TGV: Basy avy aiza?

21. belakely ( 31/01/2009 01:50)
avy any amin'i maman chérie :lol: :lol: :lol:
22. patrick2002 ( 31/01/2009 02:28)
basy avy any @ reserviste eh!
Efa t@ 2002 ra-8 no nandroba basy tany @ caserne miaramila @ alalany jeneraly niaraka t@ ,T@ izany fotoana ,ireny basy ireny dia tsy misy taratasy no nangalana azy satria ny reserviste tsy manana alalana hitana basy ,sahala @ andrimasom-pokon'olona ,dikany tsy hita trace ireny basy ireny ,ka asa na mba nanana conscience ny officier naka an'ireny basy ireny ka namerina azy .
23. ngoiha ( 31/01/2009 06:09)
Boziboleta kou ve tsy maharak'e ireny le basy norobain-dry TGVendrana sy nangalarina
24. aikon ( 31/01/2009 08:20)
mazava be lesy izany ra Hery aa
le basy azo avy @ komando babo le nanafika tany antranon'ny T G V lesy aa
de ireny indray no mba izestiavana ny azy ihiany no anajana azy lesy aa
25. Fanhaiky ( 31/01/2009 13:18)
Fa izy ity ve film commando sa tantara an-tsary eh... ny ratsy anie ts kely lalana ary resaka basy zan moa mis lalàna afaka manome alalana hitana kalak sy MASS 36 ve eto amin-tsika ny hany fantatro dia ny Tafika ihany no mahazo alalana amin'izany ny Sécurité aza gourdin ihany no azony tanana ny ankaoatrany tsy azo atao ka ny basy mandehandeha tsy mis alalana halatra ny fahalalako azy
Matoa mahazo mitana basy dia Mpiambina ny Filoha ihany sy ny Praiminisitra fa ben'ny Tanana kosa angamba tsy misy ka............
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6228