siosio ka mety ho marina ve

1. malala1 ( 26/12/2008 08:32)
Mifampiarahaba amin'ny fianakaviana aho satria fety ny andro dia mifampilaza vaovao sy ny fiainana ary tafiditra tao anatin'izany ny resaka politika.
Talanjona indray aho raha nahare fa hoe mety hisy korontana be hono amin'ny 13 janvier 2009.
Koa manontany anareo any an-toerana ny tenanay raha efa misy siosion-derasaka tokoa mandeha any ho any.Mba hizarao
répondu par ainaheri le 30/12/2008 06:23
2. saranga ( 26/12/2008 09:04)
Zay ny vavan'ny TGV hoe raha tsy averina ireo TV na radio nidin-dRavalo dia hisy korontana. Eto aloha dia tsy hisy hanaiky korontana izany intsony e, fa raha tsy mahay miaina iny tovolahy gaigy vava (TGV) dia hahita koa.Tsy TIM toa n-drabaradaka aho fa simple olom-pirenena. Tsy misy korontna zany io. Fa Ravalo koa aloha raha tsy mahay miaina eo dia ho lasa Rasivy ary izay vao mitombina lay lazain'ny akamako hoe andro alakamisy izy no miala eo amin'ny fitondrana ary ny sabotsy izy dia eny Tsiafahy. Aza hitako
3. salopard ( 26/12/2008 10:25)
Zay ny vavan'ny TGV hoe raha tsy averina ireo TV na radio nidin-dRavalo dia hisy korontana. Eto aloha dia tsy hisy hanaiky korontana izany intsony e, fa raha tsy mahay miaina iny tovolahy gaigy vava (TGV) dia hahita koa.Tsy TIM toa n-drabaradaka aho fa simple olom-pirenena. Tsy misy korontna zany io. Fa Ravalo koa aloha raha tsy mahay miaina eo dia ho lasa Rasivy ary izay vao mitombina lay lazain'ny akamako hoe andro alakamisy izy no miala eo amin'ny fitondrana ary ny sabotsy izy dia eny Tsiafahy. Aza hitako


Tsy mazava mihintsy ny position n(i toi,

Tsy hikorontana d'accord, dia ahoana:

hiandry ny sitrapon-dravalo, hanao aminy S'IL VOUS PLAIT MONSIEUR!

andraso eo Marc!
dia minoa fotsiny ihany.
4. kotobekibo ( 26/12/2008 11:37)
salopard:

hiandry ny sitrapon-dravalo, hanao aminy S'IL VOUS PLAIT MONSIEUR!

andraso eo Marc!
dia minoa fotsiny ihany.


Nampatoriany t@ fivavahana dôly d nino(-no) azy dôly ny vahoaka :-D :-D :-D
Mbola mijaly noho ny t@ andron'ilay raika lahy taloha indray v , nefa ny vahoaka mba hoe nampakatra azy teo mba hiadanana kokoa . LOOOOZA!
Tsy hoe pour an'i TGV aho fa maninn no tsy nidina ny TV na radio hafa nampiseho ampahany t@ ireo nitranga ? :? 8O
5. badboy ( 26/12/2008 12:07)
Fa mba hainareo moa ny tena dikan'ilay hoe "minoa fotsiny ihany"??? Ny dikan'io dia hoe aza misy mihetsika fa izaho ny hanao ny rehetra!! Dia izay tokoa no mitranga satria ny ankabeazan'ny orinasa rehetra dia efa lasany ho azy sy ny fianakaviany avokoa!!

