Miss France 2009

1. Noue ( 07/12/2008 10:41)
iza no nahita ??? fa tena lasa ny heritreritro oe ny vazaha tena mbola tia lavitra ny metisy eeee ! ny dauphines metisy ny miss metisy ! milay be aaa ! :) =D> =D> =D> =D>
répondu par Noue le 11/12/2008 17:25
2. ainaheri ( 07/12/2008 12:37)
Zvtr amboarina ireny,efa programena oe iza ndray no laniana @ ity,jerevo fotsiny fa misy tsara noho ilay lany ao,naninn no tsy izy ary no nolaniana?,
3. tywa68 ( 07/12/2008 13:55)
Noue : tsy tia metisy zany ny vazaha, fa mahavariana ihany na zany aza t@ty finale omaly ty ! be ny manja fa tsy tao anatin'ireo 5 farany :°)
Metisy amerikana sy vazaha i miss 2009, tsy d tsara aloha ny fijeriko azy e fa zay zany e !
Koa ilay miss Mayotte niseho be saina, hoe te hanao politika sy niteny an'i Obama sns.. d nihahaka :-D
Fa ny nahagaga ahy d lava be daholo r'izareo !
4. kelly13 ( 07/12/2008 19:23)
fa ilay gasy, miss bretagne oa ôtran'ny hitako oe misy itovizana @ i nicole richie e, hahahaha
5. vale ( 07/12/2008 19:40)
ainaheri:

Zvtr amboarina ireny,efa programena oe iza ndray no laniana @ ity,jerevo fotsiny fa misy tsara noho ilay lany ao,naninn no tsy izy ary no nolaniana?,



:-D :-D ka ny tsara am ainaheri mety tsy tsara amin-dry zareo koooo! :-D :-D :-D :-D
6. vale ( 07/12/2008 19:42)
ny ahy koa le gasy iny no mba tiko ho lany tao!!! :^) :^) :^)
7. vale ( 07/12/2008 19:44)
Zà indray mahita oe rariny mihintsy raha lany lay Miss iny satria tena lavabee izy no mince beeee mihintsy mihoatra ny sasany, et ..elle est pas mal hein!!!! :{
8. vale ( 07/12/2008 19:47)
Noue:

iza no nahita ??? fa tena lasa ny heritreritro oe ny vazaha tena mbola tia lavitra ny metisy eeee ! ny dauphines metisy ny miss metisy ! milay be aaa ! :) =D> =D> =D> =D>
raha vao misy sipa de couleur fotsiny miaraka amina sipa vazah dia mahimahina fa ho lany le marron iny, efa leo fotsy ry zareo eeee, norma be mihintsy ny fijeriko ilay vote alou eeeee!!!


9. kelly13 ( 07/12/2008 20:19)
efa maigre ireny amiko fa tsy mince mince zany tsony! jereo doly ny sandrin'izy menakavy fa taolana mifono hoditra! dray dray dray, tsofin'ny mistral aty reny d lasa mivoana manidina doly hihihi
10. vale ( 07/12/2008 20:26)
:-D :-D :-D :-D kelly, ka ilay sandriny mihintsy no itako nisongadina teny aminy fa tena kely beeee ah!!!!!!! :-D :-D
11. kotobekibo ( 07/12/2008 23:19)
kelly13:

fa ilay gasy, miss bretagne oa ôtran'ny hitako oe misy itovizana @ i nicole richie e, hahahaha


Ilay miss bretagne dia tovovavy malagasy ray sy reny , fa kosa no- adopter -n'ireo RAD -ny vazaha t@ izy mbola volana vitsivitsy .
Izany no mahatonga ny anarany vazaha b .
Tafiditra 5° an! :wink:
12. tywa68 ( 08/12/2008 09:54)
Kotobekibo : hay tena gasy pure lay ohatran'ny karana endrika iny : nahay niteny izy aloha e !
Kelly13 : aoka hoa zay io manabokon'ozatra @ fitazaina valiha io fa mahabe-sandry :-D
13. lovelyri ( 08/12/2008 10:16)
asio sary fa zay ts nahita an'izany k'ty 8)
14. tywa68 ( 08/12/2008 10:43)
Ireo zany ny finalistes e :

http://www.tele7.fr/tv/news-tele/miss-france-2009-les-5-miss-finalistes/(gid)/675171
15. ni81 ( 08/12/2008 10:43)
http://video.msn.com/?mkt=fr-fr&vid=d4253608-551d-468d-a449-5155e011e42c&playlist=videoByUuids:uuids:4fa1ee29-37ef-4f8e-865a-05be7146e2fe&from=FRFR_Splash&tab=s1190910004796
16. sipagasy ( 08/12/2008 10:44)
vive 'Obarack'mania izany e!!!!!!!, nefa aty Frantsa efa averin'i Brice any an-taniny injay ny mainty tsssss, hihihih vazivazy iray an-dalana fa izay ny fahitako azy e!.............
17. sipagasy ( 08/12/2008 10:46)
sary kely notsongaina

http://sipagasy.blaogy.org/2008/12/07/miss-france-2009/
18. kelly13 ( 08/12/2008 13:12)
tywa68>lol, sady za kou nanabe fe t@ zoma fa nitady ity bozy creation-doza d nony hitanay le izy d tsisy nisy n'inon'inona tao hafa tsy produits artisanaux, grrr! presque vitanay ry kala iny prado ray manontolo iny a, hahahahahaha

ary aôna le zénévievy dé fonténé sy valérie begue? hahahaha! otran'ny zazakely miady d le tsy mifampiteny reny!
19. Samoana ( 08/12/2008 14:05)
kelly13:

tywa68>lol, sady za kou nanabe fe



(aza adika vilana hoa ny nomerao fa lasa mikrapa lavitsa loatra nareo :wink: )

Hitako mba nisinisy jerena ihany kosa ny kandidà t@ ity e! Tsy tena hoe skil izany raha nijery tsara azy ireo nandihy charleston ianareo
20. diamondra27 ( 08/12/2008 14:29)
za nijery fa avy haytrany dia haiko hoe iza no ho lany teo.

Tadidio raha mbola hijery ianareo amin'ny herintaona fa izay ratsy foana no lany eo , dia arakaraaka ny zava-misy tamin'ny zava-niseho tamin'ny miss teo aloha na actualite izany rehetra izany tsy maintsy takiana fa tsy ny hatsaran-tarehy intsiny izao no handaniana ny atao hoe Miss fa ny niveau intellectuel sy fitondra-tena , motivation sns.
Tsy teo amin'ny plateau teo ihany ange no nitsarana ireny Miss ireny fa tamin'ny sejour-ny e, dia somary asiana hoe vote de public eee.
Ahatsiarovako ny fahiny izy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6327