Ny Filoha sa ny vahoaka Malagasy no voahozona ?
1. penguin
(
23/01/2009 07:25)
Aminay ny olona nahavita ezaka ary lasa alavitra tsy voahozona indrindra moa fa vao mainka lasa filoham-pirenena. Ny vahoaka Malagasy izay manaiky taritina havia sy havanana ary tsy mahatsapa izay nahazo, mahazo ary ahazo azy no voahozona. Koa hirato ny saina ry vahoaka fa any aminao ny hery sy tanjaka izay nahazoan'ny rehetra fitondrana. Ka mbola ho fitaovana voahozona ihany vé ka hitaraina sy hilaza leo ao aoriana.
répondu par penguin le 26/01/2009 11:39
2. ranitse
(
23/01/2009 07:31)
Tsy voaozona fa sady manantsina no tapi-pahaizana ka izao hita izao ny vahoaka Malagasy sy ny mpitondra azy.
4. lupe
(
23/01/2009 08:06)
Raha tsy manana filoha matahotra an Atra isika dia tena mbola toy izao faona!
Raha mbola manompo sampy ny filohantsika dia tsy hiova mihintsy isika fa dia eo ihany!
Ny faniriana zao dia mba olona matahotra an Atra no hitondra antsika!
Raha tsy hoe ngah mibebaka ra8!
Handoro ny sampy, sy hitana ny hoe fahamarinana sy fahamasinana, nodradrainy taloha!
Raha mbola manompo sampy ny filohantsika dia tsy hiova mihintsy isika fa dia eo ihany!
Ny faniriana zao dia mba olona matahotra an Atra no hitondra antsika!
Raha tsy hoe ngah mibebaka ra8!
Handoro ny sampy, sy hitana ny hoe fahamarinana sy fahamasinana, nodradrainy taloha!
5. xxx
(
23/01/2009 08:36)
Ny Zanahary sy ny Razana izany tsisy dikany intsony amin'izao fotoana izao ?
6. andrywui
(
23/01/2009 09:03)
Elah notena voahozona fa tsy ny vahoaka malagasy efa trotraky ny tsy omena ze hanina sahaza ho azy sy tsy omena ze trano aradalana isitrihany akory!! matoa nahantra ny vahoaka de nampahantraina, matoa ohatra ny voahozona no fijery azy(sanatria zany) amin'ny ety ivelany de tsy mba notsinjovina ny hiakaran'ny farimpiainanay tsaratsara kokoa fa nofihinin'olontokana ny volny(volambahoaka, volampanjakana, fanampiana avy any ivelany, harena eto antoerana...) fa ny vahoaka tsy voahozona fa izay nangalatra tsy aradrariny ny fananany no TENA VOAHOZONA
7. xxx
(
23/01/2009 09:32)
ko no tsary mamaly re ! agnao agny liaka penguin ty ro tarognon'olo amizao resaka ozona tarogninao zao ko tsa miteny re fa midobo fahatany mikombona eo liaka ty !!
8. ngoiha
(
23/01/2009 09:53)
marina mintsy zany ry Penguin raha te hana-karena le ra-namana etsy ambony dia miasa mafy miasa tsara fa aza zatra ny lalan-dririnina ka na mangarahara aza dia te hanao risoriso foana,efa tapitra zany he! he! ,reny le efa zatra tsy nisasatra fa tonga dia mihinana amam-bolony
9. andrywui
(
23/01/2009 09:59)
agareo telolahy reo agny d'efa fantatr'olo fa mpiray tetika fahatany aby,de mahafaly agnareo liaka reto ny malagasy tsa mahita ny rah ho arapany , mitady tapa-kibo lava, de faly agny laisany ! de tsary ontsa amzany fa de loha be fahatany iany ro atao! ee ko voky lava agnareo liaka reto de mandatsa ny malagasy noana tapakibo ! sambatra agnareo liaka ka!!
