INONA NO HEVITRA METY AZO HANGALANA AN'LE8 ?

1. gabidemony ( 12/01/2009 15:37)
Araky ny tantara sy ny zava-misy hitan'ny maso sy ren'ny sofina dia mety
ho sarotsarotra ihany ny hialan'Le8 eo @ toerany , raha tsy hoe izy no
minia ny hanao izany , nefa sarotsarotra amiko ny hinonà ny fitrangan'izany .
satry Olona efa zatra ny mpanararaotra,mitango ny hoan'ny tenany sy ny fianan-kaviany ireny ;de fahagagana angà ra hoe foiny ny hiala @io toerana sarobidiny io.
Ny menaka,ny ronono,ny vary...maro koa ireo mangazay be ananany,toy ny Magro , efa tsy lazaina intsony ny TIKO , raha toa ka raikitra marina ny
fitonkonan'ny vahoaka na hoe "GREVY" dia @zay ohatra defa ampiakariny ny
vidin'ireo zavany ireo na koa hoe tambatambaziny Legasy ,ampidininy koa ohatra ireo zavany ireo de mangina;avy @fitenenana hoe "Mangina zaza,mangina zaza..."
ka raha mitoy tokoa alo ny fitokonana de mino aho fa de mety mbola
ho henjana mihoatra nen'ny DEBA teo alohany teo iny, liaka sorobilana iny
ary tena hisy ra mandriaka mihintsy sns...
mba jereo @ zavatra ataony iny andavanandro fotsiny (oh:didy jadona...)
vao mivoaka kely lery ohatra hitokana arabe iny moa no mba reharehan'ny olona nividy azy ny hoe mba nahavita alo izy eh!..arabe...sns...
nefa tsy fantatr'i Legasy ny fandehany.Iny lery hitokana an'le arabe efa feno
miaramila maro miravaka fedina isankarazany hatrany @ tongony ka hatrany @ nifiny ny manodidina azy ,( 100m manodidina an'Le8 )
Maika zany fa rehefa tonga ny fotoana hahataitra an'Legasy kely miaraka @
FLESY sy antsipika ary vato.
Ny hevitra hitako fa mety ngamba de atao ohatra ny nanaovan'zalà an'i Kennedy.Zay ihany ny hevitra hitako fa mety hatramin'izao alo fa iza no
mahasahy fa Legasy ko anefa sarotahotra sady sarokenatra be vava fotsiny.

De ho anao pamaky inona no hevitrao manokana mba iara-midinika sy iara-
mahita eto @serasera?
répondu par gabidemony le 16/01/2009 13:06
2. Annie2006 ( 12/01/2009 16:40)
Tsy misy ny mahataitra ry gabidemony. Rariny raha maika ianao satria mafy loatra ny loza mahazo ny malagasy. Fa araho tsara ny fizotrin'ny tantara fa tsy maintsy miala eo io Ravalomanana io. Mbola 2009 isika izao. Mbola ho hita eo ny @ fandraisana UA, francophonie....izany hoe sambany izao fa mipetraka mazava ny tanjon'ny malagasy tsy vaky volo (na ireo izay tonga nanotrina ny fotoam-pivavahana, na ireo izay nijoro tao Parisy ary mbola hanohy ny adidiny, na ireo izay mpikirakira politika, na ireo mpamatsy vola, na ireo tanora...): Manala an-dravalo.

Tadidio koa fa efa tsy misy paika ingahy levalo akoatry ny fiziriziriany @ toerany. Ady io. Efa misiva ny tahotrin'ny vahoaka. Efa tonga saina fa tsy misy zavatra ho vanona eo raha mbola ingahy ravalo ihany no eo. Na ny hotely may aza dia mahafaly ny vahoaka.

