ho aiza ny fianakaviana mahantra???
1. yonikafopl
(
27/01/2009 16:27)
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo mpitarika ny tolona no hanome azy ireo refa tafakatra eo am fitondrana??? sa iza ???? iza???? IZA??????????
répondu par penguin le 28/01/2009 08:00
2. Mirananirina
(
27/01/2009 16:30)
Mampalahelo,izay sisa no avoaka ny vavako.
Nefa ny fafanan-dra8 tsy nisy simba na 1 aza o?sa diso aho.
Nefa ny fafanan-dra8 tsy nisy simba na 1 aza o?sa diso aho.
3. yonikafopl
(
27/01/2009 16:44)
Mirananirina, za tsy mijery we fananan'iza, fa mijery ireo mpiasa amreo orinasa reo, ho aiza reo zao????? inn no hataony??? inn no haniny??????
4. Razouzou
(
27/01/2009 16:54)
T.G.V= Tanora Gasy Vendrana. Mitadrema ianareo amin'ny olona tahaka ireny fa ihanareo de ataony toahatra fiakarana fotsiny. Milaza izy ireo fa mitaky ny Demokrasia nefa raha ny zavatra hita aloha de tsy tsy izay mihintsy: famotehana;fandrobana; izany ny demokrasia ve??? .
Milaza izy ireo fa pivavaka ary nasiana fotoam-pivavahana mihintsy teny mahamasina , raha tena mivavaka izy ireo tokony niainga tam dialogue.
Koa mieritrereta ry tanora gasy hendry aleo an-tsaina foana le fahendrena malagasy

5. heidi
(
27/01/2009 16:56)
mandeha manararaotra mba mangalatra ihany ko aloha ry zareo mibata izay zàka ko! iza no tsy hanararaotra? :lol: HITA EO ny suite ny hamenoana ny kibo anio ihany aloha!
jereo am sary izao:
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/3393/n13152326942582897077oy5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img340/n13152326942582897077oy5.jpg/1/][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/n13152326942582897077oy5.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/2852/n13152326942583293149bo7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img340/n13152326942583293149bo7.jpg/1/][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/n13152326942583293149bo7.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]

6. xxx
(
27/01/2009 17:00)
HO AIZA Y FIANAKAVIANA MAHANTRA ? ?
HO AIZA ? TSY HITANAO ANGA IZY MIBATA VARY DAHOLO IO KA OE HO AIZA !! HAKA VARY E! ENTINA MODY !IO VE DE TSY MAZAVA AMINAO REO OLONA MIBATA VARY IREO? FIANAKAVIANA MAHANTRA IREO
HO AIZA ? TSY HITANAO ANGA IZY MIBATA VARY DAHOLO IO KA OE HO AIZA !! HAKA VARY E! ENTINA MODY !IO VE DE TSY MAZAVA AMINAO REO OLONA MIBATA VARY IREO? FIANAKAVIANA MAHANTRA IREO
7. booboo
(
27/01/2009 17:02)
Zà koa ry Yonika dia manontany tena tahaka izany koa :(
Heidi > misaotra nizara ireo sary
Heidi > misaotra nizara ireo sary
8. heidi
(
27/01/2009 17:03)
aleo mba hanararaotra kosa hibata izay zàka fa efa kirizy ihany, okazion izao.... atsy ho atsy tsy ahita vary menaka sns sitrany mba misy tahiry, hita eo ny suite ny ho avin'ny firenena sy ny vahoaka , toa HO lasa mahantra daholo raha izao no mitohy.
9. vale
(
27/01/2009 17:10)
xxx:
HO AIZA Y FIANAKAVIANA MAHANTRA ? ?
HO AIZA ? TSY HITANAO ANGA IZY MIBATA VARY DAHOLO IO KA OE HO AIZA !! HAKA VARY E! ENTINA MODY !IO VE DE TSY MAZAVA AMINAO REO OLONA MIBATA VARY IREO? FIANAKAVIANA MAHANTRA IREO
8O 8O 8O MIBATA VARY HALATRA SY FANDROBANA IZAO VE DIA FIERE ENAO AMIZAO ???? TSY VITAN IZANY F ANGAH HAHAVITA TAONA AZY IREO AKORY NY ZVT ANGALARINY EO???? FIRIFIRY INDRAY IZAO NY MALAGASY VERY ASA NOHO NY MAGAZAY MAY???? TSSSS MBA MISAINA OAAAAAA.. DIA IZAO FOANA VE NY FIAINAN NY MALAGASY??? ATAON NY OUL FITAOVANA FOTSINY DIA AZONY NY TOERANA AVY EO IZY ANGAH HANATITRA VARY RAY KAPOKA ANY ANTRANONAO AKORY????? MBA MISAINA RY VAHOKA MALAGASY FA ATAON NY OUL FITAOVANA HAHAZOANA NY SEZANY FOTSINY AAA!!! HUMMMM... =(( =(( =((
10. sylvain
(
27/01/2009 17:10)
mibata izy aloha fa tsy hahavita taona azy ange zay ho entina é, fa olona nampahantrana foanareo t@ zay fitondrana nifandimby teo, d mbola hampahantrana foana koa zao! d faly ery ny olona niheritreritra ny hanongam-panjakana @ zao!
11. heidi
(
27/01/2009 17:13)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img132.imageshack.us/img132/9452/n13152326942582439148dm3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img132/n13152326942582439148dm3.jpg/1/][IMG]http://img132.imageshack.us/img132/n13152326942582439148dm3.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
izany ny ttranon'ny ry zareo mpanana ambonimbony ao fa tsy maintsy hoe voaroba ihany koa
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/9445/n13152326942582449873wa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img340/n13152326942582449873wa5.jpg/1/][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/n13152326942582449873wa5.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]

