Ny fomba fifampiantsoana
1. ni81
(
05/12/2008 07:51)
Samy manana ny fomba fifampiantsoany ny tsirairay.
Ny reny miantso an-janany ohatra dia misy manao hoe: ma puce, mon chou, ry sombinaiko, ry anaka, ry aiko.
Ny lehilahy indray @ sipany na rehefa manambady dia @ vadiny: o ry ise a, o ltia, chérie, malala
Dia rehefa mitantara @ namany dia hoe: ny ankiziko, ny madamako, rafotsy.
Ny vehivavy @ rangahy vadiny: malala, chéri
Dia rehefa miresaka @ vehivavy namana indray dia hoe: ny rams-ko, ingahirainy, ny rangà-ko.
Fa misy vazà vavy izay koa rehefa miresaka @ vadiny izy dia manao hoe: mon poulet :)
Mbola misy be dia be fa mba tohizo eo e!:D

répondu par ikaretsaka le 17/12/2008 23:43
2. fahamarinana
(
05/12/2008 07:58)
:arrow: :-D :-D ,ndraso klou hitady...hanalanareo eto aho fa aleo tsy hilaza. :) (l)
3. ni81
(
05/12/2008 07:59)
,ndraso klou hitady...hanalanareo eto aho fa aleo tsy hilazateneno fa tsy manin akia a! zà tsy manala izany raha tsy indray² fotsiny :-P
9. tslem
(
05/12/2008 10:21)
Ny ahy ny fiantsoako ny zanako lahy oe beloha na oe dada,ny fiantsoako ny zanako vavy ndray oe piso na neny,dia ny fiantsoako an-dram's ndray moa dia bedebedebe mintsy toa tsy ho voatanisa eto satria toa mety aminy daholo izay iantsoana azy koh! :°)
10. karinah
(
05/12/2008 11:22)
ny ahy ny fiantsoako ny zanako mamour, mon chou, neny, mon bébé, izy dol ireo rehetra ireo! (l) (l) (l) (l) (l) (l) :wink:
11. fahamarinana
(
05/12/2008 11:31)
:arrow: ilay ma sucre kosa tena mahatsikaiky aaaa...ry noue :-D :-D (l)
12. Noue
(
05/12/2008 15:43)
ka efa naheno an'io aho dia izay no nolazaiko anazy eto ee ! ilay ma puce mahafatifaty beeee :)
13. Rojoukel
(
05/12/2008 15:58)
Ny ahy ndray ny fiantsoko ny zanako (lahikely) de hoe be bobody ratsy na hoe le maditra ratsy.
14. ikaretsaka
(
05/12/2008 16:03)
Ny ahy indray ny nahazatra ahy taloha de rehefa akama ka manana bavy na rahavavy de ataoko hoe valy aby
15. heidi
(
05/12/2008 16:19)
ny anay ndray ny fiantsoana ilay bandy teo antanàna tsy dia misy atao fa mikoty ny sipa mandalo fotsiny no atao raharaha dia antsoinay hoe
"omby", ohatra hoe zà tsy hadalo eo fa feno omby be dia be eo fa menatra zà :°)
"omby", ohatra hoe zà tsy hadalo eo fa feno omby be dia be eo fa menatra zà :°)
16. ikaretsaka
(
05/12/2008 17:19)
Nen drabaininay indray rehefa ankizy de koto raha lahy de bozy raha vavy no fiantsony azy
17. Papoose
(
05/12/2008 20:17)
boudchou de misy anle ray nalaza be t@ nice people ry koo in mo eee
ny ahy de papoose ihany e :°)
ny ahy de papoose ihany e :°)
19. kotobekibo
(
05/12/2008 23:23)
mba fantatrareo v ny biby mora manary sy maka 600kg ao anatin'ny indray alina ?
valiny :
ref hatory d hoy ilay lhl hoe :
- viens dormir ma petite puce ,
fa nony maraina ny andro d hoy indray lery hoe :
- lèves-toi grosse vache
:-D :-D :-D
valiny :
ref hatory d hoy ilay lhl hoe :
- viens dormir ma petite puce ,
fa nony maraina ny andro d hoy indray lery hoe :
- lèves-toi grosse vache
:-D :-D :-D