fambolena zanakazo Namana Serasera Dago

21. ravatorano ( 06/02/2009 06:04)
lilscay< efa midina midina ange izao e efa tapitra voavoly daholo ny any amin'ny Avo any hihihihi d aleo indray aty Ambany no ho fenoitsika rehetra ary farany dia ny zanakazo nambolen'ny namaan serasera dago no hiantrana sy ho azo hialokalofana eo afaka dimy taona*

mamerina ny fanentanana sady manamafy ny tenin'Ingahy glou_ deban'ny namana serasera dago amin'ny hahatongavatsika maro eny eeeeee!
22. thiel ( 06/02/2009 08:04)
Mimifali:

angotiko>ts maazo pizza zé ts miditra ao anaty 405 oz étienne :lol: :lol: :lol: :lol: ié! mazoto mits klou vô miertrertra lé 4è mi-temps e!
mimich>ambeno tsara za @ io 28/02 io sao very ao anelanelany ao tokoa! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: tsy fidiny lé vintana ngé e! :-D :-D :-D aza hitako ka misy hatr@ 10è mi-temps @ io! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)

Raha tsy misy intsony ny Couvre-feu @ io dia Ouvre-feu no ady eo ho an'izay mahasahy.Grave indray izany 10è mi-temps izany â ! Aza hitako aza mahita ahy! Ny tenanay moa dia tsy afaka @ io nohon'ny asa fa dia mazotoa ê ! Tandremo mararin'ny kakazo fotsiny :roll: :roll: :roll:
Mba aiza moa i la blanche izay ê?
23. Simpona ( 06/02/2009 17:53)
Tena otrn' mbola tsy ho tapitra le couvre fika raha izao no mitohy koa.
24. Pao ( 07/02/2009 20:23)
Tsara be ilay fanentanana fa sao dia mba tokony ieritreritra fambolen-kazo @ fomba hafa indray isika e!
ohatra ny famafazana voan-janakazo avy eny ambony raopilanina na helicoptera. Toa mandany andro fotsiny mantsy ny fahitako an'ireny fambolen-kazo hatramin'izay ireny. Fietsiketsehana no betsaka fa ny vokatra toy ny 'goutte d'eau dans la mer' ihany. Asa?
Pao.
25. ikaretsaka ( 07/02/2009 23:36)
anatsatoy maromaro ao letsy ravato sy mimich fa honerako ihany shefa any an
26. fitia2006 ( 10/02/2009 15:27)
slt daolo
za zany te hande nefa tena za samirery tokoa de sadaikatra satria nisy namana iray nande tamin'izany tany @ lac hotel zany de zao no nolazainy oe miavonavona be daolo ny rehetra fa olona vitsy toa an'i tinalove sy ravatorano ary naritsimba ihany no tsara fanhy tany fa sisak'izay sady mijery² fotsiny no miavona ary mampiaraka fotsiny na efa mpivady de mitokana be
ka asa
27. glou ( 11/02/2009 13:54)
5. Mpandefa : fitia2006 [ Valio ] 10-02-2009 16:27:09
Lohateny : Re : fambolena zanakazo Namana Serasera Dago
slt daolo
za zany te hande nefa tena za samirery tokoa de sadaikatra satria nisy namana iray nande tamin\'izany tany @ lac hotel zany de zao no nolazainy oe miavonavona be daolo ny rehetra fa olona vitsy toa an\'i tinalove sy ravatorano ary naritsimba ihany no tsara fanhy tany fa sisak\'izay sady mijery² fotsiny no miavona ary mampiaraka fotsiny na efa mpivady de mitokana be
ka asa
oups :roll: :roll: :roll:
tsy misy miavonavona zany kosa tany eh , kilalao niarahana foana ary ny tany koa,
miaraha nareo @ ty de lazao ahy ze miavonavona anareo :wink:
28. glou ( 11/02/2009 14:00)
5. Mpandefa : fitia2006 [ Valio ] 10-02-2009 16:27:09
Lohateny : Re : fambolena zanakazo Namana Serasera Dago
slt daolo
za zany te hande nefa tena za samirery tokoa de sadaikatra satria nisy namana iray nande tamin'izany tany @ lac hotel zany de zao no nolazainy oe miavonavona be daolo ny rehetra fa olona vitsy toa an'i tinalove sy ravatorano ary naritsimba ihany no tsara fanhy tany fa sisak'izay sady mijery² fotsiny no miavona ary mampiaraka fotsiny na efa mpivady de mitokana be
ka asa
oups :roll: :roll: :roll:
tsy misy miavonavona zany kosa tany eh , kilalao niarahana foana ary ny tany koa,
miaraha nareo @ ty de lazao ahy ze miavonavona anareo :wink:
29. glou ( 11/02/2009 14:00)

30. fahamarinana ( 11/02/2009 14:27)
fitia2006:

slt daolo
za zany te hande nefa tena za samirery tokoa de sadaikatra satria nisy namana iray nande tamin'izany tany @ lac hotel zany de zao no nolazainy oe miavonavona be daolo ny rehetra fa olona vitsy toa an'i tinalove sy ravatorano ary naritsimba ihany no tsara fanhy tany fa sisak'izay sady mijery² fotsiny no miavona ary mampiaraka fotsiny na efa mpivady de mitokana be
ka asa

