fambolena zanakazo Namana Serasera Dago

1. ravatorano ( 02/02/2009 09:26)
Tonga indray ity ny fotoana fanaotsika isan-taona dia ny fambolena zanakazo izany .Izy io dia ho tanterahitsika ny :
*Sabotsy 28 febroary 2009 eny Andranovelona
*Eo amin'ny vavahadibe Mahamasina anoloana no hianga isika
*amin'ny valo ora sy sasany maraina tsy diso
*Misy fiara hitatitra ary 5 000 ariary ny fandraisana anjara
*Samy mitondra ny sakafo sy jus sahaza azy araky ny efa mahazatra
*misy hatrany ny masikita party :idea: =D>
Araky ny efa mahazatra dia efa vita mialoha ny lavaka fa ny fambolena sisa no anjaratsika koa manainga mavesatra antsika namana serasera fa ny adidy ho vita moa ny fahafinaretana ho azo.
Tsy hadino ko arak'izany ny fijerena sy fitsirihina ireo zanakazo efa namboletsika hatrizay ary koa ny fikolokoloana azy ireny amin'ny fandalovantsika e .

sary santionanay tamin'ny taona lasa :

[URL=http://yoopix.org/photo/1/193270-mipetrapet.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_193270-mipetrapet.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/193271-razoky6.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_193271-razoky6.jpg[/IMG][/URL]
répondu par texe le 04/03/2009 06:45
2. Mimifali ( 02/02/2009 11:37)
Ny tenako lou dia ts maints tonga ra mis lasantsy s sakafo @ io daty io e :!: :!: :!: :!: :!: :!: dia manentana n rehetra ts ankanavaka ian kou ho tonga, na ireo rehetra teny @ SAFARI na ireo namana vaovao mbola ts nandé mits, fa ny adidy ho vita, n fahafinaretana ho azo. N lavaka aza hono any efa miandry fotsn ka dia tonga daholo r zareo an :-D :-D :-D :-D :-D :-D Iangaviana ireo rehetra teny @ SAFARI mba ts hanadino chargeur na pile sao miverina any ndray lé film tary :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: tsiky dé ampy mou ô :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
3. akamatiana ( 02/02/2009 11:59)
aiza waiza le andranovelona oooooooo? lalana mivoaka aiza de firy kilometetra miala ny mahamasina ? fa tena mbola tsy hitanay
4. Simpona ( 02/02/2009 12:51)
Otrn mety hilay zany an, za zao mbola tsy nande tam fihaonana serasera miits
5. angotiko ( 02/02/2009 17:02)
za konkon alou handeha raha afaka e! fa mba raha azo atao d maba ataovy aty ambanimbany lol fa tena tsy tafa hihihi ra tsy we ho baben'ny ravato nga za eh

ravatorano: raha va tsy babenao za d hijanona ety ambany an! dezaka be kléee

mimifali: hein hein mazoto be an! sao d ny 4 mi temps no mampazoto hé hé hé mbo itondray pizza iany na d potiny aza

mimifali sy mimich: efa fantatro ny pro anareo apres 3 mii temps tsiky d ampy bisous la langue
6. mimich ( 03/02/2009 06:48)
mimifali> aoka samy hivatsy lame , mba tsy hifampitady am le lame atsasaky ny 1/4 any anaty bozaka lol!!
inn ndray ny fiara hidirana amin'io fotoana io ry mimifali. tadiavo dien'izao!!!
ndry ty alou tena alakaosy misy fa raha tsy very eo antanimena , de adino any alasora , de manao karaoke rery ao am fame
angotiko< tsy mahazo pizza raha tsy mamarana ny mi-temps oh-nay.
7. ravatorano ( 03/02/2009 09:31)
misaotra an'i mimich nampatsiahy an 'ilay lame izay entina hanatahana ilay plastik manemitra sy mitondra ilay zanakazo !
raha azo atao dia aoka samy hitondra na d atsasaka lame fotsiny aza :wink:

angotiko < tena mlay b miitsy tokoa zany hoe hibaby anao izany ! tongako eny ambony eny ianao fa aza manahy e !

mimifali < tandremo marina ary sao d very eny ankebakebany eny an !

ho antsika rehetra mandalo eto < tongava fa ny adidiy amin'ny tanindrazana ho vita, ny rivotra madio ho azonao ary koa ny fiharahana amin'ny namana serasera hahazahoana fahafinaretana aok'izany !
8. Mimifali ( 03/02/2009 10:55)
Simpona:

