Ny saha Edena - Jerosalema vaovao - Sodoma sy Gomora
1. niryna
(
10/01/2009 02:58)
Taiza no nisy ny Saha -Edena fa ny mba honohono enoko dia hoe taloha ilay Saha Edena dia tety an-tany ary io no toerana nisy an'i Adama sy Eva ary rehefa nanota Adama sy Eva dia nesorina tety an-tany ilay izy ary noentin'Atra any an-danitra ary rehefa tonga izao faran'izao tontolo izao dia ho maizina daholo izao tontolo izao ,ilatsaka ny masoandro, ny kintana ,ny volana . Ilatsaka hiaraka amin'i Jesosy kristy indray ilay Saha Edena ary dia hazava be izao tontolo izao ,tsy ho maizina intsony ka io no antsoina hoe "Jereosalema vaovao,") tsy mila jiro intsony fa mazava be foana ny andro ka izay tany rehetra tena mahatoky an'i kristy no mety ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao Izy no ifidy izany toerana izany ,ny Jiosy kosa anefa dia miandry fa ao aminy no ilatsahan'ny Jerosalema vaovao.
Mba misy afaka manazava ve izay mahalala e
Amin'izao fotoana izao izany dia aiza io toerana nisy an'ny saha Edena io ?
Ary firenena aiza indray ireo Sodoma sy Gomora ireo ?
misaotra mialoha
(l) niryna
Mba misy afaka manazava ve izay mahalala e
Amin'izao fotoana izao izany dia aiza io toerana nisy an'ny saha Edena io ?
Ary firenena aiza indray ireo Sodoma sy Gomora ireo ?
misaotra mialoha
(l) niryna
répondu par niryna le 02/02/2009 04:40
2. Mirananirina
(
10/01/2009 12:21)
tsy mila jiro intsony fa mazava be foana ny andro ka izay tany rehetra tena mahatoky an'i kristy no mety ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao Izy no ifidy izany toerana izany ,ny Jiosy kosa anefa dia miandry fa ao aminy no ilatsahan'ny Jerosalema vaovao.
Izaho aloha tsy mahalala ny misy ny saha edena,fa ito teninao ito no mahaliana ahy:Ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao.
Hilatsaka ahoana moa io,io anie ka tanàna e.Azonao hazavaina ve?
3. Fody
(
10/01/2009 12:43)
Aza dia raisina ara-bakiteny ilay izy ry nyrina fa izay tian'ilay mpanoratra ampitaina no takaro sy tadiavo, satria izay no tena tian'Andriamanitra ampitaina amintsika.
Ny misy an'i Gomorrhe sy Sodome kosa dia:
Sodome est une ville biblique supposée être située au sud de la mer Morte. http://fr.wikipedia.org/wiki/Sodome
Gomorrhe se trouvait dans les environs de la mer Morte. http://fr.wikipedia.org/wiki/Gomorrhe
Am-pitiavana be!

4. bor2lais
(
10/01/2009 12:44)
Tsy aleon\'i Mirananirina ilatsahan\'io Jerosalema vaovao io amin\'izay tonga dia any am-paradisa !! :lol:
5. Mirananirina
(
10/01/2009 14:22)
Tsy aleon'i Mirananirina ilatsahan'io Jerosalema vaovao io amin'izay tonga dia any am-paradisa !!
Dia ho faty sahady vare aho
7. Veloo
(
11/01/2009 02:53)
Fody a marina ny anao
ny fahafantarako ny Edena dia ao Israel ao fa ny nesorin'andriamanitra ilay hazo ny fiainana mba tsy ho panota mandrakaizay isika...
ny fahafantarako ny Edena dia ao Israel ao fa ny nesorin'andriamanitra ilay hazo ny fiainana mba tsy ho panota mandrakaizay isika...
8. bor2lais
(
11/01/2009 11:34)
ikaretsaka:
Ho.lasa zionist ko zany nareoknouu
Ka io ilay hoe \"miara-mizotra ...\" knou ...
