Niandry teo @ 13 Mai ireo very asa nohon'ny fandrobana omaly

21. penguin ( 30/01/2009 14:03)
Ny resaka Andriamanitra tsy miaraka amin'ny resaka maloto. Na hamerimberina ny anaran'Atra aza ianao nefa fandrobana no heverinao fa mampaherifo anao sy hitaritanao ny tanora dia mpamahan-dalitra ary manimba ny ho avin'ny tanora ianao. Izay no maha-TGVendrana anao.
22. BOYSGOSS ( 31/01/2009 07:13)
nyavo2000:

* Izahay aloha niasa ary saika 98% ny olona niasa, tsy tafa ilay ville morte. Ny mpiasa- tena no natahotra satria sao robainy eo ny fananany dia niafinafina ( mampalahelo e!).

* izah indray dia tsy manome olana ny fisian'ny vahiny mampiasa vola eto, fialonana ny antsika malagasy izay kamo be tenda, te hanao ariary zato ampandriana ny sasany , miandry mahazo ary manantena fanjakana hanolotra vary ao ambavany.... ny asanao ihany tompoko no hihinanao.

*Ireo mpanao bizna mantsy no te vita matavy ka manaraka an'i andry, satria zatra manao zavatra informel, affairena devises, vato , daba etc...tsy manara-dalana..

izahay aloha miasa ary mandoa hetra ho an'ny fanjakana sy hoa an'ny vahoaka




Marina ny anao. Ho tsarain'ny avenir-eo daholo é !
Ny kamo d mandrava d manolo zay ny azy satria everiny fa hanolotra azy eo ampandriana zay ilainy ny TGV, jereo anie e, ny amisavisana ny ratsy hiavin'ny soa fa raha i tgv ny eo nefa izy fiainany ny teo ihany no teo dia hilahatra izy anala an'io dia mandrapahafatiny anao zany foana izy sy ny taranany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066