Ny saha Edena - Jerosalema vaovao - Sodoma sy Gomora
21. niryna
(
15/01/2009 05:58)
ikaretsaka:ie ,dia mbola misy koa ilay hoe hiara mizotra isika ho any ...Jerosalema vaovao .
Io izany le voalazan le hira kato fihiranay t@ skoto kely fahonyVoninahitr'Atra rsy, mampirapiratra eo @ I K kristy sy eo @ fiangonany.....
:D
22. niryna
(
15/01/2009 06:00)
xxx:
Fa angah re malahelo sy raiky pitia @ izao tontolo izao indray ty ianao ry Nyrina e?
inona no tianao tenenina ? dia mivoaha moa tao amin'ny xxx tao e hi,hi
23. niryna
(
15/01/2009 06:03)
Mirananirina:
Ka izay anie no mahakamo aminy fiainana e,amiko aloha raha tany be ady dia tsy Eden fa afobe e.
eny tokoa e,Atra dia fitiavana ka izay miaraka aminy dia mizara izany fitiavana izany ny fahavalony e,mitia ny fahavalona,tsy ho voatery hiresaka aminy na hatoky azy intsony aloha fa mitia azy satria izay no hafatra nomena antsika e . izay tsy manana an'Atra izany dia tsy manana fitiavana ?
24. ari.malala
(
15/01/2009 09:08)
niryna:
Matio 24
4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo,
5 Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
6 Ary handre ady sy filazana ady hianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
8 Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
11 Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
12 Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.
27 Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
28 Fa izay itoeran'ny faty, dia any no hiangonan'ny voromahery.
29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina.
13 Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
Mirananirina:
tsy mila jiro intsony fa mazava be foana ny andro ka izay tany rehetra tena mahatoky an'i kristy no mety ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao Izy no ifidy izany toerana izany ,ny Jiosy kosa anefa dia miandry fa ao aminy no ilatsahan'ny Jerosalema vaovao.
Izaho aloha tsy mahalala ny misy ny saha edena,fa ito teninao ito no mahaliana ahy:Ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao.
Hilatsaka ahoana moa io,io anie ka tanàna e.Azonao hazavaina ve?
nirina:
Apokalypsy 21
10 Ary nitondra ahy tamin'ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masina, dia Jerosalema, midina avy tamin'Andriamanitra any an-danitra
23 Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr'Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak'ondry no fanazavana azy.
24 Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
25 Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
26 Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
27 Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany.
tsy haiko hoe za ve no nandra tsy mahazo izay tian'i niryna hambara sa inona no idiran'ireo Teny ireo @ ilay lohatenin'ny dinika... na ilay valinteny hoan'i Mirananirina aza toa tsy mazavazava be iany fa tonga dia tsimpona b manadala... Ny lohatenin'ny dinika mantsy dia
Ny saha Edena - Jerosalema vaovao - Sodoma sy Gomora
25. fahamarinana
(
15/01/2009 15:03)
:arrow: ari : HS kely :itondrako aspirine ndry rahampitso fa tia manadihady loatra an!(l)
26. niryna
(
15/01/2009 16:30)
ari.malala:
niryna:
Matio 24
4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo,
5 Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
6 Ary handre ady sy filazana ady hianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
8 Fa izany rehetra izany no fiandohan'ny fahoriana.
11 Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
12 Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.
27 Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
28 Fa izay itoeran'ny faty, dia any no hiangonan'ny voromahery.
29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina.
13 Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
Mirananirina:
tsy mila jiro intsony fa mazava be foana ny andro ka izay tany rehetra tena mahatoky an'i kristy no mety ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao Izy no ifidy izany toerana izany ,ny Jiosy kosa anefa dia miandry fa ao aminy no ilatsahan'ny Jerosalema vaovao.
Izaho aloha tsy mahalala ny misy ny saha edena,fa ito teninao ito no mahaliana ahy:Ilatsahan'ilay Jerosalema vaovao.
Hilatsaka ahoana moa io,io anie ka tanàna e.Azonao hazavaina ve?
nirina:
Apokalypsy 21
10 Ary nitondra ahy tamin'ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masina, dia Jerosalema, midina avy tamin'Andriamanitra any an-danitra
23 Ary ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra aminy; fa ny voninahitr'Andriamanitra no nanazava azy, ary ny Zanak'ondry no fanazavana azy.
24 Ary ny firenena maro no handeha amin'ny fahazavany; ary ny mpanjakan'ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.
