Mpamosavy mpanararao-paty sady mpilalao faty

1. bozyboleta ( 29/01/2009 04:40)
Rehefa nolazain'i andry rajoelina fa tsy avy taminy ireo olona nandoro sy nandroba, dia izao nasandrany ho mahery fo sy maritioran'ny tolona ataony indray ilay mpanafika ny MBS izay MATY voatifitra teny .

Rehefa avy nentanina hijoro sy hitraka Antananarivo, dia izao indray atao tanàna MATY. Natao mafy ho ren-tany ren-danitra mihitsy fa “tsy hisy mpianatra hianatra, tsy hisy mpiasa hiasa, ary hikatona avokoa ny mpivarotra”.
Oadray!!! Ka rehefa tsy hiasa dia tsy hihinana ireto vahoaka izay efa lazaina fa mijaly sy mahantra, raha hikatona ny mpivarotra dia tsy hahita hanin-ko hanina ihany koa ireo manao ny hanina androany vidina androany. Ka dia ho be ihany koa no ho FATY.

Ny mpamosavy no tia milalao faty ary ity mpamosavy ity manao mpamosavy malemy ka ny tao an-tanany ihany no naringany.
répondu par mion le 29/01/2009 11:52
2. Ryhana ( 29/01/2009 04:47)
Ny tena mampalahelo dia tena maty eritreritra i Andry ka sahy miondrika eo amin'ny faitin'ilay olona izay hataony fitaovana hampahomby ny fitadiavan-tseza izay hataony.
Raha izao izy tsy nahajery ireo fianakaviana ireo akory aho.
Tena lalina ny fitiavan-tseza eh !
Ny mampalahelo dia lalaovin'ireo mpanao politika ao ambadika izy.
3. tsiafoi1 ( 29/01/2009 05:06)
Ny mampalahelo de ireto vahoaka mbola tsy tonga saina ihany fa ataon'ny sasany fitaovana fandrombahan-tseza...

Nazava be mako ny tanjon'i Andry Rajoelina araka ny izao teniny ampahibemaso izao omaly : "Amin'ny alalan'ny filaminana no hakantsika ny fahefana". Kay moa ka de handrobaka fahefana no tanjon'izy ty, tsy de resaka Viva sy demokrasia akory kay, fa mazava ny resaka omaly...

Raha tena mpivavaka marina araka iny sary nolanjalanjaina omaly iny,... Vakio ny Romana toko faha 13. De angorony ny olona, Mandàna mody miasa..., Miandrasa fifidianana

"Fa Andriamanitra tsy tompon'ny fikorontanana fa ny filaminana"
4. naughtyboy ( 29/01/2009 05:07)
lalampiainana izany fa tsy ilaina fampangotsohana,efa nanolotra ny fampiononana izy ho anreo manamanjo ary adidiny izany.Be ireo andraikitra hiandry azy ka aleo hiarahamijery aloha satria noho ny securité publique no antony andraisana ny fepetra ny tany mihotakotaka fa tsy mosavy araky ny fihevitra tsy mandinika lavitra.Fahafahana no tena antony izao romoromo rehetra izao manoloana ny jadona ,na t@ androny fanjanahatany na i deba n'aiza2 erantany rehefa misy ny tolony fanafahana dia misy ko ny vidiny(tsy misy atody andrahoina tsy vaky akorany izany ozy ilay ranamana 1 teto),maritiora izy ireny tsy latsaka antany fotsiny ny ràny ka ho very fa ho any ho avy tsara kokoa mendrika ny mpiray tanindrazana ,manana adidy isika rehetra ary ny tompon'andraikitra isan'ambaratongany hitondra ilay nahavanondoza 7 taoana izay le8 eo anatrehany lalàna ary koa hiambina an'i TGV tsy hibirioka @ fanirimbahoaka fa ho ratsy ny fiafarany raha izay na dia mbola tsy nanomboka akory aza,ny herimbahoaka no nanafaka azy ireo t@ zioga nisy azy fa tsy TGV akory
5. Fanazava ( 29/01/2009 05:19)
Mahafantatra daholo na ny andaniny nany ankilany fa hanao izay hitarihana ny olona hovoin'ny miaramila i Andry.