Vazivazy iny fa, araka ny hevitro, tsy dia ilay maha Jerosalema azy loatra no iaraha-mizotra mankany fa noho ilay \"Fahazavana\" na \"Famirapiratana\" eo aminy na eo amboniny : ny Mazava no manintona fa tsy ny tanàna loatra ...
Noho izany dia tsy zionisma loatra ilay izy ...
9. Mirananirina
(
11/01/2009 13:35)
ny fahafantarako ny Edena dia ao Israel
Izao efa mpamono olona ao .Firy izay efa matiny izay.Tsy Edena intsony,fa afobe
10. ikaretsaka
(
12/01/2009 05:03)
Mirananirina:
ny fahafantarako ny Edena dia ao Israel
Izao efa mpamono olona ao .Firy izay efa matiny izay.Tsy Edena intsony,fa afobe
Nga raha mpamono olona dia midika fa tsy edena intsony fa afobe?
Ahoana ny tantaran I Lilith. Kaina sy I abela... taiza ireny no nifamono? De ahoana ilay mpamono olona teo akaikin'i jesoa nampanantenainy iny?
11. Mirananirina
(
12/01/2009 16:37)
Ka izay anie no mahakamo aminy fiainana e,amiko aloha raha tany be ady dia tsy Eden fa afobe e.
12. niryna
(
13/01/2009 06:57)
Matio 24
4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo,
5 Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
6 Ary handre ady sy filazana ady hianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
8 Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
11 Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
12 Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.
27 Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
28 Fa izay itoeran'ny faty, dia any no hiangonan'ny voromahery.
29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina.
13 Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.

14. niryna
(
13/01/2009 07:10)
bor2lais:
ikaretsaka:
Ho.lasa zionist ko zany nareoknouu
Ka io ilay hoe \"miara-mizotra ...\" knou ...
Vazivazy iny fa, araka ny hevitro, tsy dia ilay maha Jerosalema azy loatra no iaraha-mizotra mankany fa noho ilay \"Fahazavana\" na \"Famirapiratana\" eo aminy na eo amboniny : ny Mazava no manintona fa tsy ny tanàna loatra ...
Noho izany dia tsy zionisma loatra ilay izy ...
:D marina izany tsy itako izay idiran'ny zionisma amin'izany /MIandry an'ika aho e
15. niryna
(
13/01/2009 07:21)
Garden of Eden na ny Sahan' ny Edena
http://www.ebibleteacher.com/imagehtml/images/1024x768/Garden%20of%20Eden%201024.JPG
io no mba information itako aloha
http://www.ebibleteacher.com/imagehtml/images/1024x768/Garden%20of%20Eden%201024.JPG
io no mba information itako aloha
18. xxx
(
14/01/2009 01:57)
Fa angah re malahelo sy raiky pitia @ izao tontolo izao indray ty ianao ry Nyrina e?
19. niryna
(
14/01/2009 18:57)
Mirananirina:
tsy mila jiro intsony fa mazava be foana ny andro ka izay tany rehetra tena mahatoky an'i kristy no mety ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao Izy no ifidy izany toerana izany ,ny Jiosy kosa anefa dia miandry fa ao aminy no ilatsahan'ny Jerosalema vaovao.
Izaho aloha tsy mahalala ny misy ny saha edena,fa ito teninao ito no mahaliana ahy:Ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao.
Hilatsaka ahoana moa io,io anie ka tanàna e.Azonao hazavaina ve?
Apokalypsy 21
10 Ary nitondra ahy tamin'ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masina, dia Jerosalema, midina avy tamin'Andriamanitra any an-danitra
23 Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr'Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak'ondry no fanazavana azy.
24 Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
25 Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
26 Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
27 Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany.
20. ikaretsaka
(
14/01/2009 19:09)
Io izany le voalazan le hira kato fihiranay t@ skoto kely fahonyVoninahitr'Atra rsy, mampirapiratra eo @ I K kristy sy eo @ fiangonany.....