Ny notenenin'i TGV indray ny @ ilay hoe 13 janvier dia tsy mazava satria nampitandrina fotsiny izy hoe raha tsy miova hevitra ny fanjakana dia handray fepetra izy!! Tsy milaza akory izany fa hiantso ny fidinana andalambe ny tenany fa mey hitory izy (izay efa fantatra ny vokany dia ny mialoha) na koa hanokatra télé vaovao izy, na koa mety hiantso ny hidinana andalambe.... Fa raha ny fanakatonana ny télé no antony hiantsoana ny fidianana andalambe dia tsy ho lasa lavitra fa ny tenany dia higadragadra foana!! Ka dia ho hita eo moa izany ny tohiny satria ny 13 janvier efa akaiky ary Ravalomanana tsy hiverindalana hanokatra indray ny télé Viva satria manjary mampilavo lefona ny enjana tokony hampandohalika izany!!! 8) 8)
6. kotobekibo ( 26/12/2008 12:49)
badboy:

Fa mba hainareo moa ny tena dikan'ilay hoe "minoa fotsiny ihany"??? Ny dikan'io dia hoe aza misy mihetsika fa izaho ny hanao ny rehetra!! Dia izay tokoa no mitranga satria ny ankabeazan'ny orinasa rehetra dia efa lasany ho azy sy ny fianakaviany avokoa!!


Ka ny olona rehetra nampandriany hoe t@ hoe " ataoko lasa nasionaly ny orinasa eo ampela-tanan'ireo vahiny "
Notanterahany izany fa ny loooza d tsy an'ny firenena sy ny vahoaka ilay izy avy eo fa azy manokana ( tsy an'ny vahiny hoy izy fa efa nasionaly ):-D

Indrisy ry valàla b mandry , rahoviana ihany vao ho valala be mifoha hoy SARERAKA
:-P
7. kidoropamba ( 26/12/2008 13:39)
2009 dia taona hitrongisana amini'zay ingahy Ravalomanana eo @ fitondrany. Izay tsy faly dia mahazo tsy faly. Izay tsy handray anjara dia mahazo tsy mandray anjara.
Izay be vava dia mahazo manao be vava. Izay tezitra dia mahazo alalana ho tezitra.
365 andro hitrongisana an'ity mpanao jadona ity. SATRIA:
MILA ahato ny fandroban'ny Daewoo ny tanindrazana.
MILA ahato ny fanimban'ny sheritt ny tontolo iainan'ny malagasy
MILA ahato ny fanimban'ny QMM an'i faradofay
MILA ahato ny fanondranana ny reniranon'ny Mananara ny Arabia saodita
MILA ahato ny fitrandrahan ny UraniAOma any Beraketa
MILA ahato ny jadona
MILA ahato ny fandroban'ny TIKO ny orin'asa an'ireo mpandraharaha gasy
MILA ahato ny famotehana ny mpandraharaha gasy
MILA ahato ny fandikan-dalAna tsy misy farany
MILA ahato ny fandroban'ny levalo ny harem-pirenena y ny volam-panjakana
MILA ahato ny fiompiana ny vahoaka malagasy
MILA ahato ny fanitsakitsahana ny lalam-panorenana
MILA ahato ny fividianana lehiben'antoko politika ary ny fanaovana risoriso
MILA ahato ny fanodikodinana ny volam-panjakana hanaovan'ny levalo tsangatsangana @ raopilany any ivelany
MILA ahato ny fanalana baraka ny firenena malagasy
MILA ahato ny politikan'ny fampisaraham-bazana
MILA ahato ny fanaovana antson-jay ny olona ka hanidiana ny TV sy radio tsy azoazon'ny levalo
MILA ahato ny fiheverana fa Mpanjaka ingahy levalo
MILA ahato ny fandroban'ireo sinoa ny tanin'ny gasy sy ny toe-karena

