Niandry teo @ 13 Mai ireo very asa nohon'ny fandrobana omaly
1. penguin
(
30/01/2009 07:24)
Dia gaga ny olona fa nisy nitangorongorona teny @ 13 Mai nefa Ville Morte hoy ny TGV. Nony nantonina anefa dia olona tezitra sy tia hitaraina no teo hoe very asa izahay ka ahoana no ataonareo ry TGV isany ?
Efa manomboka mipoitra ny voka-dratsin'ny fanimbana tetehin'ny TGV ahazoana fitondrana.

répondu par BOYSGOSS le 31/01/2009 07:13
3. penguin
(
30/01/2009 07:43)
Elah no xxx jiolahy fa tsy very asa ireo mpiasa tamin'ireo may kila ireo aminao an ?
5. tsiafoi1
(
30/01/2009 07:54)
Sarinady mahafanina, ka ny mpijery ity no valalanina!
Tsy aleo ve niasa de nilamina, fa Tgv sy Ra8 anga hanome hanina!
Tsy aleo miandry fifidianana, de any @'izay mitsara karatra!

6. xxx
(
30/01/2009 08:04)
Mandehana retsy miasa ry Tsiafoi1 fa izay miasa ihany no tia tanindrazana. Aleo miandry fifidiana sy tsindry hazo lena am-pilaminana fa io no fihetsika maomby mba hamenontsika vitsy an'isa ny paosintsika. Anjaratsika izao no miaro ny rambon'i Ra8 tsy ho tapaka raha tsy izany dia hivadika ho tantara toy ny AREMA eo koa isikaTIM.
Izay vahoaka mikomy ve??? tsy probleman-tsika izany.

7. penguin
(
30/01/2009 08:09)
Tena niasa ary mbola mitarika ny rehetra hiasa izahay satria tsy manome hanina ho anay mivantana ianao fa hanao tohatra anay mba ahazoanao seza. Ny ho lasa Filoha, Praiministra, Ministra sy SG na DG tena "tsy probleman-tsika izany" fa ho an'ireo izay hangarika ny vahoaka rehefa ahazo fahefana.
8. xxx
(
30/01/2009 08:22)
izay mihintsy no mbola hiarovatsika mafy ny rambon'i ra8 tsy ho tapaka satria izy dia mizara hanina ho an'ny malagasy tsy vaky volo. Isika dia voky tsara daholo ka nefa mbola mikorotana sy mitady hanongan-panjakana ihany ry zalahy fa tsy ampy vin blanc sy fromage hono eo ambony ny latabatry ny malagasy???
Efa feno sy mitobaka ny asa nefa dia mbola milaza fa tsy misy asa ihany ry zalahy. Ny sinoa sy vahiny avy any ivelany aza mahita asa eto Madagasikara ka isika tompo-tany indray ve no tsy ahita.
Mbo mahagaga re itony gasy itony ka!!

10. nyavo2000
(
30/01/2009 09:15)
* Izahay aloha niasa ary saika 98% ny olona niasa, tsy tafa ilay ville morte. Ny mpiasa- tena no natahotra satria sao robainy eo ny fananany dia niafinafina ( mampalahelo e!).
* izah indray dia tsy manome olana ny fisian'ny vahiny mampiasa vola eto, fialonana ny antsika malagasy izay kamo be tenda, te hanao ariary zato ampandriana ny sasany , miandry mahazo ary manantena fanjakana hanolotra vary ao ambavany.... ny asanao ihany tompoko no hihinanao.
*Ireo mpanao bizna mantsy no te vita matavy ka manaraka an'i andry, satria zatra manao zavatra informel, affairena devises, vato , daba etc...tsy manara-dalana..
izahay aloha miasa ary mandoa hetra ho an'ny fanjakana sy hoa an'ny vahoaka

11. tsiafoi1
(
30/01/2009 10:00)
Aho ndray de tsa mivaky loha @'ny ze demokrasia sauvage eny amoron-dalàna rehetra ty. Ny asako ihany no imasoako mafy hanasoavako ny ankohonako,...
TGV sy R8 anga hamelona anay mianakavy kely. Rehefa tonga ny fifidianana 2012, de anaty isoloire no hitsarako ny daomy e! Raha lany moa ze tiako de mitotorebika za, raha tsy lany moa atao akory, fa any ambilany tsy mihena akory!!!!....

12. andrywui
(
30/01/2009 10:07)
ary toa nanipy gants sahady i tsyafoi mafana fo kely kléannn !!
anga tsy higrevy tsony e! andao h eny amin 13 mai e!! ianao ane de mpanohana TGV iany taloha fa de nivadik'ondana io no nahavoa anao e!! karakarao tsara ary ny kilonga e!

