ho aiza ny fianakaviana mahantra???
21. mia
(
27/01/2009 19:04)
mahantra daholo izany na fisainana na fiainana na fanahy rehetraretra e! dia manararaotra ny misèren'olona fotsiny ny mpikotrika an'izao korontana izao!!! mampalahelo ny gasy ka!!
22. yonikafopl
(
27/01/2009 19:25)
andrekaky ooooooooooooooooo
Le toetsaina bola mirefarefa am tany mintsy no tsy hampandroso velively an'i gasikara na iza hitondra eo na iza.
Milaza ny sasany we reo mibata entana reo kou nge mahantra eee, de reo zany le manao we zahay mahantra de aleo hampahantraina toa anay doly kou ze manana ve? robaina sy simbana ny fananany amzay mitovy samy tsy manana ve?????? mampalahelo......
De we zarazarao anjakana ve, fa nahoana no de i Ravalo rery no hameno kibo sy hampitombo fananana eo, fa aleo kou zahay handrombaka fahefana mba hamenoana ny tsy feno aty aminay ve??????? mampalahelo......
De we aza manahy ny ampitso ve???? mitovy am le we minoa fotsiny ihany io ...
De rovina vo ho tafarina ty gasikara raha izay mba zavatra mitsangana kely eo am firenena de hopotehina sy harodana isaky ny malailay fonosana??????
Nahantra, mahantra ary mbola hahantra hatrany i Madagasikara , raha mbola io toetsaina io no atao eeeeee, izay mba hita fa tafarina kely de roritina hianjera am tany, satria nahoana no izy irery no milingilingy eny de zahay avela ety ambany hitazampotsiny ve??????? indrisy mantsy ry gasikarako.......
Ny tsy manana asa aza efa tsy fidiny, de ze mba manana kely ndray no hilalao tanana sisa, de hitombo sy tontakely...............

23. heidi
(
27/01/2009 19:43)
ilay gasy mitsy aky no sauvage tsy de mieritreritra araka ny filazan'ny sasany atsy ambadika ah! afaka manogana , mi grevy , miady politika fa tsy mandrava efa anie e! fa de ny mahagaga fa ny firenena mahantra foana no manana izany toe-tsaina izany de mijanona mahantra lalandava,
de inona fa désert be ndray zany zao ny tanàna tsy misy nin nin toy ny taloha...
fa na izany aza matoa managalatra SY MANDROBA ny olona dia ao raha, efa diso mahantra loatra ...fanararaotana raha vao misy korotana.
Jereo ity ila-kiraro ity asa efa nahazo kiraro vaovao ny tompony hihihih
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/6750/n1378562061302524375852rp7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img218/n1378562061302524375852rp7.jpg/1/][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/n1378562061302524375852rp7.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/2719/n1408999184252260901ga3.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img218/n1408999184252260901ga3.jpg/1/][IMG]http://img218.imageshack.us/img218/n1408999184252260901ga3.jpg/1/w400.png[/IMG][/URL]

24. ikaretsaka
(
27/01/2009 19:56)
sitlo:
Korotany korotany fa mitady handroso.
Ny vahoaka hisy foana.
rana nandroso letsy tsy nisy korotana sy efa kintana 7 ohatran izay le
raha nokotiana aby izay dingana lehibe vita izay......
saingy nandingana nankaia?
25. Belami
(
27/01/2009 20:40)
Tsy asiana ady hevitra be fa efa be izay teto izay fa dia miandry ny vokatr'izany eo @ vidimpiainana ho avy indray (vidimbary, menaka, labozia, ...) , satria na nahazo vary 1 gony aza, raim ihany ny hihinana izay.
26. tolipy
(
27/01/2009 21:05)
mampalahelo zava misy, noana ny vahoaka, ireo mpanao politika goaika antitra ireo, i R8, tgv, ratsiraka, mpanapotika tanindrazana, boribory tany, misaotra info fa vao eo nahita guerre any israel firenena roa samihafa nefa isika firenena iray dia simbainireo tsy patriotes ireo, solution reto tadiavaina a! fa hajanony fapiadiana hevitra! mba nisy ve isika aty ivelany nilahatra tahaka palestenien tao paris! A bon entendeur salut! zaho mbola tanora loatra, ary lazainy sasany fa tsy politicien, fa raha misy manolotena voalohany dia manaraka ahy, firy ireo vazaha namana tia mada, maro ihany izireo .
27. naughtyboy
(
28/01/2009 05:19)
izay no nisy sy niseho tsisy hampiova izany isika na izaho na ianao ,tsy mamporisika sanatria ary ekeko fa tsy mety,nefa tsy vitany tsetsetra sy alahelo ary morale tsy ihinana ny hanina @ ny fiainana fa kibo noana ireo sy sasatry ny fampanatenana,izay no heveriny sainy izy ireo ny atao oe fitsarambahahoaka ..
tahaka ny mahazo ireny mpangarompaosy tratra eny andalambe ireny..
mivadika izao ny pejy mitohy ny tantara inona no hokotrehiny androany sy ny avokany ampitso

28. penguin
(
28/01/2009 08:00)
Ianareo no namporisika ary nanoratra sy nandrangitra nandritra ny fotoana maro fa aza miala andraikitra sahalan'i TGV mitarika olona avy eo lazainy fa tsy olony. Raiso ny fitondrana ary aza hamelana ary vahao ny olan'ny mahantra. Aza asaina miasa mafy izy satria efa vizana araka ny filazanareo hatr'izay fa ataovy tonga tsotra ny sakafo sy fivelomany. Maika amin'izany ny mahantra ra-naughtyboy sy ny tariny é.