Ka hoan'ireo izay tsy faly dia mivonona fa RAIKITRA NY ROMBO amin'ny 2009. Na basy, na baomba, na antsy, na kaikitra, na rora, na kiaka, TSY MAINTSY TRONGISINA levalo @ 2009. Izay tsy faly mibotsina. (l) (l) (l) (l)
8. ainaheri ( 26/12/2008 14:23)
kidoro>> Milay ilay hevitra,za kou manohana ny fanonganana andrahuit,d asio fikambana ndray ho an'ny ivelan'ny nosy manao kotizasiô,mba hisy hamatsiana sakafo ireo pigirevy na tapamofo kely isan'oul aza no azony efa tohan'aina iny,@ zay kou fantatry levalo fa tsy ny ao dago rery no tsy mankatoa azy!!
9. badboy ( 26/12/2008 18:00)
Tsara ilay hevitra, fa dia iza ilay ho asolo azy ary ahoana ny "garantie" azo omena fa tsy hanao tahaka ireo mpitondra hatrizay teo izy rehefa tonga eo!!! Izany hoe ny "chasse à l'homme" sy ny fanangorankarena!! Raha atambatra ireo dia izany hoe ny "vengeance" sy ny "bis repetita"!! ;-) ;-)
10. caprio ( 26/12/2008 20:53)
Ary misy manao toe-tsaina AREMA mintsy ato fa matahotra dia tsy sahy milaza fa menatra angamba,za kaloha efa lazaiko fa tsy mila TIM sy AREMA zany za fa dia miandry ny fifidianana manaraka ndray zany dia tsy fidiana fotsiny reo roa ireo dia vita,fa tsy we zao e, makatsy e, makaroa e :twisted: :twisted:
11. rafitia ( 27/12/2008 03:37)
:twisted: :roll: :wink: sao dia hakatona eo indray ity serasera ity fa ataovy eo ihany ange
12. diamondra27 ( 27/12/2008 08:29)
dia nanao ahoana ilay resaka rfr.fr izany hanampy an'i tgv sa hihinana yaourt
13. rabingogilabanga ( 27/12/2008 10:46)
badboy:
Tsara ilay hevitra, fa dia iza ilay ho asolo azy ary ahoana ny "garantie" azo omena


raha olona nianatra no mametraka fanontaniana toy izao, dia asa mahakivy ihany ho an'i madagasikara;

satria:
-mathematiquement inconcevable
-historiquement faux
-incomprehensiblement formulé

14. badboy ( 27/12/2008 10:57)
:-D :-D :-D Ny havana rabingobilabanga :-D :-D :-D

Toa izay koa no nolazain'ny erantany rehefa niady ny hahazo ny fahaleovatenany ny amerikanina t@ 1776, na koa t@ andro nanaovan'ny frantsay ny "révolution" t@ 1789!!

Dia mahagaga fa olona nianatra koa no mamoaka ireo hevitra ireo!! Sa tsy tafa ilay hevitra fa tsy hain'ny gasy ny manantateraka izany??? Raha izay ny fototra iainganao izay no nampiasain'i Robès Pierre sy George Washington dia ho nitovy @ toeran'i Mkara malalntsika @ izao no misy ny frantsay sy ny amerloki!!

Dia mahatsikaiky ranamana!! :-D :-D :-D :-D
15. rabingogilabanga ( 27/12/2008 11:41)
expliquer-ko ary:

mathematiquement:
16 millions de popultion: itadiavana prezida iray hasolo ireo roa taloha, tsy dia manampahaizana loatra, satria simple amiral ny iray, ary un simple chef d\'entreprise ilay faharoa, sur 6 millions dia tsy hisyna iray aza?

historiquement faux:

t@ andron\'ny tsiranana na nanana ny faharatsiany aza, dia tsara lavitra nohon\'ny t@ ratsiraka, zafy , ravalo, anontanio ny dadabe sy nenibe-ntsika. donc ny prosperité dia possible koa ho an\'i gasy.

question mal formulé :

Ny tena question dia tsy hoe iza no hasolo azy, fa hoe inona no rafitra tsara mety hatsangana.

Na any allemagne (affaire fraude fiscale, Lichtenstein), france (affaire beregovoy, Tapie, michel noir, emmanuelli,etc...), amerique(Irangate, affaire duc cheney, affaire palin), international (affaire fils annan, affaire wolfowitz , etc...), misy zavatra tsy mandeha tsara koa, mety ho hoso-potaka, na marina ny fiampangana ireo olona ireo, ils sont peut-être innocents ou coupable , peu importe, mais il y a etat de droit , justice, manao ny asany ny justice.