10. xxx
(
23/01/2009 10:01)
ngohia, molota ,penguin === faly amin'ny fahorian'ny Malagasy hono, aleo hono ho faty any
11. ngoiha
(
23/01/2009 10:10)
o ry sakaiza a sao dia tsy mahita tsara ary ianao fa sakafo mitobaka b eran'tanana io ko tsy misy aona??? ny am'zao iza indray no tsy mitafy na tsy mikararo 1000ariary dia mandroaka eny am'frippe ,taiza no mbola nisy zany hatr'zay niainana???? Rehefa miasa dia mendriky ny mihinana sy mitafy
OK
OK
12. dalie
(
23/01/2009 11:07)
Tsy voazona ny Malagasy fa ny mpitondra no tia tena, tsy mahalala ny tsara ho any vahoaka. Tongava daholo eny Ambohijatovo amin'ny Asabotsy.
13. kelimasika
(
23/01/2009 11:10)
korotano daholo nama dia amin'izay miverina amin'ny tahaka ny taloha indray a !
izany no fandrosoana amintsika malagasy eeeee !
korotany ! korotany ! fa izay hiakatra eo no hameno ny vilia-anareo eeee ! tsy mila miasa tsy mila misahirana die rehefa tsy manome tolora-potsiny ry zareo mitayd seza ireo dia korotanina indray e
dia aleo tahaka izay foana fa milay zany e
izany no fandrosoana amintsika malagasy eeeee !
korotany ! korotany ! fa izay hiakatra eo no hameno ny vilia-anareo eeee ! tsy mila miasa tsy mila misahirana die rehefa tsy manome tolora-potsiny ry zareo mitayd seza ireo dia korotanina indray e
dia aleo tahaka izay foana fa milay zany e
15. xxx
(
23/01/2009 12:17)
MMMMMBBBBBBAAAAAAAAAAAAAA OOOOOOOOOOOMMMMMEOOOOOO IZZZAAAAHAYYYYYY FFAAAA NNNNNNNNNNOOOOOAAAANA KKKKKKKKKAAAYYYYY :{ :{
16. andrywui
(
23/01/2009 15:59)
eo elah ry le penguin de tsy tahotra tsy henatra milaza fa ny Malagasy no voahozona ?? raha hitako maso elah tena nataoko mena ny sofinlah ry lety !!
17. molota
(
23/01/2009 16:32)
AZAVAIKO TSARA ny asany FILOHAM-PIRENENA DIA MANAO zay mahasoa ny Firenena fa tsy HAMENO ny paosiny MALAGASY, ary tsy mbola mora ny MANARINA NY ZAVATRA SIMBA NANDRITRA NY 20 TAONA. FA MBA OA MISAINA DAOLY FA AZA ZEFA. SA MBOLA MITADINY REVINY DEBA. ZAY ATAONAREO EO :twisted:
18. ndenn
(
23/01/2009 16:38)
Eto mora ihany aloha fa tena misaotaka be ny fifampiresahina ry zareo a! tsy misy fantatra intsony ny tena ho marina , fiainam-pirenena anie izy io é ! :oops: :oops:
19. molota
(
23/01/2009 16:50)
ra mahay dé @ny 2012 milatsaha ho FIDINA PRESIDENT daholo ireo B vava ireo é. FA TSY HOE HIGREVY SY HANAPOTIKA ZAVATRA LAVA zao. :twisted: variana MIHAZAKAZA MIHEMOTRA fona RA TS METY VE RA8 DE HIVERINA AMINY EFA NALOHA NDRAY :?: MBA MISAINA DAHOLO OA FA TSY MISY ALIKA AKORY EO :twisted:
20. andrywui
(
23/01/2009 16:56)
manao ny asan'ny filohampirenena sady manasoa ny vahoaka ry papa a!! ka atao innn daoul reny taxe sy impot sy hetratrano ,tany sy harenampirenena reny ?? ho faiziny rery zany reny fa tsy mila jerena ny pokna amla