Otrn mety hilay zany an, za zao mbola tsy nande tam fihaonana serasera miits


Simponz>ts oé mety fa tena hilay mits io ka! tongava am zay aza ra mbola ts nandé fihaonana mits fa hahita tsirony tkou mou zany :!: :!: :!: :!: :!: :!:
9. Mimifali ( 03/02/2009 10:59)
angotiko>ts maazo pizza zé ts miditra ao anaty 405 oz étienne :lol: :lol: :lol: :lol: ié! mazoto mits klou vô miertrertra lé 4è mi-temps e!
mimich>ambeno tsara za @ io 28/02 io sao very ao anelanelany ao tokoa! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: tsy fidiny lé vintana ngé e! :-D :-D :-D aza hitako ka misy hatr@ 10è mi-temps @ io! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
10. lamesa ( 04/02/2009 05:31)
Miarahaba antsika namana retra,mba te hande @ io fa ny tena mbola manan-janaka kely ka ho sahirana any.Fahafinaretana sy adidy no hatao nefa ho sorena @ ditran'ankizy any ndray ka dé mirary antsika retra hahavita adidy eto @ ty firenentsika ty eh!mazotoa daholo fa refa lehibe ny zaza mandé foana e!
11. ravatorano ( 04/02/2009 05:42)
lamesa < azo atao tsara ny mitondra ankizy any .Toerana malalaka be migodana ange izany e ! na mbola olona anarivony aza tsy hahalany firy amin 'io faritra io koa manentana ihany antsika rehetra ho tonga maro.
Mahazo mitondra namana fa isika tsy ranon'Ikopa ka tonga namana vao ho mavomavo e !
:wink:
12. Nikel ( 04/02/2009 06:27)
Mimifali < Hahaha marina izany e aoka mba samy hitondra an'le chargeur na pile reny



13. Mimifali ( 04/02/2009 11:04)
Nikel>fa ra vao oé any ianao defa mahatoky za ka :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: Ar ra zà mou no mila réanimer-na any dé mahazo manantena anao ve :?: :?: :?: :?: :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Lamesa>fangà dé mbola zaza menavava mits iz zao e :?: :?: :?: :?: ra zay dé manaiky a fa ra zaza efa mandé dé ento dé tongava miaraka @ madama sa ramose ts haiko :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: n serasera ngé refa mivoaka ombam-bady aman-janaka mits zé efa manana e :{ :{ :{ :{ :{ :{
14. Penhell ( 04/02/2009 11:58)
Tonga dia tsorina fa tsy eto an-toerana ny tenako @ io fotoana io koa dia mirary soa ho anareo rehetra e. Hivavaka mafy aho mba hilamina tsara ny tany sy ny fanjakana mba hahafahanareo hahavita sy hahatontosa izany adidy masina izany.
15. lo ( 05/02/2009 04:08)
mba voleo any ny anjarako e...
16. glou ( 05/02/2009 13:37)
Dia mbola manentana antsika ihany ho avy indray @ io fotoana io fa milay foana ny fiarahana indrindra fa adidy moa no atao @ ito , ka manantena anareo ho avy marobe ary izay tapa_ kevitra dia milazà eto na ma,defasa hafatra @ ireo tompon' andraikitra mba hanomananana ny fiara hitondra
tsiky de ampy
17. glou ( 05/02/2009 13:50)
lo> elah ve tsy aty @ io eh, ny avy any atsimo andrefana ary aty @ io de ny avy atsinana ndray no tsy ho avy :lol:
18. Lilscay ( 05/02/2009 14:40)
zah alou mba ande amin'io fa efa sitrana de mba ataovy ambanimbany razoky ravato fa mazana be lay mitondra an'ilay kesika miakatra any e!!!
angotiko a! ataovy milay ny kaly asio an'ilay nono kely ann!!!! lol
19. Lilscay ( 05/02/2009 14:52)
dia tonga indray zany ny fotoana anatanterahana ny fambolen-kazo an!! dia tongava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo enga anie ka hisy ny lasantsy sy ny sakafo ary ny vola amin'io fotoana io an! ary aoka mba ho tonga ara-potoana isika dia mba tsy atoandro be ny miakatra eny amin'iny havoana mideza iny , enga anie mba ho ambanimbany noho ny tamin'ny taon-dasa ny toerana.
20. naritsimba ( 06/02/2009 05:24)
hoavy raha tsy misy ny sampona, hainareo ihany ny manahirana anay @ zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4403