Efa fomba mahazatra ireo mpanao politika hatramin'izy teto Madagsikara io.

Raha ny fantatra izao dia mbola hitarika olona hovonoana i Léry atsy ho atsy.
Malaza be anefa fa hovonin-dry zalahy izy ary mody hatao hoe ny Fanjakana no namono ary dia ho raikitra ny ady saritaka.

Mampalahelo fa dia izay foana ny mpanao politika eto amintsika,satria tsy mahatoky tena amin'ny fifidianana

Ny tenako dia manameloka tanteraka izao zavatra hataon'i Andry sy ny forongony eto MAdagasikara izao.
6. naughtyboy ( 29/01/2009 05:25)
tsiafo > ny olona oa efa leomboanana @ fitondrana jadona fa aza amboamboarinla @ oe fivavahana izany ,ampitovy tena @ le8 ko ela io @ ty miseho masina ity nefa ambodia mitafy hodijanakondry be izao fa tsarony
7. bezoky ( 29/01/2009 05:32)
Aleo hoy aho tsy miditra aminity resaka ity intsony eh !
Aleo hifamotika eo ry zareo samy ambaniandro
Aza manadny andro mifamaly eto akory eh!

Allez TGV, allez
Famporisiahanaazy hijabaka ihany izao no mety
8. klitika ( 29/01/2009 05:37)
Koboko ilay hevitrao ry Bezoky fa misaotra an
Kay hoe "Kizobe" ity lalana nombantsika ty
9. mion ( 29/01/2009 06:08)
naughtyboy > Ekeko fa lalam-piainana ny fahafatesana sy ny tolona ry zoky fa raha toa ve ka izay mpandroba sy tontakely ary dahalo tratra am-bodiomby ka voatifitry ny mpitandro ny filaminana ho entina eo @ 13 Mai daholo tsy de efa lasa fanjakan'ny baroa ny tanàna. Iny faty nentina teo iny de fatina jiolahy mpangalatra nikasa ny handroba. Mahamenatra raha olona mitady hitondra fanjakana no miondrika eo anatrehan'ny fatinjiolahy. zaza ratsy taiza henatry ny ray aman-drenininy iny maty iny ry reto, ka ny Malagasy hijoro hatrany fa tsy handohalika. Ny Fahamarinana sy Fahamasinana no tokony hampanjakaina fa tsy fiainana sauvage barbarianina ôtrireny.

En plus ra an'ny tontakely ve no atao sorona de mihevitra fa hisy vokany, lol.
De mivavaha tsara ianareo ze mankeny @ 13 Mai fa mbola ho avy i TGV en personne mintsy no handatsaka ny ranareo. Aza mankeny aloha raha tsy mikonfesy sy naharay komonio sao matimaty foana ôtran'ny alika ihomehezan'ny olona.

Efa mazava izay fa Ra8 tsy handatsa-dra ny vahoaka Malagasy
10. myaina ( 29/01/2009 06:08)
mampalahelo ny fianakavinan'ty "maheryfo", teraka t@ 1991 hono , asa mety volana janoary ve (tsy tadidiko loatra), asa efa manakaratra ve ????? mbola "tsaiky hely".... izany no maheryfo ntsika.... Nahoana no zazakely toy izany d atao toy ireny.... ery am tête de liste.... mahonena... aiza ny RARny...
Mbola tsy alevina ihany fa d mbola ifandrotahana eran ny tanàna.... haseho ny jiaby2 fa io misy razana, 18 ans, wawawawawawa... ny fon ny olona no hampangotsiahina....
11. mion ( 29/01/2009 06:28)
Tssy mampangotsoka oa io fatin-jiolahy aderadera eto @ tanàna io. henatr'i TGV tsy lany henatra io ifandrotehana io.
Eritrereto oe saika handroba ny tao an-tranonao izy io niaraka maromaro, handatsaka ny ainao , de hangotsoka ve enao raha maty le jiolahy.
12. tsiafoi1 ( 29/01/2009 07:18)
aza amboamboarinla @ oe fivavahana izany ,ampitovy tena @ le8 ko ela io @ ty miseho masina ity nefa ambodia mitafy hodijanakondry be izao fa tsarony