:arrow: ao fa rehefa tonga any za dia miaraka tsika 2 fa samy jojopil tsy mahalala olona...zany hoe mbola ho ela an fa tsy ho ato ho ato akory!
Mino aho fa tsy dia miavona araka ny voalazan'ny glou io ny namana,za manokana eto mahalala sy mifandray amin'ny namana maro tsary hitako tava akory nefa soa soa ny fifandraisana mainka moa hihaona zany !! hummmm aoka fontsiny,ny masoandro mody no hampalahelo ,sa ahoana ! :D (l)
31. naritsimba ( 12/02/2009 12:08)
fitia2006>> misaotra e, tena tsy miavona mihitsy zà ary hiezaka andeha @ io fa tongava,
32. voahirana ( 15/02/2009 03:03)
naritsimba:

fitia2006>> misaotra e, tena tsy miavona mihitsy zà ary hiezaka andeha @ io fa tongava,

Dia manentana antsika rehetra zany ho avy amin'io fotoana io fa ny fahafinaretana ho azo ary ny adidy ho vita .Ny tena moa dia ihezaka ny hananika ny avoana ihany na dia kely aina aza e!!! dia aleo mba ho marim-potoana isika e mba tsy ho atoandro be vao tonga any amin'ilay toerana fa mbola tsy fantatsika ilay lazaina ho ambanimbany !!!
fitia2006 a!!!! tsy misy miavona izany any fa tongava efa CD kika zany tany amin'ny lac hotel zany na dia zany aza tsy nisy niavona izany fa samy niaraka daolo ihany ny tao tongava ange dia ho hitanao fa diso ny filazan'izay nilaza izany eee!!!!
tsiky dia ampy e :
33. Mimifali ( 16/02/2009 11:09)
fitia2006>ts miavonavona zany ny ankizy ao ka! indrindra moa fa izaho :-D :-D :-D :-D :-D vao migadona eo @ vavahadin'i Mahamasina ianao dia hitady an Mimifali oé za, fa tonga dé ho raisiko @ tsikitsiky :-D :-D :-D :-D :-D sad za no tena tompon'ny vava ao manko :lol: :lol: :lol: :lol:
Ianareo rehetra ts manana namana dia izaho no tadiavo fa hahazo namana tokoa moa zany ianareo :D :D :D :D :D tsiky dia ampy dia tongava maro ô :!: :!: :!: :!:
34. angotiko ( 16/02/2009 11:57)
za alou d mety handeha saingy tsy ho eny ambony beuh eny hahahaha mdrrrr saingy ny problemako d za te haka sary le tongotr'olona mifamatopatotra eny ambody hazo mangingina eny klé, ra tsy we baben'i ravatorano angaha,
ravatorano: mba babeo mou ny ol fa sady st valentintsika anie io e hé hé hé (zay d misy mialona eo zay)
tianalove: tsy mahazo meme eo ndry fa atao kb eo an(!kb tianalove) lol
35. ravatorano ( 17/02/2009 08:00)
mirary ny fahatongavan'ny olona rehetra e
fitia2006+ < tsa misy miavona zany ny namana fa ny atahorako dia sao "ilay olona" niresaka taminao izay no tsy nahay nifandray tamin'ny namana fa tongava dia hahita ianao.Aza mino resak'olona fa raha izany no hitompoana defa ela ny fikambanana rehetra no foana !
AZA HADINO NY MITONDRA LAME ry zareo ah mba hahafahantsika manataka ilay plastik misy ilay zanakazo e
angotiko < efa ezahana atao ambanimbany ilay izy fa dia ho hita eo e ! ilay baby klou mety tsy hop tafa amin 'io fa za aza tsy hahazaka tena kle
tongava maro o !
36. Alkaline ( 17/02/2009 10:20)
angotiko:

" ... za te haka sary le tongotr'olona mifamatopatotra ..."

za ande fa misy ranjo zany
37. watafon ( 18/02/2009 13:07)
tokony ho afaka mihitsy za amin'io sady mbola tsy tany mitsy d te hahita sady te hamboly no te hahita anzany ranjo, lame, ts haiko doly oe atao inn doly kay zany ? lool !
38. glou ( 18/02/2009 13:38)
izay manana ilay tee shirt ny fikambanana dia tokony hanao an' iny daholo isika dia ireo tsy manana dia tsara raha mba manao tee shirt fotsy ary ny ambaniny dia patalon jean manga daholo eh, mba mahafinaritra sy milay rehefa vita ny sary mahita fotsy ambony daholo dia manga ambany eh, dia le fotoana tokony mba hiezaka ny ho tonga ara potoana daholo isika fa mandreraka be le miandry eh :x
tsiky de ampy
39. ikaretsaka ( 18/02/2009 15:49)
Asivo sary ranjo st hazo mitsatoka bedabe aza o
40. angotiko ( 18/02/2009 16:38)
glou: kiiiiii d aiza ny ranjo amin'zany klé, aleo ranga ny vehivavy manao short dôly a! manjary tsy mandeha i alkaline sy watafon ary loulousy mdrrrrrrrrr

ikaretsaka: aza matahotra fa hiasa mafy za amin'io ijery ranjo mifamatopatotra eeeee mdrrrrrrrrrr

:lol: :-D ;-) :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4347