fambolena zanakazo Namana Serasera Dago
41. ralanja
(
19/02/2009 11:43)
slt daoly!
tena efa ela n ola ts niona tamnareo zany e! ts mb tafajanona eto mantsy fa sairana manerana an'i dago. teni ambomanambola a zao no nande farany, ngamba ef dimi taona.
fa ra afaka de o avy fa mba asio faritra mazava le aleha e! amizay tsi veri ni tenanai.
zay lou fa maztou daolidaoli e!

42. mketsa
(
21/02/2009 07:54)
manahoan doly,
Tsara ny hevitra fa raha feno hazo indray dia ahoana hoizy ny mananasy :lol: ary ny dorotanety? moa ve misy mikarakara ireo avy eo sa ahoana? tsy fakianana fa izahay koa efa namboly teny nandritra ny taona maro nefa mbola tsy mety mahazo voatra noho ny dorotanety dé veloma doly!

43. angotiko
(
22/02/2009 09:29)
ho an'ny vehivavy:
hiangaviana ny vehivavy mba hanao short fa hisy fifaninana fampiderana ranjo any mdrrrrrrrrr (misy faly be zao ao an)
ho an'ny lehilahy:
hiangaviana ny lehilahy mba hampitovy couleur tavoahangy fa hisy fifaninana any hahahahaha (vera 6)

44. angotiko
(
22/02/2009 09:34)
ary mba nakaiza wa thiel e no tsy hita e fa raha vao tsy mandeha izy d tsy misy pizza zany ve sady tsy misy 5eme mi temps raha tsy mandeha thiel klé sady zay te ho any amin'ny fame hahahha faly be mimifali sy mimich hahaha
45. naritsimba
(
23/02/2009 06:48)
Hisy ihany koa fifaninana môtera be sy môtera kely aoarian'ny fambolen-kazo !!!
46. minn
(
23/02/2009 06:56)
m'lay le havitra ary mahasarika tokoa.
ny tenanay aloha dia vao niditra ho pmikambana ka naharay an'io hafatra io d tonga d vonona fa afaka mitondra namana v?
:?: :!: :D :D :D
ny tenanay aloha dia vao niditra ho pmikambana ka naharay an'io hafatra io d tonga d vonona fa afaka mitondra namana v?
:?: :!: :D :D :D
48. lobaka
(
23/02/2009 13:34)
dia manantena ny fahatonganany maro zany ary hanao ihany koa ny tenanay zay ahatongavana amin'io fa ho tsara ny zava hiseho any raha ny resaka ato no jerena
49. Mimifali
(
24/02/2009 10:59)
Ny vola misy, ny aina matanjaka, ny sakafo s n lasantsy samy ts krizy. Ka in ndray moa zany no tokony hanakana ts andehanana @ sabotsy? mba mangataka manokana an Thiel ho avy @ io fotoana io fa lé 10ème mi temps ve dé ho sanatria very antsavony fotsn? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
50. heureuse
(
24/02/2009 13:30)
Misy miangavy be mihitsy ianao ry Thiel fa tongava hono e! sady toa misy fizarana pizza ao anaty 405, hi,hi
52. angotiko
(
24/02/2009 17:04)
mimifali: hahahaha mbola masaky zany an ary teneno mialoha mimich ary tonga d mitondra akanjo mandry sao d baikoko eo ny fiainanare an! mdrrr
mimifali sy mimich d tehirizo tsara any ny pizzaaa nareo roa mbola ampiako gold efatra hahahahaha
heureuse: hiditra membre angaha enao, ok mandrosoa amin'ny lalindalina e
mimifali sy mimich d tehirizo tsara any ny pizzaaa nareo roa mbola ampiako gold efatra hahahahaha
heureuse: hiditra membre angaha enao, ok mandrosoa amin'ny lalindalina e
53. thiel
(
25/02/2009 07:44)
Inona foana aza izao pizza sy 1er , 2ème, 5ème ary 10ème mi-temps lazain\'ny sasany ao izao ? Mbola misy h@ pyjama izany. Loza ity !!! Atao ahoana raha tsy afaka ê! Fotoana vita tsy mahaleo ny sampona. Dia mazotoa fa ny kilalao mbola ho lava. Ataoko fa mety hahita 5ème mi-temps hafa ianareo. I heureuse dia namana koa saingy mbola misalasala satria maro ny adidy aman\'andraikiny. Hividiano pizza ireo zaza ireo ry lobaka fa sao midongy eo ! :evil: :evil: :evil:
54. heureuse
(
25/02/2009 08:15)
Tena marina mihitsy ny voalazan'i Thiel fa betsaka ny andraikitra fa hiezaka e, dia hita eo izany raha ho afaka fa ny manetsa be mbola ho avy e!
:lol:
:lol:
55. angotiko
(
25/02/2009 10:09)
izaho tena tsy afaka tampoka amin'ity ndray mitoaraka ity fa d mazotoa tsara daholo e, efa alefako any ry bombone hisany hislo tena ho ahy
sady kivy aho fa tsy misy pizza sy 5eme mi temps zany kooooo, dia aminn'y manaraka indray zany e
lobaka: mba atero ny pizzaako eeeee
sady kivy aho fa tsy misy pizza sy 5eme mi temps zany kooooo, dia aminn'y manaraka indray zany e
lobaka: mba atero ny pizzaako eeeee
57. ravatorano
(
27/02/2009 12:00)
mba tsy ho malheureux zany aho amin io raha ho avy i heureuse satria i angotiko tsy ho any kle
saika :cry: :cry: :cry: za kle
sao ihany nisy azy
avelao izy hande ra thiel fa aza atao an izany an
adidiy lehibe ange no ho tontosaitsika any e
saika :cry: :cry: :cry: za kle
sao ihany nisy azy
avelao izy hande ra thiel fa aza atao an izany an
adidiy lehibe ange no ho tontosaitsika any e
58. sipagasy
(
01/03/2009 09:03)
ka iza avy no nanatsatoka, dia iza no nanondraka sy nanitsakitsaka izany e!!!!!, mmhhh sao adinonareo koa ny nanatsatoka ny ahy tany hihihihi
resa-tsatoka injay ny nataoko tsssss
mianjy sary e!!!!!!!
resa-tsatoka injay ny nataoko tsssss
mianjy sary e!!!!!!!
59. texe
(
04/03/2009 06:45)
slt dôly an
io fa eto indray za @ zao an
Misaotra an'ireo solotena namboly hazo aloha eto a!
de aiza daholo ny sary an???
io fa eto indray za @ zao an
Misaotra an'ireo solotena namboly hazo aloha eto a!
de aiza daholo ny sary an???