Tazomy any aloha ny "option kennedy" satria manome lanjany loatra an'i levalo ianao. Tsy mendrika an'izany izy. Avelao hihinanantsika moramora azy. Hany zavatra angatahiko aminao: Andraso kely fotsiny hanaovanay azy. Kely fotsiny.
3. xxx ( 12/01/2009 16:48)
Halao aloha ny demony-nao izay vao manala andravalo e
4. xxx ( 12/01/2009 17:07)
esorina i ravalo dia iza indray no asolo eo,fa maninona raha mba miandry ny fifidianana manaraka eh,betsaka ny mikritika an'i sarkozy aty france fa mbola tsy nisy nitaky ny fialany teo meme ny extreme gauche ou anarchie.Fa isika le very fihinanana sy le zatra mpanao bizna no tsy manaiky ,satria angamba efa zatra manao gaboraraka.Aleo hiasa dia on verra 2012.
5. xxx ( 12/01/2009 18:24)
xxx-3:
esorina i ravalo dia iza indray no asolo eo,fa maninona raha mba miandry ny fifidianana manaraka eh,betsaka ny mikritika an'i sarkozy aty france fa mbola tsy nisy nitaky ny fialany teo meme ny extreme gauche ou anarchie.Fa isika le very fihinanana sy le zatra mpanao bizna no tsy manaiky ,satria angamba efa zatra manao gaboraraka.Aleo hiasa dia on verra 2012.


TSY HENONAO MARINA NY FIJALIAN'NY RA-MALAGASY AN???? :(
Efa eo ambony fandriana volamena tokoa ianao any an-dafy any ka nanadino anay eto an-toerana, no nanadino ny maha-malagasy anao!!!

Mitohy ny tolona. Izay gasy very ZO tsy rarahintsika. Azy ny azy.
6. ainaheri ( 12/01/2009 18:51)
INONA NO HEVITRA METY AZO HANGALANA AN'LE8 ? Esory ilay gadi :lol: @ pseudo-nao d ny ambiny omeo an'i le8 ee :-P
7. ZoRajoela ( 12/01/2009 19:43)
Aza mialona aloha. Tsy ny prezida no diso, fa izaho, ianao, isika rehetra. Firy ny manampahaizana gasy, nefa fanjaitra aza hafarana avy any Chine.
8. tataka ( 13/01/2009 06:24)
Raha hitan'ny vahoaka fa ianareo no tena tia tanindrazana sy ahasoa azy dia tafala ny tsy alehany. Saingy raha ny Ex-Ministre, Ex-SG, Ex-DG, Ex-Maire, Ex-Député sns no ho hita miserin-tserina dia fantatry ny vahoaka ny tanjony.
9. xxx ( 13/01/2009 06:56)
ento ambavaka ny firenenao,andraso ny sitraponANDRIAMANITRA,tadidio fa efa lalana voasoratra ho azy ny ho filoha otranao am asanao io,misy farany ny atao rehetra na ratsy na tsara,mifaliha am fanantenana mahareta am fivavahana MIHARETA AM FAHORIANA :wink:
10. xxx ( 13/01/2009 08:06)
xxx> Io indray ilay ETO AM_BAVAKA ,ETO AM-BAVAKA sy ANKINO @ A?TRA!!! mampiditra an-dra Malagasy any angabone! Io vavaka vavaka io ihany no isan'ny maha sahirana ny Gasy . Mba hoe ETO AM-PISAINANA sy AM-PAHENDRANA ahay we.
11. xxx ( 13/01/2009 09:10)
Maritanie, mauritanie..
12. penguin ( 13/01/2009 09:29)
Vavaké vavaké vavaké
13. ravatorano ( 13/01/2009 09:34)
alao amin'ny fifidianana izy zalah ah
zay ihany no itako fa mety d mivonona aby hanohitra azy mba hahabe ny vato ho an izay mifaninana aminy modia ny any andafy manao propagandy aty fa raha mbola eto mbola vitsy no mijery sy afaka miditra amin itony sehatra itony
14. Annie2006 ( 13/01/2009 10:34)
Aza alaina an-tendrony izay lazain'i ragaby demony. Io "option" extrême" io dia tsy maintsy ho tonga raha toa ka mitohy ny famoretana ny vahoaka. Ary aza mihevitra nareo fa avy @ mpanohitra no hivoahan'izany fa avy ao ankaikin-dravalo ihany. Tadidio fa lasa lavitra loatra ingahy Ravalomanan amina hadalàna ka tena loza hoan'izay mpanohana azy amini'zao ny ahita azy ho tsaraina izany.

