Nendra

1. akamatiana ( 03/12/2008 06:41)
Inona kay no tsy mampa-tasy le zaza voan'ny nendra reny refa sitrana ???? efa takim-pery le izy amizao .

Misaotra
répondu par arialy le 16/12/2008 08:48
2. ni81 ( 03/12/2008 06:44)
Aleo manatona dokotera fa malia dia malia ny hoditry ny zaza ka manahirana be, fa matetika aloha ireny dia afaka soa aman-tsara ihany ny tasy
3. kotobekibo ( 03/12/2008 10:36)
raha mbola kely d efa voan'ny nendra ny zaza d afaka tsy misy mijanona ny tasy . Tsy mila manao n'inn n'inn , miala ho azy ny takipery avy eo .
Misy ol fantako efa olondehibe izy vao voa , izany hoe nifindran'ny zanany d tena feno tasy ny tarehin'i lery any . :-P tsy mihomehy loza aho! :-D
4. fitiatantely ( 03/12/2008 10:56)
toa afaka ouazy ireny kah! ts mila asiana n'inon'inona, na de olon-dehibe aza no voa de afaka ihany ny tasy, ny cousine-ko efa 23ans vao tratra fa afaka ihany tsy nasiana fanafody na zavatra hafa. Fa ny loza, za mbola ts voa de matahotra aho refa misy olona voa eo @ manodidina sao mifindra amiko, ôrera be fa ra za no voa angamba andosiran'ny olona fa lazainy hoe extraterrestre, :°) any am-piasana angamba tsy tafiditra eo ambavahady fa mitsoaka hatr@ gardien; inona marina ny atao mba tsy hifindrany?
5. kotobekibo ( 03/12/2008 11:02)
fitiatantely > tsy misy , satria otran'ny vaksiny naturel iny , ny tenanao no manamboatra ny fiadiana aminy ref voa ianao . Mety efa voa njy t@ mbola zaza kely fa tsy tadidin-njy fotsiny .
6. fitiatantely ( 03/12/2008 11:15)
za mbola ts voa mihitsy hono ouzy mamanay, sady ts mety voa nefa misy voa foana ny ankizy ao an-trano isan-taona, de matahotra aho
7. kotobekibo ( 03/12/2008 11:26)
Normalement efa manana anticorps njy izany , aza matahotra fa tsy ho voa intsony . :wink:
8. ni81 ( 03/12/2008 11:39)
Ny bebenay , tadidiko tsara fa teo @ faha-50 taonany no voan'ny nendram-boalavo :lol: :lol:
9. kotobekibo ( 03/12/2008 11:52)
ojyyy!!! looooza ... :-D :-D :-D
10. ni81 ( 03/12/2008 12:00)
Tena marina e!
11. kotobekibo ( 03/12/2008 12:03)
possible an! fa d looza kouh :-P
12. fitiatantely ( 03/12/2008 12:51)
ni81:

Ny bebenay , tadidiko tsara fa teo @ faha-50 taonany no voan'ny nendram-boalavo :lol: :lol:


loooza zany! de ahoana? SAO de mba zvtr hafa zany f ts nendra
13. kotobekibo ( 03/12/2008 13:03)
fitiatantely:

ni81:

Ny bebenay , tadidiko tsara fa teo @ faha-50 taonany no voan'ny nendram-boalavo :lol: :lol:


loooza zany! de ahoana? SAO de mba zvtr hafa zany f ts nendra



Fa sao d nosoloin'i bebe a lé e ao @ ilay teny hoe nendra ohatra . :-D :-D :-D
14. Papoose ( 04/12/2008 02:51)
hay ve "nendra" no fiantsoana an'io eee!! heveriko fa endra!! loza! :oops:
15. akamatiana ( 04/12/2008 05:53)
ka le izy ane ry zareo ka le takim-pery iny kokoriny de miendaka tounde lavaka be le eo , de mataotra za we so de tsy afaka ireny kle
16. fitiatantely ( 04/12/2008 06:06)
fa nga izy mbola zazakely ts afaka baikoina hoe aza kôrina? de maninona ndray ra mandeha any @ dokotera sao misy ihany ny fanafody mahamaina fery haingana!
17. ni81 ( 04/12/2008 06:32)
ka le izy ane ry zareo ka le takim-pery iny kokoriny de miendaka tounde lavaka be le eo , de mataotra za we so de tsy afaka ireny kle
fa nga izy mbola zazakely ts afaka baikoina hoe aza kôrina? de maninona ndray ra mandeha any @ dokotera sao misy ihany ny fanafody mahamaina fery haingana!
ka na ny lehibe aza indraindray ange tsy voatana fa adinodino dia mihaotra e! Mandeha dokotera ihany no mety dia omeny fanafody hampijanona ny hidihidy
18. fitiatantely ( 04/12/2008 06:45)
zay mintsy aky a! de ataovy fohy kely koa ny hohony @zay tsy de mandratra be rehefa mihôtra izy
19. akamatiana ( 04/12/2008 08:03)
mbola kely mitsy 7 mois , efa minana fanafody sy miosotra eosine izy fa de tsy haiko na le mitsapatsapa iny izy de mahatsapa le takim-pery tounde kohany le izy de miendaka , ny hohony kou efa fohy mitsy . Tsitako mitsy ze fika :idea:
20. fitiatantely ( 04/12/2008 11:07)
ampanaovy gan tanana ndray ary é! de @ ts afaka mihoatra ny hohony fe voafono ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2619