13. vahiny2004
(
30/01/2009 10:25)
andrywui:
ary toa nanipy gants sahady i tsyafoi mafana fo kely kléannn !!
anga tsy higrevy tsony e! andao h eny amin 13 mai e!! ianao ane de mpanohana TGV iany taloha fa de nivadik'ondana io no nahavoa anao e!! karakarao tsara ary ny kilonga e!
Il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas,
rehefa hita fa tsy mety ve tsy hanova fihetsika , izany no atao hoe fianarana par l'expérience
14. xxx
(
30/01/2009 10:39)
vahiny2004===ZAY NO TENA MAHA MAIVANA NY LOHANLAH LETY RY LETY !
ny mampandroso ny vazah ry lety de ny mitazona ny maha izy azy ny tena ihany fa tsy entin'ny fo otranla ah!! de ra otranlah dahlo de tsy hisy hevitra handeha eto aminfirenena fa tokana sy entin'ny fo daholo ! ny saina sy fandinihana no entina fa tsy manara drenirano be fahatany ! ka nisy aniny greve sy fandrobana iny niseho de zay fotsiny ve de hamonoanao ny maha izy anao ka hanarahanao ny raison n'olokafa ?? tena mbola babakoto marina nareo ra zany ka!! mora amboarina sy karakaraina tsara ny olona otranareo ry vahiny2004

15. vahiny2004
(
30/01/2009 10:48)
xxx:

Io indray izay tianao ihany e, raha tsy te hiova ianao fa te ho pro TGV foana (sous xxx) dia ataovy fa tsy misy bedy . Aleo ny olona hanao izay tiany
Toa ny fijeriko azy ilay tsy miala @ TGV izao no manara-drenirano fahatany
Ho embaucher n'i TGV ao @ injet izany hono ireo very asa sa ahoana ???
Ary aza mora romotra ohatran'io e , mbola tsy levona angaha ilay resaka seza volamena ? Misotroa rano matetika fa maha calme ireny
16. andrywui
(
30/01/2009 11:04)
ary aza be taimbava be kosa na izany aza nareo ato e!! mba asio fanajana ihany le resaka tenenina de ny hevitra avoitra tsara !
18. penguin
(
30/01/2009 13:31)
Ny fanjakana mitady hevitra @'ny handoavana karaman'ireto mpiasan'ny orin'asa simba fa TGVendrana tetezamita no fantany hono.
19. xxx
(
30/01/2009 13:35)
nyavo2000:
* Izahay aloha niasa ary saika 98% ny olona niasa, tsy tafa ilay ville morte. Ny mpiasa- tena no natahotra satria sao robainy eo ny fananany dia niafinafina ( mampalahelo e!).
* izah indray dia tsy manome olana ny fisian'ny vahiny mampiasa vola eto, fialonana ny antsika malagasy izay kamo be tenda, te hanao ariary zato ampandriana ny sasany , miandry mahazo ary manantena fanjakana hanolotra vary ao ambavany.... ny asanao ihany tompoko no hihinanao.
*Ireo mpanao bizna mantsy no te vita matavy ka manaraka an'i andry, satria zatra manao zavatra informel, affairena devises, vato , daba etc...tsy manara-dalana..
izahay aloha miasa ary mandoa hetra ho an'ny fanjakana sy hoa an'ny vahoaka
Ny azo amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny kilavadavaka, Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, Aza manao fisitrik'alika rehefa manoloana an'Andriamanitra ny alika rehefa mihafina dia ny lohany ihany no hafeniny dia mihevitra izy fa voahafina daholo ny tenany iray manontolo, Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha, tandremo io tany io fa tany hanototra ka tsy hamidy ary tsy atakalo, aza manao an'Andriamanitra tsy misy ka ny mpamboly vary kely sy zara raha mahazo ny hivelomany mandritra ny taona ao Ambatondrazaka no hanamparampahefana sy robaina, tsy ny mpiompy ronono be ronono manana omby efatra no hanamparampahefana ka raha mba tehanitatra ny asany dia hanaovana sakana tsy afaka mampiditra fitaovana hitahirizany ny ronony, aoka mba tsy hangalatra ny asa sain'ny sasany ka rehefa nangataka fanomezandalana ny sasany dia tsy nomena fa natao ilay tetik'asa (projet) avy eo Soanirariny (Antanifotsy), aza ny mpivaron-kena tsy mamono omby amanjatony no anaovana asan'ny be sandry ka hanaovana antsonjay hilazana fa zaranareo aza mbola izaho no miresaka aminareo fa rehefa i Dada asa fotsiny... Andriamanitra tsy mijery miakatra fa mijery midina ka na rahoviana na rahoviana dia rehefa tsy hinjinja ny nataony ny mpanao ratsy dia hivaly amin'ny taranany izany ary efa voalaza fa ny harena toy ny zavona ka mora manjavona ary hamafisiko ihany koa fa mora ho an'ny rameva ny fidirana amin'ny vodi-fanjaitra fa ho sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana amin'ny fanjakan'ny lanitra.Tsy afa miala eo izay manao ratsy amin'ity (Jereo ny manjo ireo teo aloha ireo é 25 taona nireharehana fa mafy ny fijaliana fito taona é) Madagasikara tany Masina ity fa mbola hanjakan'ny devoly aloha é!
20. mion
(
30/01/2009 13:46)
Fa toi ry tripla X pasitera sa mpikabary, taiza ndray no nisy ronono noterena t@ rameva ka voasoratra ao @ Baiboly ka ventesin'toi oe ozy A/tra ozy A/tra.
Dray dray dray, nivadika hatam lelanareo izy izany