Tsy ny olona tsara na ratsy no maha-samihafa ny gasy sy ny vazaha, fa ny rafitra tsara sy ratsy

- ny amerika, de1776 à 2008( na disons à 1900), vao tafavoaka .
-france:1789 à 2008(na disons à 1900), vao tafavoaka.
-ary i madagasikara de 1960 à 2008, juste 48 ans, mila miady sy mitolona foana vao tonga @ izany rafitra tsara izany.
16. kidoropamba ( 27/12/2008 11:43)
Tsy misy olona tsy azo ho solina izany. Nul n'est irremplaçable hoy ireo vozongo mena sofina.
Fa izao kosa: arakarakin'ny fandraisana anjaran'ny tsirairay io. Raha ianao hiandry ny safidin'ny sasany dia tsy maintsy izay olona tohanany ihany no hisolo eo. Fa raha tapa-kevitra kosa ianao mba handena maillot ka hirotsaka hampandresy lahatra ny olona izao tianao ho tohanana dia mety ilay olona tianao no hisolo eo.
Fa na izany na tsy izany dia hatramin'izao aloha tsy misy mpitondra fanjakana SAHY nivarotra n'i Madagasikara ry MIEBOEBO fa nahavita adidiny @ izany fivarotana tanindrazana izany sahala amùin'ny levalo.
Ny fandraisan'anjara hoan'ny t(sirairay koa no ahfhna mametraka "harifahana" tsy ahafahan'izay misolo eo hihoam-pampana tahaka ity "mesia mesia mpamono" ity ka hanajany ny lalAna velona misy eo @ tany sy ny fanjaKAna. ny fametrahana rafitra mazava sy ny fahalalahana no mibaiko an'izany firenena vonona izany.

Iza ary no hasolo azy? tsotra: Apetraho ny rafi-pifidianana malalaka ahafahan'ny izay te hirotsaka ho kandida hirotsaka tsy ankiteritery dia ho hitan'ny tsirairay hoe iza no mety ho rola. Safidin'ny maro an'isa @ fifidiann malalaka ihany no ho rola eo.

raha trongisina ity levalo ity (mifanaraka tsara @ lalAna misy mifandraika @ fivarotana tanindrazana sy ny fanenjanana ny jadona izay toherin'ny lalam-panorenana) dia tsy maintsy apetraka haingana ny fifidianana malalaka sy madio. Dia hiangaviana ny tsirairay haneho ny safidiny.

Izaho aloh vonono haneho ny teti-dratsy rehetra fangalaranay vato hatr'izay ka asehoko ampahibemaso aiza ho aiza ao @ MAGRO ny stratejia rehetra. (l) (l) (l)
17. badboy ( 27/12/2008 12:02)
:-D :-D :-D Rabingo havana aoka marina eh!!! :-D :-D
Ny tena question dia tsy hoe iza no hasolo azy, fa hoe inona no rafitra tsara mety hatsangana. Tsy ny olona tsara na ratsy no maha-samihafa ny gasy sy ny vazaha, fa ny rafitra tsara sy ratsy

Ratsiraka no lany = pôlitika sosialista izay izy no nanoratra ilay boky mena soridalampirenena;
Ravalomanana no lany = pôlitikan'ny MAP;

Raha hitarina ny @ ampitandranomasina : Sarkozy : pôlitikan'ny immigration choisie; Bush : pôlitikan'ny lobbies armes et pétrol; Zapaterro : pôlitikan'ny fanamboarana trano bobaka be sy régularisation massive....
Ka dia mbola tsy ho IZA ihany ve no fanotaniana tokony hipetraka. IZA aloha no mipetraka voalohany satria IZY no hametraka ilay rafitra avy eo!! Tsy izay angaha moa no nahalany andRavalomanana satria izy nametraka hevitra nahafinaritra ireo mpifidy???

Ka IZA aloha vao AIZA ary izay vao hoe @ FOMBA AHOANA!!!