25 Ary ny vavahadiny tsy harindrina akory amin'ny andro (fa tsy mba hisy alina ao).
26 Ary ny voninahitra sy ny hajan'ny firenena maro dia ho entina ao anatiny.
27 Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany.
tsy haiko hoe za ve no nandra tsy mahazo izay tian'i niryna hambara sa inona no idiran'ireo Teny ireo @ ilay lohatenin'ny dinika... na ilay valinteny hoan'i Mirananirina aza toa tsy mazavazava be iany fa tonga dia tsimpona b manadala... Ny lohatenin'ny dinika mantsy diaNy saha Edena - Jerosalema vaovao - Sodoma sy Gomora
-------------------------------------------------------------------------------------------
tsy misy nandra izany aky ry ari-malala fa samy mianatra sy mifampianatra isika rehetra eto a. Mety ho tsy mazava amin-dry fotsiny ilay izy fa tsy maninona ka, afaka mamerina any ambony koa indry ny antony nahatonga ahy namaly ireo teny ireo,marina tokoa izany ka raha tonga dia mijery ny valin'ny hafa kanefa tsy mahazo ny any ambony dia mety ho hieritreritra izany koa aho ka
ny lohateniko dia hoe saha Edena , Jerosalema vaovao -Sodoma sy Gomora .... dia inona avy no niteneniko mikasika an'ireo ? fa raha tsy izay dia ho very koa aho ka toy indry izao.
Ny ahy ny fanaoko rehefa mamaky ny tenin'Atra aho ka tsy fantatro dia mivavaka kely aho aloha hoe Atra o azavao amiko ny dikan'izany fa tsy fantatro,dia alaiko ny baiboly amin'ny teny anglisy fa iny no azoko betsaka noho ny teny gasy .Dia afaka manao izany koa indry raha toa ka misy tsy mazava fa ny fanahy masina no mampianatra antsika tsikelikely eo.Tsy tonga dia ho hay daholo kosa aloha a,fa toy ny hoe misotro rano dia mangetaheta dia misotra fa rehefa misotro dia afaka kely ny hetaheta ,dia mangetaheta indray dia misotro rano indray.Andramo anie ny tsy manohitra koa indraindray e,inona marina no tian'ilay olona zaraina eto ,fitiavana daholo tokoa mantsy no betsaka amintsika rehetra izay mizara ny tenin'ATra eto ary toa izany koa izay rehetra mamaly sy mangetaheta ka omena valiny raha fantatra sy mety hifandraika ,indraindray anefa dia tsy mahazo valiny mahafapo isika fa dia mianatra mikarokaroka eny ihany koa e
:-*
27. ikaretsaka
(
15/01/2009 17:36)
Izay ange ny atao ry niryna hoe mijery hoe inona ny tiana lazaina foana e...fa indraindray ianao tonga de tonga hoa azy @ conclusion tsy eken ny saina sy ny fanahy dia mi react,,, dia io le lazainao hoe manohitra... tsy manohitra io fa mitady misimisy kokoa...
Io no 'magis' hoy I ignace.De loyola.... challengenao ny tenanao sy ny zavatra hitanao mba hahita perspective hafa
Io no 'magis' hoy I ignace.De loyola.... challengenao ny tenanao sy ny zavatra hitanao mba hahita perspective hafa
28. xxx
(
16/01/2009 07:52)
Ny baibolin'ny temoin de jeovah no tiany haroso sy hianaran'ny rehetra ary tereny ho marina
29. ari.malala
(
16/01/2009 10:54)
fahamarinana, hihihih itondrao mitnsy ky fa tena marary mintsy ny andohako ny farany hihihi! :-P
niryna, fa angaha rehefa tsy mitovy hevitra aminao na amireo zay mitovy firehana amnao d manohitra ny dikan'izay? d hanaiky fotsiny amizay tsisy fanadihadiana zany? fanga ny Tenin'Andriamanitra azo atao jadona hoe tian-kano tsy tian-kano e! sao d adinon'i nirna fa Atra ts manery nizaniza mitns! fahalalahana tanteraka no ao aminy, ko iza moa enao na iza ny hafa no hanery hoe ts maintsy mino izay ambaranareo fa ra ts zany d mpanohitra sy tonga d tsaraina fa tsy mpino? nareo sy ny teninareo sy ny fampianarandisonareo no tsy inoan'ny olona d lazainareo fa Atra no ts inoan'ny oul!!!

