lalàna, mihinana ny volam-panjakàna tokony nanamboarana ny tanànan'i Toamasina.
Avion: mbola betsaka noho ny vidin'io ny vola miditra refa afaka mifandray @ any ivelany Madagasikara dia afaka hitombo ny budget national. BDB ny fomba ahatongavan'izany fa raha tsy azo dia managan-tanana fa tsy migafy. c'était si simple


Tsy haiko ianao na Izaho vao hari-saina na efa tena niaina t@ crise ny 2002
,mety zandriny Andry TGV lavitra angamba ianao @ taona .Fa adidiko ny mampahafantatra anao .
Pety : Dia nanao ny ainy tsy hgo zavatra t@ 2002 ,nasainy ra-8 nanao zavatra maloto marobe ,rehefa nitady ny interet ny dia nitodihany lamosina ,manana porofo amin'izany ny lehilahy ka mitady handoto an-ra-8 dia nampidirina amponja.
Rolland: Hita fa nahaso 12 % t@ fifidianana 2006 ,faharoa taoriany ra-8 ,izany hoe mbola misy 12% ny AREMA tsy mivadi-belirano ,dia nogadraina fa hita fa tsy hita no hamelezana azy .
Avion : Ka rahampitso izany mety hanao chateaux presidentiel indray ra-8 sahala amin'ireny chateaux royal @ mpanjaka any Arabie saoudite ireny ,na ohatry ny Buckingan Palace ,mitentina 800 Millions de $ dia hilaza ianao fa hoe hilaina io mba hananany any ivelany fahatokisana antsika ah! .



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1079