Mitandrema ihany hoy aho fa tsy kilalao ity raharaham-pirenena ity.
15. hery ( 13/01/2009 10:35)
Sarotra ny hanala an-dravalo eo satria nareo ihany no nametraka azy teo. Raha te hanala azy dia esory amin'ny alalan'ny fifidianana izy amin'ny 2012. Nanana occasion nanalana azy nareo tamin'ny fifidianana tamin'ny roa taona kanefa mbola napetrakareo teo ihany izy... dia mahareta ny vokatry ny natao e.

Aza Andriamanitra no omena tsiny.
16. Annie2006 ( 13/01/2009 10:43)
Amini'zao fitontoloana izao dia tsapanan'ny malagasy izany hoe "fifidianana" karakarain'ny mpitondra mpamoritra vahoaka. Hita ny tao zimbabwe, ny tao kenya... efa faty olona maro dia tonga @ fizarana toerana. TSY IZANY INTSONY NY VAHA OLANA.

Tadidio fa nisy ny tao guiné sy mauritanie, izay tsy nisy rà nandriaka kanefa tsy fifidianana akory.

Raha jadona ny fitondran dia mivonona fa tsy maintsy fanapotehan an'ilay mpanao jadona foana no VAHA OLANA fa tsy ny manarak izay sitrapon'ireo mpitondra jadona.

Ho hitantsika eo e. Izaho aloha mivavaka mba ho tahind'Andriamanitra ity Ravalomanana ity ka tsy ho doran'ny vahoaka velona fa tena hitako ho ratsy fiafarany izy io.
17. naughtyboy ( 13/01/2009 10:49)
aleo azava fa tany misy zo sy lalana ny tanindrazantsika ,ny fitambarany ireo maro an'isa hiaro ny satany tanindrazana izay voafehiny lalampanorenana sy ny andrimpanjakana ka tsy manaiky intsony ny kolikoly sy tsolotra ny mpanao didy jadona no lalana iverenany demokrasia ao amintsika .
Ny safidimbahoaka no nampiakatra azy teo na de narahiny coup d'etat aza ary izay ihany ko no ivoahany eo ,ireto olona nametrahany vahoaka fitokisana sasa
-ny ireto no ilaina arahimaso tanteraka oh.nisy ireo nangataka fivoriana teny Iavoloha ny antokony mpanohitra itondra ny tsy fahafaliampo sy hetahetambahoaka de miverina avy any tototry ny saosy mangingina avy eo ,fifampitondrana sy fifampitaizana eo anivony fiarahamonina ny sehatra politika mba hisiany fifanakalozankevitra mangarahara eo @ vahoaka sy ny fitondrana --->io no atao oe fifandanjankery arapolitika ka ialana ny didy jadona ao anaty fanjakana
Ny dingana voalohany @ izany de ny " impeachment"ity mpanao didy jadona ity noho ireo ireo fanitsakitsahana lalampanorenana nataony izay andriny fitondrampanjakana n'aiza na aiza , manaraka izany ny tsy fitsinjovany sy ny fandalana soa iombonana sy ny soa toaviny firenena izay adidy sy andraikiny fa
fijereny ny tombotsoany sy ny orinasany manokana ...manana safidy daholo isika rehetra anakana azy hanao izany ka tsy anjara akory izao miseho izao fa mba ahatonga saina antsika handray andraikitra jiaby
18. Annie2006 ( 13/01/2009 15:25)
Tsy misy vaha olana intsony i Madagasikara RAHA TSY DIDINA ITY ARETINA MIKIKY AZY ITY.

Avelao hoan'izay matahotra fandidiana na hoe chômage technique io na inona, fa tsy maintsy didina ity vay be an-kadrina izay mikiky ny firenena io.

Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.
19. penguin ( 13/01/2009 15:30)
Didio aloha ny mibonto any aminao io ry Annie 2006 a
20. Annie2006 ( 13/01/2009 18:12)
may ny fonjan'ny toamasina, vaky ny fonjan'ny mahajanga. Tadiavina atao couvre feu any @ tanàna mba tsy hisian'ny ultimatum. TSY MISY MATAHOTRA AN'IZANY. mila DIDINA ity VAY an-kandrin'ny madagasikara ity: Ravalomanana.

Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0673