12. patrick2002
(
27/01/2009 17:14)
vale : koa heverinao fa olona mba afaka mijery internet ohatranao ve ireo olona mibata vary reo eh! miposaka ny masoandro zay reo vao mieritreritra hoe aiza indray no hahita vary androany.
14. lemenakely
(
27/01/2009 17:17)
yonikafopl:
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo mpitarika ny tolona no hanome azy ireo refa tafakatra eo am fitondrana??? sa iza ???? iza???? IZA??????????
tsy ny mahantra ihany fa na ny manak'atao koa aza mety ho voa mafy ihany @ izao zava-misy izay manan'endrika apokaliptika toy izao , DESOBEISSANCE CIVILE hoy ny mpahay lalàna izay !
Tena tsy mbola nisy ohatr 'izao teto !
15. ikaretsaka
(
27/01/2009 17:23)
yonikafopl:
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo mpitarika ny tolona no hanome azy ireo refa tafakatra eo am fitondrana??? sa iza ???? iza???? IZA??????????
misy teny izay milaza hoe .. aza manahy ny ampitso...
16. heidi
(
27/01/2009 17:31)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img525.imageshack.us/img525/3374/n1378562061302524135028c[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/9445/n13152326942582449873wa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img340/n13152326942582449873wa5.jpg/1/][IMG]http://img340.imageshack.us/img340/n13152326942582449873wa5.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]t7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img525/n1378562061302524135028ct7.jpg/1/][IMG]http://img525.imageshack.us/img525/n1378562061302524135028ct7.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img140.imageshack.us/img140/3149/n1378562061302524258307jj1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img140/n1378562061302524258307jj1.jpg/1/][IMG]http://img140.imageshack.us/img140/n1378562061302524258307jj1.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/1306/n14089991842522462797uu6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img142/n14089991842522462797uu6.jpg/1/][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/n14089991842522462797uu6.jpg/1/w400.png[/IMG][/URL]

17. andrywui
(
27/01/2009 17:50)
marina zany r'ikaretsaka !! aleo miaritra anzao zavtr zao de ho afaka amin didy jadona sy ny fandrahonana higadra lava atao anze tsy mitovy loko !! aleo hiaretana kely zao fa tsy maintsy ho tafavoaka isika fa mba jereo nyho avin'ny zanaka sy ny taranaka ra de ho gejaina lava toy ny sardine amity taona rivo fahatelo efa mandroso lavitra be ty
19. naughtyboy
(
27/01/2009 18:22)
izao fotsiny io e,ireo mibata entana ireo nge tsy ireo manakarena kory e,fa mety tsy manana asa mintsiny aza ka milamm aloha ny androany (ny kibo tsy mba lamosina ),ra ny manakarena voaroba indray de efa manana assurance ,ny tsy manana asa indray dia efa asany aloha ny manongotra ilay mpanao didy jadona tsy michome tsony zany,ny ambiny rehetra de mitsetsetra sy miandry ny tohiny tantara ary izay tafakatra eo dia mila mitady asa haingana anreo rehetra nampanantenainy,ny ampitso sy ny iza dia mbola any ankibony omby,izany rehetra izany dia ho fanaovambelona ny fitondrany ilay tsy valahara mpivarotra tanindrazana,mpambotry ny vahoakany i le8 izay nanosika ny vahoaka ho @ faratampony hatezerana,na hanome tsiny any Andry na hiaro an'i le8 dia tsotra noho ny hafenoandranony vahoaka @ tsy rariny dia tsy tsy rano 1 daba akory no nampitobaka ny hatezerany t@ ity fitondrana ratsy indrindra ity fa 1 goutte,hendry vahoaka fa izay nanadala ny adala hatr@ izay no tena adala i le8
20. heidi
(
27/01/2009 18:27)
ILAY FANdrombàna sy famakiana magazay fangalarana fanrarao-paty aloha dia efa nisy foana hatrizay e! isaky ny misy lkorotona dia lasa zao....lay fahantràna mitsy no mahatonga izany.