Mpamosavy mpanararao-paty sady mpilalao faty

21. naughtyboy ( 29/01/2009 09:14)
mion > zv hay resahina fa aza mitetateta miresaka ny tsy takatry ny zanak'atidoha O.K
1. eny voadonanny le8 ny rahalahiko anabaviko ary ireo RAR sy ireo namoy ny ainy rehetra t@ ity toedraharaha ,tsy iza izany fa ireo voany tsindry hazo lena rehetra nandritra ny fitondrany le8 ,mitady ny rariny sy ny hitsiny izy ireny
satria ny nitsembohany hatrizay sy njisasarany no notavaniny le8 @ fangorankarena sy tsy fandoavanketra ary natakalony tombotsoany manokana
MAZAVA
2. tsy misy irarahiako na kely aza any TGV na TIM na AREMA fa ny hetahetambahoaka sy ny faniriany voatositosika no ambony amiko
3. ary ity ela miseho ho mahalala ny free mason ho frantsay efa t@ androny egypsiana zany lesy fa aza dedaka @ zv tsy hay tsy ny frantsay irery akory fa erantany io ,ity le8 nla ty no anisany mpikambana voalohany @ io ra tsy fantatrela ,@ manaraka zv hay alahatra ny rehetra eto sy N.B fa mbola mirefarefa ny fahalalanla ny zvmisy O.K
22. majakely ( 29/01/2009 11:14)
naughtyboy,zay le tsy mety za ymifanompa saina zay ah!! :/
23. mion ( 29/01/2009 11:52)
>naughty b...
ka nen toi ange ambim-po personnelle no tedavin'ntoi ho ataon'ny vahoaka e, matoa ny fianakavian'toi niharan'ny zavatra toa izany de nisy tsy nety sy tsy ara-dalàna izany, sinon omeo ohatra kely oe. Ny andra8 dia izay ara-dalàna sy izay voasoratra noir sur blanc, mbola tsy kôpy ihany toi va nefa efa ho 10 taona no nahalalana an-dra8. Midina eto an-tany am zay fa aza manao nofin-jazakely. Misy ny fefy ary rehefa mitady hitroatra mihoatra ny fefy de voasakana.

Ny tombontsoanao sy ny fianakam's nao manokana aza afangaro @ tombontsoam-bahoaka fa zany le mahafatifaty foana ny vahoaka tsy misy fahagagana akory eto an-tany ka ho velombelom-poana raha tsy hisasatra. diniho ifotony fa aza entim-po fotsiny oe zao ny anabaviko , zao ny rahalahiko blà blà blà

Mikasika ireo namoy ny ainy , tsy Ra8 no namono azy ireo fa namono tena ireo, raha tsy eken- toi zany de nde atao hoe nataon'i TGV vonomoka sy sorona.

T@ 1991 & 2002 radidy no nitifitra ny olona fa tsy ra8. Ka izao toedraharaha izao de iaraha manaiky fa sarotra saingy tsy ambim-pon'olontokana no hampandroso ny firenena. Ka sûr ve toi ny hetahetan toi dia hetahetan'ny Malagasy REHETRA sa zavatra hafa toa ny an'i boay kely no tena ao anaty kôkô an' toi ao?????

Jerevo ny vahoaka mbola miasa: JIRAMA, TELMA, ny privée, ny ministera, ny mpiasa ampiasain'ny commune ihany no tsy miasa, ny mpianatra moa tsy mianatra fa matahotra ny ray aman-dreny. Ny zanakay kosa tsy ho ataonay sorona ho an'ny ady tsy anay ka!

Inn no maha ville morte an'zany, tsy d'accord ny vahoaka, ny vahoaka te hiasa satria tsy mihinana raha tsy miasa. Aza forcen'toi hotakian'ny vahoaka ny hetahetampon'toi fa ndana toi irery mitsangana sy mi-gueler eny @ 13 Mai eny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.226