Ka aza manao izay mahatsikaiky tahak'io fa lasa théatre ilay sehatra!!! ;-) ;-) :-D :-D
18. rabingogilabanga ( 28/12/2008 08:24)
non ny president sy ny gouernement dia institution executive no anarany, ary ny president dia chef de l'executif no iantsoana azy, donc il execute

ny ankoatran'izay dia abus de pouvoir daholo;

lisez: montesquieu: et l'equilibre du pouvoir.

certes il a l'initiative de loi, fa dans le cadre ny rafitra mazava.

ny pays arabe, sy afrikanina (kadhafi, saddam, omar Bongo, faure gnassimbé) ihany no manana ilay fisainana hoe: izy president no manomboka, manao, ary mamarana ny rehetra rehetra

izay no mahatonga ny filaharana sy manif matetika any andafy (france, angleterre, USA...), tsy voatery hanongana akory, fa milahatra mba hahatonga ilay rafitra demokratika hampiharina marina
izay no tsy mampitombina le hoe : iza no hasolo azy


ary izay no tokony hilaharantsika, tsy voatery hanongana , fa milahatra, ary

19. diamondra27 ( 28/12/2008 08:41)
fa inona tokoa izany ny condition hilatsahana prezida e , sa tsy maintsy connue sy manapahaizana
raha misy ohatra an'i coluche ve ny gasy dia mety ho lany prezida le olona
20. badboy ( 28/12/2008 09:54)
dammondra 27 >> Efa nanadrana gothlieb fa tsy tafa satria samihafa ny kolitoraly misy

rabingobilabanga >> Aza dia misafoaka ohatr'io moa rehefa nisy ny hevitra mifanohitra nasehoko na ny "contre-argument" eh!! Ao fa ho arodako moramora na "démonté-ko" ny hevitrao!! ;-)

non ny president sy ny gouernement dia institution executive no anarany, ary ny president dia chef de l'executif no iantsoana azy, donc il execute

Marina io raha "régime parlementaire", saingy tena régime parlementaire ve ny ampiasaintsika malagasy??? Sao dia mba misy modely hafa!! 1 zay!! 8)

lisez: montesquieu: et l'equilibre du pouvoir.

Tena inoanao ve fa mahalala izany fisian'izany matesakoe izany ny malagasy tsy vaky volo ka afaka ny hanery ny mpitondra hoe izao no voasoratra ka tsy maintsy atao?? Ny olomboafidy aza mbola vitan'ny mpitondra ny manova azy ho tendrena na "nominé" k'aiza ary ianao izany!! 2 izay!!

ny pays arabe, sy afrikanina (kadhafi, saddam, omar Bongo, faure gnassimbé) ihany no manana ilay fisainana hoe: izy president no manomboka, manao, ary mamarana ny rehetra rehetra

F'angaha moa Mkara arajeografia ao eropa sy efa nangataka ny hiditra ao anatin'ny U€ ka hanaraka ny misy ao fa tsy mitambatra intsony @ afrika, eny na dia nosy aza??? 8) Sao dia afangaronao aza ranamana laréunion sy dago!! 3 zay!!

izay no mahatonga ny filaharana sy manif matetika any andafy (france, angleterre, USA...), tsy voatery hanongana akory, fa milahatra mba hahatonga ilay rafitra demokratika hampiharina marina
izay no tsy mampitombina le hoe : iza no hasolo azy

Fomba fisehoan'ny démokrasia io na "une manifestation de la démocratie"!! Io mampifangaro ny dikateny ampidirin'ny mpitondra io no mahatonga ilay demokrasia @ tanin'akondro na "démocratie banannière"!!

Noho izany @ mahambola ao anaty kaontinanta afrikanina an'i Dago dia tsy aintsy ny olona hitondra no tadiavina izay vao apetraka ilay rafitra avy eo!! Izay no nisy satria izay no nolovaina t@ i renimalala, izay niezaka ny hampita an'i matesakoe tononinao saingy mbola tsy tonga ao antseranana ilay sambo nitondra ilay tena dikan'ilay heviny fa mbola any andranomasina any foana!! 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0637