Miss France 2009

21. Samoana ( 08/12/2008 15:15)
diamondra27:

Ahatsiarovako ny fahiny izy izany.


efa miss fahiny angaha i diam's sa nanao diamondra de fontenay?

22. vale ( 08/12/2008 15:15)
manja kosa moa le lany iny eee ^^, sady niavaka be tamin'ny rehetra mihintsy fa ianareo izay variana tamin'ny le fotsy dia tsy hitanareo nisongadina izy!!!
23. Mirananirina ( 08/12/2008 16:17)
Teny tsy nijery aho ka voa mafy,nijery vaovao anefa aho dia fantatro hoe miss France rehefa avy eo,dia navadiko nt1 indray nijery catch.Adalana catch manko aho
24. Samoana ( 08/12/2008 16:40)
Mirana./Tsy voa mafy izany ianao. Mitovitovy ihany ny miss sy ny catcheur fa samy manao bikini :-D
25. mignone ( 08/12/2008 17:22)
tafiditra 4 eme azany lé gasy Bianca taillard
http://www.tele7.fr/tv/tout-sur-la-tv/miss-france-2009/miss-bretagne
26. diamondra27 ( 08/12/2008 21:45)
samoana :tantaraiko anao any ambadika le izy e
27. tywa68 ( 09/12/2008 08:42)
Teny tsy nijery aho ka voa mafy,nijery vaovao anefa aho dia fantatro hoe miss France rehefa avy eo,dia navadiko nt1 indray nijery catch.Adalana catch manko aho
tia catch ahoana mijery fotsiny sa tena mikotrana koa ? :°) :-w

Diam : mba tantarao anah koa an :lol: :wink:
28. ainaheri ( 09/12/2008 12:22)
Noue no tiko ho lany miss sera² hihihi

Vale>> za ngah mahay oe otran'inn zany tsara zany :wink:
29. tywa68 ( 09/12/2008 13:19)
ainaheri : mbola fatra-pifidy an :°)
30. ainaheri ( 10/12/2008 05:48)
tywa69>> Efa oe za tsy mahay,fa tsy oe fatra-pifidy hihihi
31. vale ( 10/12/2008 08:08)
ainaheri: :-D :-D :-D :-D
32. Noue ( 10/12/2008 08:09)
ainaheri:

Noue no tiko ho lany miss sera² hihihi



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
33. tywa68 ( 10/12/2008 09:28)
sivy ambienimpolo hono ry Noue a :-D :-D
34. sitlo ( 10/12/2008 13:18)
mba asio sary hoe jerena a
35. Mirananirina ( 10/12/2008 13:25)
Marina ny anao ry Samoana,Indrindra ny vhv anao catch tena tsara an,miampy ilay crie kely,hoatra ny miss mihitsy.
Tywa68 ;mijery fotsiny aho fa tsy mahay .Fan e.Ary tena mety marina raha mikotrana aho an.
36. Noue ( 11/12/2008 08:08)
diamondra27:

za nijery fa avy haytrany dia haiko hoe iza no ho lany teo.
zany aaaa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
37. tywa68 ( 11/12/2008 08:52)
manana boule kristal angah njy ry Diam ? :°) :-D
38. diamondra27 ( 11/12/2008 09:38)
Noue sy Tywa manana 6eme sens za, vao jerena ny fianganye fantatra we ty no lany

39. tywa68 ( 11/12/2008 09:45)
hay : d ahoana hono ny année 2009 ry Diam : mety ho favy ve sa ? maika krizy :°) :-D :-D
40. vale ( 11/12/2008 11:44)
diamondra27:

Noue sy Tywa manana 6eme sens za, vao jerena ny fianganye fantatra we ty no lany




ainjy tsara mihintsy izany le goût am-bazaha koa!!
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1215