Miss France 2009

41. diamondra27 ( 11/12/2008 14:03)
raha mijery nareo an nanomboka tam i elodie iny ny blem , dia tsy maintsy naka sipa mahay miady tsara fa tsy resaka beaute zany tsony no mikaonty ,

de zao indray black and white no malaza sady we americaine dia izay no laniana


tywa miandry actualite kely aloha fa tsy tonga de hitan'i boule de cristal izy
42. heidi ( 11/12/2008 16:20)
ainaheri:

Zvtr amboarina ireny,efa programena oe iza ndray no laniana @ ity,jerevo fotsiny fa misy tsara noho ilay lany ao,naninn no tsy izy ary no nolaniana?,

samy tsara daholo matoa lany miss tao ireo fa ny nahalàny azy angamba ny fomba famaly rehefa ametrahana kestion iny izy, ny intéligence-ny

:-P
43. mignone ( 11/12/2008 16:52)
en plus ny tsara am ainaheri zao mety ho ratsy aminy oul
44. Noue ( 11/12/2008 16:57)
ilay izy kosa aloha dia tiako satria metisy no lany na inona ilay fihavian'ilay olona eeee ! fa kosa nisy tena sipa manja ka manja anie zany eeee fa dia gaga aho oe naninona no tsy lany ????
ny fomba famaly rehefa ametrahana kestion iny izy, ny intéligence-ny
iééé ! io aloha dia miankina @ famaliany koa ee ! ilay manja be iny zao tena tsy nahita avaly nahafampo mahintsiny !
45. diamondra27 ( 11/12/2008 17:13)
iza le manja ny ahy zao le lorraine no tiko
46. Noue ( 11/12/2008 17:25)
iéééé ! izy aloha manja eee ! fa Franche Comté koa mba hitako oe manja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.322