31. niryna
(
22/01/2009 12:21)
xxx:
Ny baibolin'ny temoin de jeovah no tiany haroso sy hianaran'ny rehetra ary tereny ho marina
Hi ,hi, afaka mana-porofo ve i xxx ? fa maninona no miafina ,sa matahotra ho fantatra fa mandainga
mahazo miteny izay tianao ho tenenina tokoa hianao tsy frerana na marina na diso ny filazanao ,izany akory tsy midika fa ho marina na tsia ary izany koa akory tsy ampihova ahy tsy izara ny fitiavan'ilay kristy Atra ho an'ny hafa ary tsy ampiova ahy ny maha izaho ahy velively dia izaho izay manana ny finoako an'ilay kristy ho Atra sy ho lalana mankany amin'ny Rainy irery ihany satria mino izany aho
afaka miteny izay tianao tenenina tokoa hianao fa ny fantatro fotsiny aloha dia KRISTY NO TORIKO ETO, KRISTY IZAY ANDRIMANITRA ,IZAY TELO ( DIA NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA IZANY ), NY FAHASOAVANY NO ZARAIKO ETO,IZAY MINO AZY DIA HANANA FIAINANA MANDRAIKIZAY SATRIA ANDRIAMANITRA BE FITIAVANA IZY ARY ZARAIKO KOA IZANY FITIAVANA IZANY SATRIA NOMENY AHY KOA IZANY TOY IREO IZAY REHETRA NANAIKY NANDRAY AZY SY MBOLA MIANATRA NY ANDRAY AZY (MIDIIRA ATO AM-POKO ATRA O )
IZAHO ,HIANAO ,ISIKA REHETRA RAHA MANAIKY ILAY KRISTY HO TOMPO SY MPANJAKA DIA HO VOAVONJY TOKOA KA DIA MANAINGA ANTSIKA REHETRA INDRINDRA I XXX MBA ANOKATRA NY VARAVARAN'NY FONAO ,NY FONTSIKA IZAY MBOLA TSY NANDRAY AN'ILAY KRISTY RESAHIKO ETO FOANA ,ZARAIKO ANTSIKA REHETRA ETO FOANA IO ARY INDRINDRA RAHA MBOLA TSY NAHITA NA MAHATSAMPA NY FAHASOAVANA OMENY ANTSIKA ISAN'ANDRO DIA AZA MISALASALA E [B] ANDRAMO KA ZAHAO FA TSARA IZY ARY MANDRAKIZAY NY FAMINDRAMPONY [/B]
:-* :-*
32. Nandra1
(
22/01/2009 12:44)
Ny témoin de Jehovah tsy mino he Jesoa Kristy zanak'Andriamanitra ry xxx a! fa rhf momba an'i Kristy amiko de efa kaontin'ny tsy mpanohitra fa ny fampianarana mety hoe tsy de mazava alo mety hisy ihany saingy tsy misy olona tonga lafatra eto ambon'ny tany e!
33. ikaretsaka
(
23/01/2009 02:22)
Ny temoins mino fa zanak'atra I jesoa ka... fa ny hoe iray fomba @ Ray sy nateraky ny 1 talohan ny taona rehetra.. no tsy inoany...izany hoe ilay maha Atra an I jesoa.
Aminy ny zanak'Atra = TSY Atra
Aminy ny zanak'Atra = TSY Atra
34. Nandra1
(
23/01/2009 06:43)
Ny temoins mino fa zanak'atra I jesoa ka... fa ny hoe iray fomba @ Ray sy nateraky ny 1 talohan ny taona rehetra.. no tsy inoany...izany hoe ilay maha Atra an I jesoa.
Aminy ny zanak'Atra = TSY Atra
Marina io teninao io ry Ika a!
Fa amiko fotsiny rhf minégligé an'io famonjena io izy de kaontin'ny tsy mino ihany!
35. niryna
(
02/02/2009 04:36)
Nandra1:
Ny témoin de Jehovah tsy mino he Jesoa Kristy zanak'Andriamanitra ry xxx a! fa rhf momba an'i Kristy amiko de efa kaontin'ny tsy mpanohitra fa ny fampianarana mety hoe tsy de mazava alo mety hisy ihany saingy tsy misy olona tonga lafatra eto ambon'ny tany e!
aleloia ,misaotra Nandra1 ,mila milaza ny marina mandrakariva isika ,matetika mandratra ny marina kanefa anjarantsika no mizara izay kely nomena antsika,marina tokoa fa tsy misy tonga lafatra eto ary marina tokoa fa aza omena ny kisoa ny vatosoa fa sao mirongatra izy ka hiantsampy any aminao indray,izany hoe zaraina ny tenin'Atra ary efa fantatra hoe iza no mandray ,iza no manohitra ,iza no mangetaheta dia arak'izay koa no amaliana azy eto,tsy andany andro amin'izay mpandrava hefa aho an . hi,hi
36. niryna
(
02/02/2009 04:38)
ikaretsaka:
Ny temoins mino fa zanak'atra I jesoa ka... fa ny hoe iray fomba @ Ray sy nateraky ny 1 talohan ny taona rehetra.. no tsy inoany...izany hoe ilay maha Atra an I jesoa.
Aminy ny zanak'Atra = TSY Atra
ie mino izy fa zanak'Atra i kristy fa tsy mino izy hoe Atra i kristy ,dia tsy kristiana izany izy ka sa ? noho izy mino an'i kristy ho zanak'Atra no atao kristiana izy ?
37. niryna
(
02/02/2009 04:40)
Nandra1:
Ny temoins mino fa zanak'atra I jesoa ka... fa ny hoe iray fomba @ Ray sy nateraky ny 1 talohan ny taona rehetra.. no tsy inoany...izany hoe ilay maha Atra an I jesoa.
Aminy ny zanak'Atra = TSY Atra
Marina io teninao io ry Ika a!
Fa amiko fotsiny rhf minégligé an'io famonjena io izy de kaontin'ny tsy mino ihany!
hitakou ,dia io ny valiny ry xxx a araho eo ambony dia ho fantatrao tsara ny finoako ary tsy ho voatery anamarinteny koa aho fa afafazo foana ny voa dia hiroborobo na ho maina ho azy tsy misy fankany e ha,ha,ha