Calme tsara enao naughtyboy a... Ampihaonin\'ny corps diplomatika izy roalahy mianaka, mitsipika ilaikely... Miditra an-tsehatra ny Ray aman-Dreny ara-pivavahana... Madi-doha zandrikely..., Efa zatra naniratsira Ray aman-dReny @\'ny fanenjehana boîtes de nuits taloha tokoa anga, ka de mafy hatoka tsy azo tenenina... Atao akory aza hoy ianao????

Rehefa tsy azo atao, tsy aleo ve ilay ANDRIAMANITRA TSITOHA LEHIBE no antsoina ananatra azy @\'ny Teniny Masina, andrao mba hody ihany sainy ka hiaino izy....

Tsy toe-tsain\'ny lanitra ry naughty zay manohitra izany a, manaraka ny ara-dalàna no izy de miandry fifidianana, de eo hiaraha-mahita, fa anga misy hanery anao any anaty isoloire...
13. mion ( 29/01/2009 07:28)
ka le naughty boy ity koa angamba voadonan'-dra8 tany fa nanao ny tsy ara-dalàna ko. Sa bainin'i toi very seza t@ 2002. firenena efa mandroso io ka tedavin'ny TGV hosihosena. Samy hafa ny tombon-tsoam-bahoaka sy ny tombon-tsoan'i toi personnellement ary ny tombontsoa perso an-dra8.
Ny ol miasa mafy sy mitsemboka vao mana-karena fa tsy manao ary zato am-pandriana na mandroba na miandry mana avy any an-danitra.
14. tsiafoi1 ( 29/01/2009 07:30)
Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
15. mion ( 29/01/2009 07:34)
Merci tsiafo1.
Marina le soratra masina fa le mpanoratra azy tsy reveko, anaran'ny rafilahiko talou io
16. jiimm ( 29/01/2009 07:48)
Zay mitsy le tsy azoko @ le TGV. Za no tompon'ny fahefana hoy Andry fa tsisy fanjakana intsony eto, avy eo indray miantso ny fitondram-panjakana hampanao asa an-terivozona izay nitifitra. Tsy azoko!!! :? fa tsy hoe efa Tgv ve ny mpitondra e!!
Taiza teto ambonin'ny tany nisy praiministra napetraky ny vahoaka rah ts TGV. Praiministra no tafapetraka aloha izay vao hitady filoham-pirenena.
Efa nisy ve maire Chef supreme de l'armée ka afaka mibaiko Jeneraly? Lasa firenena ny Commune Urbaine Antananarivo???
17. mion ( 29/01/2009 08:14)
zany de tsy azon là ra JIMMM.
zany no atao hoe fanjakan'ny demokrasia, zafad diso tsipelina aho, fanjakan'ny baroa.
c l'anarchie.
Tsy mila anarchiste ny vahoaka Malagasy hoe.
18. Noue ( 29/01/2009 08:20)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
19. xxx ( 29/01/2009 08:30)
ary le faty teny tanjomboto sy may tany anaty magazay ireny oa maninona no tsy mba nitomaniana teny aminy 13 mai e?
20. mion ( 29/01/2009 08:40)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI (jereo @ Net koa) fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.
Devoly no ao ambadika raha tsorina

Frantsay no tena atidoha franc-maçon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0729