TGV: Basy avy aiza?
1. hery
(
30/01/2009 15:09)
Tsy mbola hitako nitana basy mihitsy ny mpiambina an'i AndryTGV talohan'ny alatsinainy. Jereo ny teny ambohijatovo sy ny teny amin'ny 13 mai.
Fa taorian'ilay gidragidra iny dia nanjary nahazo basy... basy avy aiza?
Ny sary no hanambara

répondu par Fanhaiky le 31/01/2009 13:18
2. xxx
(
30/01/2009 15:16)
Io ilay vokatry ny gaboraraky RA8ANANA e!!!! variana mameno paosy nefa ny fiadiana mistofoka ihany. Hangalatra portable ary ry zalahy jiolahy de kalachnikov no eny antanany ko!!!! aiza no hiadivan'elah @zany.
Tsy asian'i Ra8ANANA sira akory izany securite izany!!!! fanjakan'ny baroha ny tanana e!!!
Aiza letsy no tsy hirohatra ny pokona!!!

3. xxx
(
30/01/2009 15:19)
fa nga tsy kobon'toi fa refa avy nanafika an'ny T V M ne nisy basy tsy hita e ary reny basy very tany Miarinarivo tany @ tobin'ny zandary reny ahoana reny mampierytreritra , de lazaina ndray zao io oe miaramila amperinasa :°) :evil:
5. xxx
(
30/01/2009 15:27)
Jereo anie ry le tavany fa dia mianatra ireny @ film ireny mihintsy e!!!!
6. xxx
(
30/01/2009 15:31)
Fa nga fanjakan'ny baroa indray e zany ne libre be e afaka manao ze tiany e nefa oe jadona aiza ary toi zany , ary oe tsy misy filaminany io de ataon'ny tropy rasiraka sy ny forongony atao izay tsy hampilamina ny tanana robana izaay te handroso de malaza oe Dago dia tsy misy filaminana mba tsy ho avy ny mpanambola vahiny sy ny touriste io de teny malaza @ tany Frantsay io oe tsy filaminana io ary politikandry zalahy io satria izy tsy manana tombotsoa mitsy @ fitondrandravalo zavatra azo tsapaintanana fa adalana ho an'izay tsy tia ny tanindrazany
7. rabingogilabanga
(
30/01/2009 15:37)
Rahery, mila mandinika tsara ianao aloha vao miteny, satria izao:
1) Ny olona depositaiire ny autorité publique dia manana droit hanana garde du corps mitam-basy, decret presidentiel, sy tradition partout dans le monde io.
Na ny procureur de la republique aza manana izany droit izany. azo ampiasaina io droit io na tsy ampiasainy.
Misy milaza , marina sa tsia asa! fa hoe misy mifofo ny ain'ny TGV, manka precaution izy, normale raha tao aorianan'ireny zavatra nitranga ireny raha mampiasa ny droit-ny hanana garde du corps izy. ny maire rehetra erakin'ny madagasikara dia Tokony hanao izanyRAMALINA MIFEHY HAZO TOKANA
2) Ny probleme, AK47, sy Kalachnikov maro no very, ary nampiasai'nolona tsy fantatra t@ ireny rotaka ireny.Ny fanjakana ihany no afaka mamoaka basy, ary olona iray ihany no mitana ny lakilen'ny Magasin d'arme, mandray didy avy @ lehiben'ny etat major, izay nommé direct par le président. avy aiza ireny basy maro very talohan'ny 26/01/09 ireny
3)Farany tsy voatery ho avy @ Ravalo, no nandidy sy namoaka ny basy, mety tia tanindrazana tokoa izy ka tsy ao ambadik'ireny; toy izany koa i TGV.
Ny marina kosa dia tsy voafehin'ny Ravalo intsony ny miaramila, satria tsy avy any ivelany ireny basy ireny , fa satria na voanjobory, sy ravitoto sy sigara Boston aza voasava eny Ivato Inona ary no tokony hataon-dravalo
Satria raha rotaka no tsy voafehy, aiza izany raha Comore na Afrika atsimo no manafika antsika, @ izay manko tafika roa no mifandona, toa ny atsy ZAIRE (congo belge)
tokony hatao haingana ny enquête hoe : ahoana no very ny basy, firy, ary aiza daholo.
4)Farany mafana fo tokoa ianao ra-Hery miaro ny olona tianao, Ra8 izany, torak'izany koa ny andaniny pour TGV zonareo tanteraka izany; ny tsy mety fotsiny dia tokony tsy hitondra ilay Pseudo maha-tompon'andraikitra anao ianao, fa lasa manao favoritisme sy misy influence @ serasera izay samy manan ny tiany, na samy tsy tia azy roalahy.
Tsara raha miova pseudo ianao raha hanka ny camp-nao.

