INONA NO HEVITRA METY AZO HANGALANA AN'LE8 ?
21. penguin
(
14/01/2009 06:47)
Tena sahy mihintsy ny tsy hikorontanana sy hiverenana lalàna ary hanipaka ny sahalan-dry Annie2006. Masina ny tanindrazana ka tsy viraviran'ny mpiverin-dalàna.
22. xxx
(
14/01/2009 09:21)
zay tgv ve,ho hitantsika eo.Malaza amboalohany fotsiny io ,fa tsy maintsy ra8 ihany no eo,ary raha sahy @ 2012 no rendez vous,saingy kanosa.Tsy misy intsony ny mpanohitra credible dia lasa ry tgv .lasa ohatrany Andry train banlieu tana ihany no hiafarany iny ,malaza amboalohany ihany fa avy eo tsy heno intsony. :lol: :lol: :lol: :lol:
23. Annie2006
(
14/01/2009 09:58)
Eny ambohijatovo ny vahoaka araky ny antson'ingahy ben'ny tanànana ANDRY TGV @ asabotsy. Ny diaspora hanohy ny hetsika eo anoloan'ny ambassady.
Izay kanosa afaka matoritory miandry ny asa vitan'ireo sahy sy vonona hiaro ny tanindrazany.
Mijoroa, mahasahia, fa masina ity tany ity.

24. Mirananirina
(
14/01/2009 12:34)
Halao aloha ny demony-nao izay vao manala andravalo e
arina izany :lol: :lol: :lol:
esorina i ravalo dia iza indray no asolo eo,fa maninona raha mba miandry ny fifidianana manaraka eh
Hita hoa .Mitady toerana fotsiny dia rehefa tonga eo dia 0.
TSY HENONAO MARINA NY FIJALIAN'NY RA-MALAGASY AN????
Efa eo ambony fandriana volamena tokoa ianao any an-dafy any ka nanadino anay eto an-toerana, no nanadino ny maha-malagasy anao!!!
Tsy misy olona manadino ny tanindrazany izany,fatsy ianareo eto andafy ve ireo midongy ny toerandra8 io e?
Na iza na iza no eo dia mijaly foana Ramalagasy malala
25. nororavel
(
14/01/2009 20:10)
Ianao mody miteny hoe tsy hanala ny fahantra dramalagasy ,n'iza hapetrakao eo dia izao no havaliko, Ravalo tsy hanala ny fahantrana ny malagasy fa nivarotra an'i Mscar ka ny ho avy ny taranaka amampara no varotany angaha ianao raha mahantra androany dia ny taranakao ka hataonao tsy hananana tany ho lovainy hahafahany mamokatra ho azy. Ity resaka Daewoo ity dia fambara fa tsy mijery afa tsy ny androany i Ra8 sy ny tombotsoany manokana ny force one two iny dia fambara fa tia tena sy mpambotry ny malagasy Ra8.
Ny fanaovana ampy mamba ny toekarena ka na ny sakafonao aza dia ho monopiliserna daholo vary, tany, Ny tsy fandoavambolan'olona etsy andaniny malagasy daholo ireo mpandraharaha tsy aloha vola fa tsy vahiny akory. Milaza ny fanjakana fa tsy misy vola nefa mahita 61 millions de $ tampoka eo, tsoriko aminareo fa misy mpandraharaha malagasy tsy naloha ny volany depuis 2002 ka mandraka'androany fa milaza tsy manambola raha fanjakana nefa ny Tim sy ra8 no manodina ny vola tokony aloha any ampaosiny, miakatra fitsarana ny raharaha dia bloquer ny didy pitsarana santionan'io @ zavatra maro be mitranga eto Mscar. Miarinarivo, Vohidiala Ambatondrazaka, omby vavy be ronono, ny force one, ny force one two, ny tanin'ny Sté ROSO sy SINPA, ny abattoir, ny gazety, ny radio, television, ny lalana, sns.. tsy voatanisa dia famatorana andramalagasy ho eo ambany zioga andra8 sy ny Tim
Izao fotsiny no teniko misy farany ny zava drehetra ary hipotra ny marina, tsy ho mandrakizay ny jadona ka sahia MIJORO manohitra an"Ingahy Ravalo fa tena devoly io rangaha io sy ny Tim eo akaikiny.

26. gabidemony
(
15/01/2009 13:03)
Annie2006 ah! milamina fotsiny @aòna ary fa mbola 2009 zao!!!
ary ianao zany tsy taitra ah!!!!!!
tsy efa tara lòtra ve vò hiandry ny @ 2012 zany ?
zao tsika vò 2009 de mba jereo ny zavatra ataon'le8
(ny didijadona,fitiavan-tenany....)
sady koa hoy nareo hoe fa andraso @ fifidianana no anasorana an'lery.
ra misaina tsara isika de tsy mamokatra izany fifidianana izany ary
efa tsy namokatra hatramin'izay satria mba jereo fa ny mpitondra teo alohany
be ny henjana teo @hala-bato maika fa le8 zany @'io 2012 io:efa misy an'lery daholo zao ny manerana ny nosy sady ananany ny vola,sy ny elikoptera...
Noho izany tsy taitra òzany fifidianana zany izy satria tsy maintsy izy ihany no ho tafa eo.Anareo anga afaka manaramaso ny valim-pifidianana any ambanivohitra be any, tsy tongana-fiara,ary eny andalana na eny @ habakabaka no hi-trafiquer-n'zala an'io anie.
Amiko tsy hevitra ny fifidianana ra tina ny hanesorana an'le8.

27. penguin
(
15/01/2009 15:28)
Miaraka vé sa mifanohitra ny Jehovah sy ny Gabidemony ééé??? :-D :-D :-D
28. gabidemony
(
16/01/2009 11:38)
Ny tena marina mpirahalahy i jehovah sy gabidemony
fa samy hafa ray fotsiny.Ny nahatonga an'i gabidemony ho demony mantsy
de somary navahana, tsy de norarahin'ny ray amandrenny lòtra fa i jehovah
no nengarana satry nipetraka tao @ dadan'i jehovah i gabidemony,de io no mahatonga azy ho ratsy fanah indraindray.Amin'izao i gabidemony de ratsy fanah amin'i le8 satry le8 de mivady @ Madagasikara ka malagasy no fitambaran'ny zanak'izy ireo fa kosa ny havan'le8 no tena zanany fa i legasy kosa zanak'i Madagasikara t@hafa io 2io no atao hoe Malagasy.De tsy rarahin'le8 mihintsy anefa legasy fa ny havany ihany no fantany @ tokatrano.De efa tsy zakan'ny legasy tsony le rivotra iainany ao @ tokatrano
ka ny hevitra mety de ny isarahan'i levalo @vadiny (madagasikara).
Vòvaly ny fanontaniana

30. gabidemony
(
16/01/2009 13:06)
aza be fialonana ry penguin ah!
rehefa mahita hevitra tsy mitovy @ hafa v ? na koa hoe tady ho favy
de MPANAMOLY zay ?
Lehibe fòna òtran'ny ariary taloha