Ny Filoha sa ny vahoaka Malagasy no voahozona ?

21. xxx ( 23/01/2009 17:00)
tandremo kely fa tsy voahozona zany zahay malagasy an !!! le pengoenn sy elaisany notena voahozona fa tsy ny malagasy miitsy
22. penguin ( 26/01/2009 11:39)
Ny vahoaka taritina havia havanana tsy manana foto-pisainana hijoroana ary milaza ho leo politika tsy ampy 10 taona vé no tsy voahozona ? Fantany vé hoe hamboarina indray ny tetezana notapahana na ny RNM na MBS izay toerana an'ny Commune ao aoriana ? Olona ara-dàlana vé sahala izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072