8. hery
(
30/01/2009 16:20)
rabingogilabanga:
4)Farany mafana fo tokoa ianao ra-Hery miaro ny olona tianao, Ra8 izany, torak'izany koa ny andaniny pour TGV zonareo tanteraka izany; ny tsy mety fotsiny dia tokony tsy hitondra ilay Pseudo maha-tompon'andraikitra anao ianao, fa lasa manao favoritisme sy misy influence @ serasera izay samy manan ny tiany, na samy tsy tia azy roalahy.
Tsara raha miova pseudo ianao raha hanka ny camp-nao.
Asaivo maniraka handoro tanàna Ravalo dia hohitanao ny himenomenonako azy eto :-)
Manana droit hiteny aho, tsy voatery hanova ps na hiditra xxx. Amin'ny maha hery aho no anoratako fa tsy amin'ny maha admin aho (raha tsy izany dia ilay ps hoe admin no anoratako)
Tsy misy lokony ny serasera (na dia orange aza ity site ity)... fa izaho kosa manana izay loko tiako hananana ary afaka miova araka izay itiavako azy.
9. lemenakely
(
30/01/2009 16:36)
Oay reto isika e ! Viravirain ny demony ratsy mpanao politika a...
10. ikaretsaka
(
30/01/2009 16:40)
fa izaho kosa manana izay loko tiako hananana ary afaka miova araka izay itiavako azy.
io iznay le hiran'i francis turbo hoe androany menamena ny s.... nao... rampitso mavomavo no hitako ao... :-D
11. hery
(
30/01/2009 17:11)
:-)
Ny politika anie tena resaka bizna sy varotra e.
Raha ohatra ka tsy manimba ny zavatr'olona fotsiny dia efaok.
Zah hatr@ zao tsy manohana Ravalo satria mbola tsy nahazo na 1 euro tany aza... fa raha vao omen'i leiry am'zany vola be nividianana Air Force One 2 zany fotsiny aho dia raikitra ny tsena.
Hatr@ zao aloha dia mbola oul hafa no manome saosy :-)

13. Noue
(
30/01/2009 18:05)
basy avy aiza marina ireny eee???? enganie ka mba ho tonga saina ny vahoaka mahita zao fandehan-jazavatra zao eee!
14. naughtyboy
(
30/01/2009 18:10)
vao saika hilaza zv aho fa ny andrabingo no tonga aloha ekena tanteraka,tsy ampina tsy analàna misy lojika ny lalànany hetsika rehetra/logical pattern ozy ny manampahaizana izay
hoy hery
Asaivo maniraka handoro tanàna Ravalo dia hohitanao ny himenomenonako azy eto
nga tsy efa nataony izany tsy nanirahany olona azy ,raha ireo mpikarama an\'ady tafiditra antsokosoko no resahina nefa laviny le8 indray any @ presse,dia tsy hitsangatsangana izay na hizaha tany fa azo alefa any faritra hafa tsy takatry ny fampitambaovao na tao tana ihany hanao fanakorotanana tsara rindra na koa any @ faritany oh.
raha basy no tafavoaka (ankoatry ireo nahazo alalàna) lazaina fa very dia iarahamahalala fa ny maniraka sy manakarama andotoana anaran\'olonkafa akory tsy sarotra avy eo,sy ireo voafonja navoaka handroba sy hanakorotana dia nolazaina fa vaky ny fonja ao anaty scénario valinkafatry le8 izany
refa nihozongozona ny toerany deba ,ny rova no nanakaramainy olona ho dorana voalohany,ny toeran\'iza no mihozongozona izao ??? dia iza no tokony nanakarama olona nandoro ny fananampirenena dia ny hafa ve no hosorampotaka @ TVM sy RNM, raha fifandrifinjavatra izany dia toa maro loatra ka tsy mampino
imenomenona fotsiny hono no ataony hery @ zany fa ireto TGV tsy naninona tsy naninona indray izao no ilaina gadraina sy melohina
Ireo asa ratsiny le8 anenjehana azy @ izao fotoana sy nataony teo @ fitondrana no resahina fatampoko fatampirenena izany ,iza indray no endrikendrehany hery ???? mbola TGV ihany an :-D

15. bozyboleta
(
30/01/2009 19:00)
Mitatatata ery hoe loko "laoranjy" e, maneho fa tsisy herisetra etsetra etsetra. Nefa ny basy sakelehana ihany 8O 8O
Contradictoire hatr@ voalohany ka hatr@ farany ty le tgv ty.
Avy aiza ny basy? Valio!!!!

18. klitika
(
30/01/2009 20:07)
Io moa efa hatramin'ny 1991, 2002 no misy basy tsy hita foana.
Fa raha ireny basy tany amin'ny safira sy ny rubis ireny fotsiny aza no atambatra angamba efa an'arivony ny isany. Basy anie izany tany Sakaraha-Ilakaka-Ihosy izany, dia tany Andilamena sy Anivorano. Izany hoe izaho koa mba nanana, fa nofaina ilay izy, tamin'izany dia 300.000 fmg isan'andro. Fa hoe avy aiza ny basy izaho tsy mahalala fa eo amin'ireny mpivarobarotra ireny no anofana azy. Dia miteny ianao anio dia ny ampitso raisina ny entana. Ny bala koa hofaina, saingy raha mipoaka dia 500.000 fmg ny iray.
Ka na izaho aza izany afaka nanofa, maika fa i TGV

19. naughtyboy
(
30/01/2009 20:31)
fa i bozyboleta ve mamaky teny sa ahona e efa voalazandrabingo etsy ambony ary azonao amarinina fa
Ny olona depositaiire ny autorité publique dia manana droit hanana garde du corps mitam-basy, decret presidentiel, sy tradition partout dans le monde io.
Na ny procureur de la republique aza manana izany droit izany. azo ampiasaina io droit io na tsy ampiasainy.
Dia izay no alalàna ahazahoany mpiambina azy hitazona ireny fa tsy oe feno mpampihorohoro indray manodidina any Andry na mpamono olona ...