Ny fomba fifampiantsoana

41. tywa68 ( 09/12/2008 11:07)
inn akia no mampmé anjy a : ny omby no manao mon... :-D :-D
42. fahamarinana ( 09/12/2008 11:09)
:arrow: =)) =)) ... (l)
43. Papoose ( 10/12/2008 03:05)
chou
44. ni81 ( 10/12/2008 03:40)
inn akia no mampmé anjy a : ny omby no manao mon...
:-D :-D mahita lazaina mihitsy an! :-* tohizan-tsika io @ manaraka fa bye klou e!
45. ikaretsaka ( 10/12/2008 05:32)
Eo de mody anona eo ndray le tywa nefa izany aza no fifampiantsoan'nyany @ nanata ko!
46. tywa68 ( 10/12/2008 09:27)
:lol:
47. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:33)
[size=6px]tenisany hoa tssss[/size] :-D :-D :-D
sangisangy ny ahy an
48. Noue ( 11/12/2008 08:09)
mon poussin
49. sakaizakely ( 11/12/2008 08:13)
reto ksoulah sy ksouvavy ireto an :-D :-D :-D :-D :-D
50. tywa68 ( 11/12/2008 08:54)
sakaizakely > rhf tezitra kosa angambany io fiantsoana io :-D :lol:
51. Papoose ( 11/12/2008 17:51)
masiso
52. kotobekibo ( 17/12/2008 15:48)
misy koa ny hoe : peta , piso , bébé , neni-kely , bota , mamour , vady , nours , betay , nandra , venansa , ...
mbola misy aza ny manao hoe " ndevo " , satria ref mpivady hono d lasa mifanandevo . :-D :-D :-D
53. ikaretsaka ( 17/12/2008 23:43)
misy kao le mifanao izy an!

Ho aiz'izy (mantsy ny hoe ho aiza enao)
na hoe ity nen'azy (nefa hoe ity nenao)

any @ faritra sasany indray Babany sy i mamany avao de basy ka..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1964