Manomana vantandehilahy Andry TGV

21. tsiafoi1 ( 03/02/2009 06:56)
Ka rahampitso izany mety hanao chateaux presidentiel indray ra-8 sahala amin'ireny chateaux royal @ mpanjaka any Arabie saoudite ireny ,na ohatry ny Buckingan Palace ,mitentina 800 Millions de $ dia hilaza ianao fa hoe hilaina io mba hananany any ivelany fahatokisana antsika ah! .


Ka avelao re izy mba hanangana mba hidirin'izay handimby azy eo @'ny fitondrana après ny mandat-ny e!!!! Inona no olana @'izany???? Amin'izay ny firenena mba manana chateaux royal, sy Buckingan palace!!! Bravo Ratsiraka nanangana an'Iavoloha nidiran-dRavalomanana,.... De manangana indray Ra8 hidiriran'ny après Ra8.... de ainsi de suite
22. madamakely ( 03/02/2009 07:56)
[url]tsiafoi, mion:">tsiafoi, mion:">[url]tsiafoi, mion: izao no tadidio, maloto io tohananareo io, nandoto tena angamba satria noheverina fa madio ihany t@ 2002, indrisy...... raha mikiry biby @io dia hanova anarana ato amin'ny forum afaka 1 volana , ndao ange hifanamby isika e! ahoana sahy? ny fototry ny olana oa jerena fa aza dia minana ambolony.
andrywui, Patrick2002: merci an! tsika tsy miala amin'ny tolona e! dia hifanao fotoana isika afaka 1 moi hifandombera. ahoana d'accord?
23. nyavo2000 ( 03/02/2009 08:11)
Sao dia ranon'an...no hifandomanareo le aza
24. MANAKASINA ( 03/02/2009 10:53)
tena tsy mety mionona aminy fanimbana ny firenene mihintsy ve ity tgv ity, mbola tsy ampy azy ve ny zavatra vitany, mba mampalahelo ihany ny toe-tsaina toy izany, hita mihitsy lery fa jiolahy
25. nyavo2000 ( 03/02/2009 11:25)
ANDROANY dia "madamakely sy rabingogilabanga" no TGV-iste niserasera betsaka teto, fa nankaiza daholo e ?, kanefa ny teny @ 13 mai tsy nisy olona akory hoe mba teny ry zalahy ?
26. patrick2002 ( 03/02/2009 13:56)
fa iza no mannimba eh! ary iza no tena jiolahy ireo mpitondra manao ny vahoakany ho toy ny adala ,tapenam-bava veh ? sa ny vahoaka marobe manohana n'i Andry ,tsy ny tao @ 13 mai fotsiny ah! fa naha ny teny ampatsakana ,na am-pandriana,
Sao dia ianareo no nahazo toerana tao @ Bianco dia manasoa soa mpitondra ,tandremo fa tsy lasa lavitra izany fisainana izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007