siosio ka mety ho marina ve

21. rabingogilabanga ( 28/12/2008 14:42)

badboy :
Marina io raha "régime parlementaire", saingy tena régime parlementaire ve ny ampiasaintsika malagasy??? Sao dia mba misy modely hafa!! 1 zay!!


rien à voir @ izay type na regime ny separation de pouvoir, ary ny presidentialisme mihintsy aza no tokony hisy ny séparation reelle na pouvoir .

revise tes cours de droit constitutionnel

histoire:
A)France, dec 2008 régime presidentiel

Manifestation lycéenne, contre le reforme DARCOS, après 2 semaine de manif, recule du gouvernement
B) USA regime presidentiel fort
12 dec: 2008, nolavin'ny senat le plan de sauvetage financier des BIG THREE (chrisler, motors,

B)USA 1971, manifestation populaire contre la guerre de vietnam

500 000 manifestants (hippies, objecteurs de conscience et vétérans) se sont retrouvés dans la capitale fédérale américaine pour dénoncer la guerre du Vietnam commencée en 1964. Les forces de l'ordre procèdent à l'arrestation de 7 000 personnes, remplissant les prisons du district de Columbia et même un stade. Le président Richard Nixon s'efforcera de mettre fin à l'engagement américain au Vietnam. En 1973, les accords de Paris arrêteront les hostilités.

ny tiana ho lazaina dia tsotra, ny rafitra hahafahan'ny parlement miasa, sy ny vahoaka milahatra no amboary, rehefa tsara ny rafitra, n'iza n'iza eo, izay maro an'isa @ filaharana, na ao @ parlement, na eny @ syndicat no mandresy.

tao USA tsy ny president no nanao izany (Convention à Philadelphie le 25 mai 1787), toy izany koa tao france ( fa ny commune de paris, comité de salut public, front populaire, sy ny mai 1968 , etc...)
Underlined textItalic text

22. badboy ( 28/12/2008 16:22)
Ao fa rabingo no namorona ny droit constitutionnel ary eh (na dia miteniteny foana aza)!! Zay faly be @ izay???

ny tiana ho lazaina dia tsotra, ny rafitra hahafahan'ny parlement miasa, sy ny vahoaka milahatra no amboary, rehefa tsara ny rafitra, n'iza n'iza eo, izay maro an'isa @ filaharana, na ao @ parlement, na eny @ syndicat no mandresy.

Ka IZA ary no hametrak'ireo eh?? Rabingo?? Sa Andry TGV rehefa lany eo izy??? Sa Ravalomanana rehefa hitany hoe mila manova izy??
8) 8)
23. saranga ( 29/12/2008 08:45)
Toa lasa mpanohitra daolo ndray ange ny akama zany e
24. ainaheri ( 30/12/2008 06:23)
rafitia:

:twisted: :roll: :wink: sao dia hakatona eo indray ity serasera ity fa ataovy eo ihany ange

Za kosa tsy dakôro @ zany nama aa,angamba hisy filaharam-be eny @ ambasady ra izany klé, iantsona televizaonina sy mpanao gazety mitsy @ zay!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1188